La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez

La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez

FFPM 701 : 1, 2. FFPM 701 : 1, 2 1- Ny hiran’ny lanitra tsara tokoa sy mahafinaritra, re 1- Ny hiran’ny lanitra tsara tokoa sy mahafinaritra, re !

Présentations similaires


Présentation au sujet: "FFPM 701 : 1, 2. FFPM 701 : 1, 2 1- Ny hiran’ny lanitra tsara tokoa sy mahafinaritra, re 1- Ny hiran’ny lanitra tsara tokoa sy mahafinaritra, re !"— Transcription de la présentation:

1

2 FFPM 701 : 1, 2

3 1- Ny hiran’ny lanitra tsara tokoa sy mahafinaritra, re
1- Ny hiran’ny lanitra tsara tokoa sy mahafinaritra, re ! Henoy izany feon’ny olona maro izay faly tokoa mihira hoe : Comme les chants célestes sont beaux et très agréables Ecoutez la voix de cette foule qui est heureuse de chanter

4 La louange, la gloire et la puissance sont pour Toi Agneau de Dieu
(Feo 1) Haleloia, Amen ! Haleloia, Amen ! (Feo 2) Ny dera aman-daza sy hery anie Ho Anao, ry Zanak’ondry ! Ho Anao, Anao, Amen ! La louange, la gloire et la puissance sont pour Toi Agneau de Dieu

5 2- Toy ny feon’ny rano mahery ny hira ataon’ny tra-bonjy ary ; Manerana ny lanitra ny fiderany, fa vita ny adiny mafy taty. Le chant de ceux qui sont sauvés ressemble au grondement d'un torrent Leur louange emplit tout le ciel car leur dur combat ici-bas est fini.

6 La louange, la gloire et la puissance sont pour Toi Agneau de Dieu
(Feo 1) Haleloia, Amen ! Haleloia, Amen ! (Feo 2) Ny dera aman-daza sy hery anie Ho Anao, ry Zanak’ondry ! Ho Anao, Anao, Amen ! La louange, la gloire et la puissance sont pour Toi Agneau de Dieu


Télécharger ppt "FFPM 701 : 1, 2. FFPM 701 : 1, 2 1- Ny hiran’ny lanitra tsara tokoa sy mahafinaritra, re 1- Ny hiran’ny lanitra tsara tokoa sy mahafinaritra, re !"

Présentations similaires


Annonces Google