La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez

La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez

FFPM 298. FFPM Aina no fetra, ry Tompo Mpanjaka 1- Aina no fetra, ry Tompo Mpanjaka ! Aina no fetra anarahana Anao, Ka ny faneva tsy maintsy.

Présentations similaires


Présentation au sujet: "FFPM 298. FFPM Aina no fetra, ry Tompo Mpanjaka 1- Aina no fetra, ry Tompo Mpanjaka ! Aina no fetra anarahana Anao, Ka ny faneva tsy maintsy."— Transcription de la présentation:

1

2 FFPM 298

3 1- Aina no fetra, ry Tompo Mpanjaka
1- Aina no fetra, ry Tompo Mpanjaka ! Aina no fetra anarahana Anao, Ka ny faneva tsy maintsy ho zaka, Ny fanompoana tsy maintsy hatao. Jusqu'à la mort, ô Seigneur Jusqu'à la mort, nous Te suivrons Nous devons porter notre drapeau, Nous devons servir.

4 Indreto izahay hilanja faneva. Ilay hazo izay nanavotana anay
Indreto izahay hilanja faneva ! Ilay hazo izay nanavotana anay. An-tsitrapo no anoloranay tena, Ka tano mba ho Anao izahay. Nous voici, portant notre étendard, Cette croix qui nous a sauvés. Volontairement, nous nous offrons Alors, garde nous.

5 2- Aina no fetra ho enti-manoa Ilay Zanakondry nisolo anay ; Fandavan-tena sy fanaovan-tsoa No fianarana atolotra anay, Jusqu'à la mort, nous servirons l' Agneau Qui nous a sauvés Dévouement et bienfaisance Nous ont été enseignés.

6 Indreto izahay hilanja faneva. Ilay hazo izay nanavotana anay
Indreto izahay hilanja faneva ! Ilay hazo izay nanavotana anay. An-tsitrapo no anoloranay tena, Ka tano mba ho Anao izahay. Nous voici, portant notre étendard, Cette croix qui nous a sauvés. Volontairement, nous nous offrons Alors, garde nous.

7 3- Aina no fetra, ry Tompo malala
3- Aina no fetra, ry Tompo malala ! Aina no fetran’ny fitiavanay ; Ka sanatria izay handao na hiala ; Mandrakizay, ho Anao izahay. Jusqu'à la mort, Seigneur bienaimé Jusqu'à la mort, nous T'aimerons Jamais nous Te laisserons ni Te quitterons.

8 Indreto izahay hilanja faneva. Ilay hazo izay nanavotana anay
Indreto izahay hilanja faneva ! Ilay hazo izay nanavotana anay. An-tsitrapo no anoloranay tena, Ka tano mba ho Anao izahay. Nous voici, portant notre étendard, Cette croix qui nous a sauvés. Volontairement, nous nous offrons Alors, garde nous.

9 4- Aina no fetra, ny nofo anefa Mora mirona ho lavo indray, ka manampia, ry Mpandresy mahefa ! O ! mba tantano hazony izahay. Jusqu'à la mort, pourtant la chair tend à rechuter Aussi, aide-nous, puissant victorieux. Conduis-nous et retiens-nous.

10 Indreto izahay hilanja faneva. Ilay hazo izay nanavotana anay
Indreto izahay hilanja faneva ! Ilay hazo izay nanavotana anay. An-tsitrapo no anoloranay tena, Ka tano mba ho Anao izahay. Nous voici, portant notre étendard, Cette croix qui nous a sauvés. Volontairement, nous nous offrons Alors, garde nous.

11 5 Aina no fetra, ka ampio, ry Fanahy. Aina no fetra, vonjeo e, ry Ray
5 Aina no fetra, ka ampio, ry Fanahy ! Aina no fetra, vonjeo e, ry Ray ! Aina no fetra. izahay re no sahy ; Aina, no fetra handresy izahay. Jusqu'à la mort, alors aide-nous, Saint Esprit Jusqu'à la mort, sauve-nous, Père, Jusqu'à la mort, nous serons audacieux, Jusqu'à la mort, nous vaincrons.

12 Indreto izahay hilanja faneva. Ilay hazo izay nanavotana anay
Indreto izahay hilanja faneva ! Ilay hazo izay nanavotana anay. An-tsitrapo no anoloranay tena, Ka tano mba ho Anao izahay. Nous voici, portant notre étendard, Cette croix qui nous a sauvés. Volontairement, nous nous offrons Alors, garde nous.

13


Télécharger ppt "FFPM 298. FFPM Aina no fetra, ry Tompo Mpanjaka 1- Aina no fetra, ry Tompo Mpanjaka ! Aina no fetra anarahana Anao, Ka ny faneva tsy maintsy."

Présentations similaires


Annonces Google