La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez

La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez

FF 48.

Présentations similaires


Présentation au sujet: "FF 48."— Transcription de la présentation:

1 FF 48

2 1-Andriamanitra fitiavana Ianao Ka mihevitra ny momba anay ety Raha mifoha maraina izahay Dia tsy afaka ambavanay ny hoe: Ampy ho anay ny fahasoavanao. Dieu, Tu es Amour, Car Tu te préoccupes pour nous, Dès le matin au réveil, nous ne nous lassons pas de répéter Ta bonté nous suffit.

3 Raha maraina mibaliaka ny andronay ety Ianao no masoandro nihaviany Raha ny alin’ny ririnina no mandalo ety Ianao no kintana hitantana ny dia Ka ny vavaka atao izay mipololoitra am-ponay ao hoe : Izahay anie hatoky Anao. Quand notre vie est un matin éclatant, Tu es le soleil qui en est la source, Pendant les nuits d'hiver, Tu es l'étoile qui guide notre route. Aussi, la prière qui jaillit de nos coeurs est : Nous Te ferons confiance.

4 2-Andriamanitra fitiavana Ianao Ka mitantana ny dianay ety Raha mandimby ny andro ny alina Mbola hatokanay ny deranay hoe : Ampy ho anay ny fahasoavanao. Dieu, Tu es Amour, Tu guides nos pas, Que les jours se succèdent aux nuits, notre seule louange sera toujours : Ta bonté nous suffit.

5 Raha maraina mibaliaka ny andronay ety Ianao no masoandro nihaviany Raha ny alin’ny ririnina no mandalo ety Ianao no kintana hitantana ny dia Ka ny vavaka atao izay mipololoitra am-ponay ao hoe : Izahay anie hatoky Anao. Quand notre vie est un matin éclatant, Tu es le soleil qui en est la source, Pendant les nuits d'hiver, Tu es l'étoile qui guide notre route. Aussi, la prière qui jaillit de nos coeurs est : Nous Te ferons confiance.

6


Télécharger ppt "FF 48."

Présentations similaires


Annonces Google