La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez

La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez

Manambara ny finoantsika an'i Jesoa Kristy isika / dia araka ny tenin'i Jaona Mpanao Batisa hoe / "Indro ny Zanak'ondrin'Andriamanitra / Izay manaisotra.

Présentations similaires


Présentation au sujet: "Manambara ny finoantsika an'i Jesoa Kristy isika / dia araka ny tenin'i Jaona Mpanao Batisa hoe / "Indro ny Zanak'ondrin'Andriamanitra / Izay manaisotra."— Transcription de la présentation:

1 Manambara ny finoantsika an'i Jesoa Kristy isika / dia araka ny tenin'i Jaona Mpanao Batisa hoe / "Indro ny Zanak'ondrin'Andriamanitra / Izay manaisotra ny fahotan'izao tontolo izao" (Jao. 1 : 29) / Sy araka ny teny nataon'i Andrea hoe / "Efa nahita ny Mesia izahay" (Jao. 1 : 41) / Avec les premiers témoins de Jésus-Christ, confessons la foi chrétienne en proclamant : Avec Jean-Baptiste :"Voici l'Agneau de Dieu qui enlève le péché du monde" ; Avec André : "Nous avons trouvé le Messie" ;

2 Sy araka ny teny nataon'ny Samaritana hoe / "Ny tenanay no nandre, ka fantatray fa Izy tokoa no Mpamonjy izao tontolo izao" (Jao. 4 : 42) / Sy araka ny teny nataon'i Petera hoe / "Ianao no Kristy Zanak'Andriamanitra velona" (Mat. 16 : 16) / "Ianao no manana ny tenin'ny fiainana mandrakizay" (Jao. 6 : 68) / Avec les Samaritains : "Nous savons que c'est lui qui est véritablement le Sauveur du monde" ; Avec Pierre "Tu es le Christ, le Fils du Dieu vivant" ; " Tu as les paroles de la vie éternelle. "

3 Ary araka ny teny nataon'i Tomasy hoe : "Tompoko sy Andriamanitro" (Jao. 20 : 28) Amena.
avec Thomas : "Mon Seigneur et mon Dieu !" Amen.


Télécharger ppt "Manambara ny finoantsika an'i Jesoa Kristy isika / dia araka ny tenin'i Jaona Mpanao Batisa hoe / "Indro ny Zanak'ondrin'Andriamanitra / Izay manaisotra."

Présentations similaires


Annonces Google