La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez

La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez

FFPM 351.

Présentations similaires


Présentation au sujet: "FFPM 351."— Transcription de la présentation:

1 FFPM 351

2 Fa miposaka aminao ny fahazavana soa ;
1- Tsy hangina re ny hoby, noho hianao ry Ziona ; Enfants de Sion, que la louange ne se taise pas Fa miposaka aminao ny fahazavana soa ; Car la lumière du salut nous éclaire Ny fanilom-pamonjena, indro fa torina Sortez, brandissez la bannière du salut Hanazava ny olona tokoa. Qui vient éclairer le peuple

3 Tsenao re ny Mpanjaka, fa avy aminao
Mivoaha, asandrato ny faneva soanareo ; Vous qui êtes désignés Elevez vos voix Tsenao re ny Mpanjaka, fa avy aminao Accueillez le Roi qui vous offre le salut Ny famonjeny sy ny lova izay atolony anao Le salut et son héritage voilà ce qu’Il t’offre Satria hianao dia tsy foiny. Car tu lui est cher

4 Sy anaram-baovao no iantsoana anao
2- Voninahi-panjakana isaloranao Rêvétons-nous de sa gloire Sy anaram-baovao no iantsoana anao Car tu es appelé par un nouveau nom Fampakaram-bady, fety anaingàna anao L’alliance est la fête de ta consécration Mba ho an’i Kristy, Ilay Tomponao. Qui témoigne que Christ est ton Sauveur

5 Tsenao re ny Mpanjaka, fa avy aminao
Mivoaha, asandrato ny faneva soanareo ; Vous qui êtes désignés Elevez vos voix Tsenao re ny Mpanjaka, fa avy aminao Accueillez le Roi qui vous offre le salut Ny famonjeny sy ny lova izay atolony anao Le salut et son héritage voilà ce qu’Il t’offre Satria hianao dia tsy foiny. Car tu lui est cher


Télécharger ppt "FFPM 351."

Présentations similaires


Annonces Google