La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez

La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez

Andraikitry ny Kaomina amin’ny fitantanana sy fanaraha-maso ny fotodrafitrasa Atrik’asa 10, 11 Novambra 2015, Mahambo AREA : Programme Accès Rural à l’Eau.

Présentations similaires


Présentation au sujet: "Andraikitry ny Kaomina amin’ny fitantanana sy fanaraha-maso ny fotodrafitrasa Atrik’asa 10, 11 Novambra 2015, Mahambo AREA : Programme Accès Rural à l’Eau."— Transcription de la présentation:

1 Andraikitry ny Kaomina amin’ny fitantanana sy fanaraha-maso ny fotodrafitrasa Atrik’asa 10, 11 Novambra 2015, Mahambo AREA : Programme Accès Rural à l’Eau Potable et à l’Assainissement financé par l’Union Européenne 60 volana 5 ONG Tanjona : fanafainganana ny fananterahana ny ODM Ao anatin’ny Kaomina ambanivohitra mihoatra ny 50 ao anatin’ny faritra 11

2 TANJON’NY ATRIK’ASA Fanompanana ny dinika amin’ny fitrandrahana (Exploitation)ny fitompoan-draharaha Fizarana ny traik’efa ananan’ny Kaomina : Fahombiazana, olana, soso-kevitra ho famahana olana Mandinika ireo fomba azo tanterahana amin’ny fitaovana ampiasaina, singa famaritana, ny hoenti-manana, servisy Izany rehetra izany dia ao anatin’ny zotra 3: Fitantanana sy fanaraha-maso ny fotodrafitrasa amin’ny lafiny fitompoan-draharaha ny Kaomina ambanivohitra

3 TANJON’NY ATRIK’ASA Inona no voalaza ny fehezan-dalana, Inona no efa navoitra tamin’ny atrik’asa taloha? Inona ny andraikitra ny tsirairay? Inona avy ireo zavatra andrasan’ny Kaomina, inona ny atao hoe STEAH, ahoana ny fanaraha-maso sy ny tomban’ezaka? Ahoana ny hanohanana azy, Ahoana ny hanatsarana ny fandrindrana ny asa? Fitantanana sy fanaraha-maso ny fotodrafitrasa amin’ny lafiny fitompoan-draharaha ny Kaomina ambanivohitra

4 Fandaharam-potoana ny atrik’asa ny 11 Novambra 2015  Maraina  Maraina : 8h30 – 9h10 : Fizarana 1 : Fampahafantarana amin’ny ankapobeny 9h10 – 10h30 : Fizarana 2 : Fehezan-dalana mahakasika ny rano, fampahafantarana ny fehi-kevitra ny atrik’asa AREA taloha 10h30 – 11h00 : Fakan-drivotra 11h00 – 12h15 : Fizarana 3 : Fizarana traikefa; Fampahafantarana ankapobe ireo 5ONG miaraka amin’ny fandaharan’asa AREA  Après-midi : 13h30 – 15h30 : Fizarana 4 : Asa isam-bondrona 15h30 – 16h00 : Fakan-drivotra 16h00 – 17h30 : Fizarana 5 : Fanehoana ny vokatry ny asa isam-bondrona, fehin-kevitra ny atrik’asa

5 FANOMANANA NY ASA ISAM-BONDRONA 1.Fizarana ireo mpandray anjara ho vondrona 6 mifangaro ka olona 8 na 9 isam-bondrona 2.Ny vondrona tsirairay dia ahitana ny solon-tena ny Kaomina, teknisiana,, Minisitera, DREAH, ONG 3.Ny vondrona tsirairay dia manendry Filoha, mpanamora, mpitan-tsoratra, ary mpanao tatitra

6 Lohahevitra 3 :  Fanaraha-maso ara-teknika sy ara-bola ny mpitantana iombonana na mpitantana tsy miankina (fandaharan’asa, fanatanterahana, singam-pamantarana)  Ny andraikitra sahanin’ny tsirairay voakasika ny fanaraha-maso ny fotodrafitrasa (iza, inona, oviana, ahoana?)  Ny fandehanan’ny fitantanana ny Kaomina sy fanaraha-maso ny fotodrafitrasa. (famatsiam-bola, fotoana hanatanterahana ny fanaraha-maso, fikojakojana sy fanamboarana, famatsiana kojakoka FANDAMINANA NY ASA ISAM-BONDRONA


Télécharger ppt "Andraikitry ny Kaomina amin’ny fitantanana sy fanaraha-maso ny fotodrafitrasa Atrik’asa 10, 11 Novambra 2015, Mahambo AREA : Programme Accès Rural à l’Eau."

Présentations similaires


Annonces Google