La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez

La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez

FFPM 170 : 1, 3, 4. 1- Ry Jeso ny fitiavanao No ifalianay. Favoavono Hianao, Hisolo voina anay. Mba raisonao re Ny saotra aterinay izao, Ho fanajana Anao,

Présentations similaires


Présentation au sujet: "FFPM 170 : 1, 3, 4. 1- Ry Jeso ny fitiavanao No ifalianay. Favoavono Hianao, Hisolo voina anay. Mba raisonao re Ny saotra aterinay izao, Ho fanajana Anao,"— Transcription de la présentation:

1 FFPM 170 : 1, 3, 4

2 1- Ry Jeso ny fitiavanao No ifalianay. Favoavono Hianao, Hisolo voina anay. Mba raisonao re Ny saotra aterinay izao, Ho fanajana Anao, Mpamonjy tia! Jésus, Ton amour nous réjouit Tu es mort en souffrant à notre place Reçois notre reconnaissance Par respect pour Toi, notre Sauveur.

3 3- Ambony ny firiavanao, Ka tsy mba takatray; Kanefa noho ny herinao, Hiezaka izahay. Mba raisonao re Ny saotra aterinay izao, Ho fanajana Anao, Mpamonjy tia! Ton amour est si fort que nous ne pouvons le comprendre Mais à cause de Ta puissance, Nous allons nous efforcer. Reçois notre reconnaissance Par respect pour Toi notre Sauveur.

4 4- Hiezaka izahay, Jeso! Ka mba ho tia Anao. Ka tsy hatahotra eso koa, Noho ny aminao! Mba raisonao re Ny saotra aterinay izao, Ho fanajana Anao, Mpamonjy tia! Jésus, nous allons nous efforcer de T'aimer Nous ne craindrons d'être méprisé à cause de Toi. Reçois notre reconnaissance Par respect pour Toi notre Sauveur.


Télécharger ppt "FFPM 170 : 1, 3, 4. 1- Ry Jeso ny fitiavanao No ifalianay. Favoavono Hianao, Hisolo voina anay. Mba raisonao re Ny saotra aterinay izao, Ho fanajana Anao,"

Présentations similaires


Annonces Google