La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez

La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez

1.Nandao Anao ela aho, Raiko ô! Izao dia te-hody aho; Maniry hiankina an-tratranao, Izao dia te-hody aho. Fiv : :,: Inty tamy aho, Raiko malala ô, Raiso.

Présentations similaires


Présentation au sujet: "1.Nandao Anao ela aho, Raiko ô! Izao dia te-hody aho; Maniry hiankina an-tratranao, Izao dia te-hody aho. Fiv : :,: Inty tamy aho, Raiko malala ô, Raiso."— Transcription de la présentation:

1

2 1.Nandao Anao ela aho, Raiko ô! Izao dia te-hody aho; Maniry hiankina an-tratranao, Izao dia te-hody aho. Fiv : :,: Inty tamy aho, Raiko malala ô, Raiso ny tanako. :,: Cela fait longtemps que je t’ignore Père Mais aujourd’hui je veux revenir à Toi Je veux reposer sur Toi Oui je veux revenir à Toi Me voici, Père d’amour Prends ma main

3

4 2. Maniry hanana fiadanam-po, Izao dia te-hody aho, Sy mba hivesatra ny zioganao, Izao dia te-hody aho, Fiv : :,: Inty tamy aho, Raiko malala ô, Raiso ny tanako. :,: Je veux recevoir la paix du coeur Je veux revenir à Toi Afin que mon joug soit moins lourd Oui je veux revenir à toi Me voici, Père d’amour Prends ma main

5

6 3. Itambesaran’ny ota natao ‘Zao dia te-hody aho, Matoky anefa fa horaisinao ‘Zao dia dia te-hody aho. Fiv : :,: Inty tamy aho, Raiko malala ô, Raiso ny tanako. :,: Multiples sont mes péchés Mais je veux revenir à Toi J’ai confiance que malgré cela tu m’accueilleras Oui je veux revenir à Toi Me voici, Père d’amour Prends ma main

7

8 4. Raha tsy mendrika ny ho zanakao, Izao dia te-hody aho, Ataovy isan’ny mpanomponao, Izao dia te-hody aho. Fiv : :,: Inty tamy aho, Raiko malala ô, Raiso ny tanako. :,: Même si je ne suis pas digne d’être ton enfant Je veux revenir à Toi Compte moi parmi tes serviteurs Je veux revenir à Toi Me voici, Père d’amour Prends ma main

9

10 5. Indro fa tazako ny sandrinao, Izao dia te-hody aho, Mitsotra mba hisakambina re, Izao dia te-hody aho Fiv : :,: Inty tamy aho, Raiko malala ô, Raiso ny tanako. :,: A présent je ressens ta présence Oui je veux revenir à Toi Je te remercie pour cette rencontre Je reviens à Toi Père Me voici, Père d’amour Prends ma main

11


Télécharger ppt "1.Nandao Anao ela aho, Raiko ô! Izao dia te-hody aho; Maniry hiankina an-tratranao, Izao dia te-hody aho. Fiv : :,: Inty tamy aho, Raiko malala ô, Raiso."

Présentations similaires


Annonces Google