La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez

La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez

FFPM 539 : 1, 2.

Présentations similaires


Présentation au sujet: "FFPM 539 : 1, 2."— Transcription de la présentation:

1 FFPM 539 : 1, 2

2 1. Faly dia faly Izahay mpanomponao, Izay mihira eto anatrehanao
1. Faly dia faly Izahay mpanomponao, Izay mihira eto anatrehanao. Fa be fiantra Hianao, Ry Jeso Tompo tianay! Ka feno haravoana Tokoa izahay; Nous sommes heureux nous Tes serviteurs Qui chantons devant Toi. Car Tu es plein de compassion Seigneur Jésus Tu nous aimes Alors nous sommes pleins d'allégresse.

3 Faly dia faly Izahay mpanomponao, Izay mihira eto anatrehanao.
Nous sommes heureux Nous Tes serviteurs Qui chantons devant Toi.

4 2. Ela dia ela No nandavanay Anao; Be ny zava-dratsy efa vitanay
2. Ela dia ela No nandavanay Anao; Be ny zava-dratsy efa vitanay. Na diso aza izahay, Anefa faly aminao; Fa afakao ny helokay, Ry Tompo tianay! Longtemps Nous T'avons renié Nombreux sont les méfaits Que nous avons accomplis. Malgré nos fautes

5 Faly dia faly Izahay mpanomponao, Izay mihira eto anatrehanao.
Nous sommes heureux Car Tu as pardonné nos péchés Toi notre Seigneur qui nous aimes.

6


Télécharger ppt "FFPM 539 : 1, 2."

Présentations similaires


Annonces Google