La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez

La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez

Fanotaniana avy @ireo ONG AREA ho an’ny Ministeran’ny Rano, ny Fidiovana ary ny Fanadiovana   Fampahafantarana ny lalana mifehy ny rano vaovao mikasika.

Présentations similaires


Présentation au sujet: "Fanotaniana avy @ireo ONG AREA ho an’ny Ministeran’ny Rano, ny Fidiovana ary ny Fanadiovana   Fampahafantarana ny lalana mifehy ny rano vaovao mikasika."— Transcription de la présentation:

1 Fanotaniana avy @ireo ONG AREA ho an’ny Ministeran’ny Rano, ny Fidiovana ary ny Fanadiovana
Fampahafantarana ny lalana mifehy ny rano vaovao mikasika ny fitompoan-draharaha sy ny andraikitry ny kaominina mikasika ny fitantanana ny fotodrafitrasan’ ny rano, ka ireto avy ny fanontaniana momba izany: ·        Inona ny atao hoa ,ny anjara asany ? ·        Ahoana ny famatsiana ara-bola ny STEAH : anjaran’ny mpanjifa, ny anjaran’ny teti-bolan’ny kaominina  ? Ahoana ny fomba anangonana ny vola sy ny fikojakojana ny fotodrafitrasa , fitahirizana azo antoka sy mangarahara ? ·       Iza no manaramaso ahoana ny ahazona antoka ny fanarahamaso ara-teknika sy ara-bola izay tanterahan’ny kaominina? Momban’ny fametrahana ny OREAH sy eo ampiandrasana ny fametrahana azy ho ara-dalana, ahoana ny fomba fametrahana ny STEAH sy ny fanarahamaso azy? Iza o mamaha raha toa ka misy ny olana Atelier AREA Rôle de la commune dans la gestion et le suivi des ouvrages et 11 Novembre 2015, Mahambo

2 Fanotaniana avy @ireo ONG AREA ho an’ny Ministeran’ny Atitany sy ny Fanampariaham-pahefana
Ahoana ny hiantohana ireo tamberimbidy sy hetra azon’ny kaominina ka tsy ho ampiasaina raha sy ny fanadiovana  ? Karazana kaonty manao ahoana? Iza no tompon’andraikitra manao sonia ? Iza no manaramaso ? Aiza ho aiza ny toeran’ny Ministeran’ny Atitany sy ny Fanampariaham-pahefana mikasika ny andraijkitry ny ny fitompoan-draharaha indrindra fa ny fanarahamaso ny fotodrafitrasa misy? Raha misy kaominina efa nahazo fiofanana sy manana asa fitompoan-draharaha ka tsy manaiky na tsy mandray ny andraikitra tandrify azy, inona ny fepetra raisina? Inona avy ny fomba fanarahamason’ireo solotenam-panjakana eny anivon’ny Distrika sy/na eny anivon’ny faritra ? Atelier AREA Rôle de la commune dans la gestion et le suivi des ouvrage s et 11 Novembre 2015, Mahambo


Télécharger ppt "Fanotaniana avy @ireo ONG AREA ho an’ny Ministeran’ny Rano, ny Fidiovana ary ny Fanadiovana   Fampahafantarana ny lalana mifehy ny rano vaovao mikasika."

Présentations similaires


Annonces Google