482 Avia ry mino ! Hifaly sy hihoby, Avia, avia hankany Betlehema : Teraka Jeso, Tompon’ny anjely ; Avia hitsaoka Azy (in-3) Izay Tomponao ! Venez ô croyants Vous réjouir et célébrer Venez, allons ensemble à Bethléem Jésus, le Seigneur des Anges est né Allons le célébrer Il est ton Seigneur. 482 67- AVIA RY MINO
482 Tompon’ny tompo, Andriananahary, Nefa mba zana-behivavy koa ; Zanak’i Maria, Nefa Zanahary ; Avia hitsaoka Azy (in-3) Izay Tomponao ! Seigneur des seigneurs, Dieu Créateur, Mais aussi fils d’une femme, Fils de Marie Allons le célébrer Il est ton Seigneur 482 67- AVIA RY MINO
482 3 Derao, ry anjely, Mihobia mafy, Ry mponina an-danitra ao Ambony ao ! Dera sy laza Atolory Azy ; Avia hitsaoka Azy (in-3) Izay Tomponao ! Ô Anges, célébrez Le, Ô Peuple du ciel chantez fort, Offrez-Lui gloire et prestige ***Allons le célébrer*** Il est ton Seigneur 482 67- AVIA RY MINO
482 4-He, arahaba, Tonga aty an-tany Ny Tompo, Mpamonjy Sy mpanjaka koa, Tenin’ny Rainy Voatafy nofo, Avia hitsaoka Azy (in-3) Izay Tomponao ! 482 Nous te souhaitons la bienvenue sur terre, Notre Roi, Seigneur et Sauveur, Parole du Père devenue Chair Allons le célébrer Il est ton Seigneur 67- AVIA RY MINO