La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez

La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez

Fambolena Fefy Velona Projet PROFAPAN

Présentations similaires


Présentation au sujet: "Fambolena Fefy Velona Projet PROFAPAN"— Transcription de la présentation:

1 Fambolena Fefy Velona Projet PROFAPAN
PROfessionnalisation des Filières Agricoles Périurbaines d’Antananarivo Nord Fambolena Fefy Velona

2 Fanomanana ny masomboly
1 DINGANA Fanomanana ny masomboly Þ Homanina mialoha ny masomboly mba hampitsiry azy haingana. Þ Raha legiominoza no ampiasaina dia mila alona anaty rano mangotraka ary avela hangatsiaka ao mandritra ny indray andro sy indray alina alohan’ny hamafazana azy. Antony Mba hampalemy ny voany, Mba hamoazana ny voa amin’ny torima- sony, Mba hamonoana ireo aretina mety hipetaka amin’ny voany.

3 Alona 1 andro sy 1 alina

4 2 Fikarakarana ny tany famafazana
DINGANA ny tany famafazana Þ Aro rivotra : hazo sy hazo madinika mifangaro an-dalana tokana, ka 2,5m ny elanelan’ny hazo ary 50sm ny an’ny hazo madi- nika. Þ Fiarovana sy famokarana akora : hazo madinika fotsiny fa an- dalana roa mielanelana 80sm ary 20sm ny miaramilany. Hazo : lavaka 30sm ny savaivony, 50sm ny halaliny. Tokony ho vita alohan’ny fotoana ny lavakazo, ary voaomana mialoha ny zanakazo. Hazo madinika : lavadavaka ohatran’ny mamboly tsara- maso

5 Hazo vaventy Hazo madinika 50sm 50sm

6 Fikarakarana ny fefy velona
3 DINGANA Fikarakarana ny fefy velona Þ Fanosohana Þ Fihavana Þ Fandratsanana : Rehefa mihoatra ny 1,5m ny haavon’ny fefy vao azo farana- na mba hanomezany solofony betsaka. Ny rantsana nota- pahina dia azo anao- vana komposta na alevina atao zezi- maitso. Aro-rivotra : tsy faranana fa anesorana ny lobolobo (in- dray mandeha isan-taona.) Fiarovana : faranana hatramin’ny 1,5m (indray mandeha isan-taona.) Famokarana akora : faranana hatramin’ny 1,2m (farafa- hakeliny in-droa isan-taona.)

7 Fiarovana sy famokarana akora
Aro rivotra

8 Tombony Fitaovana ilaina
Þ Miaro amin’ny rivotra Þ Miaro amin’ny biby lehibe mpanimba ny voly Þ Mamokatra akora Þ Manatsara ny nofon-tany Þ Miaro ny tany tsy ho kaohan’ny riaka Þ Manome vokatra hafa (kitay, voankazo, fanafody, sns.) Þ Manatsara ny rivotra iainana Fitaovana ilaina Þ Ny mpangataka fiofanana hatrany no manomana ireo fitaovana ilaina : seau, antsim-bilona, tady, vilany. Fepetra mila arahana Þ Ny fampianarana dia in-droa miantaona : Þ Ny fikarakarana ny masomboly Þ Ny famafazana azy avy eo Þ Amin’ny potrak’orana no hambolena ny fefy velona. Þ Ireo zava-maniry mety atao fefy velona Hazo : voandelaka, Acacia, zakaranda, fano, Toona, frêne, sns. Hazo madinika : Tephrosia, Flemingia, Cassia, tanamasoandro, sns.

9

10 AGRISUD INTERNATIONAL A MADAGASCAR
AGRISUD INTERNATIONAL dia Fikambanana Frantsay tsy mitady vola ary manao asa soa. Amin’izany dia manohana ny mponina amin’ny fanorenana orinasa madinika mpanangom-bokatra mba aharitra ary ahazo faka eo amin’ny tsena anatiny. Ireo orinasa madinika ireo dia miteraka fidiram-bola sy asa ary tombom-barotra izay mamaly ny filan’ny tsena : vokatra eto an-toerana ho an’ny tsena eto an-toerana. Ny tetik’asa MAMPIHARISOA dia miara-miasa amin’ny programa ASA. Ny tetik’asa dia mampiroborobo ny fomba famokaran’ny tantsaha, manamora ny famarotana ny vokatra amin’ny fanatsarana ny tsena sy ny fiasan’ny vondron’ny tantsaha amin’ny tolotra izany omeny ny mpikambana ao aminy  ASSOCIATION INTERCOOPERATION MADAGASCAR Niorina tamin’ny septambra 2004, AIM dia fikambanana malagasy tsy mitady vola teny am-boalohany. Nanomboka tamin’ny taona 2015, tao aorian’ny 10 taona nisiana, ny dia niova ho ONG. Izy dia misahana mivantana ny tetik’asa fampandrosoana an’i Madagasikara. Ny ONG dia misahana ihany koa ny fitantanana ny volan’ny tetik’asa AIM dia efa miasa amin’ny faritra maro eto anatiny. Ankehitriny, efa miasa amin’ny faritra 6 : menabe, Androy, Amoron’i Mania, Analanjirofo, Atsimo Andrefana sy Analamanga. Ny mampiofana ho matianina sy mampijoro ny rafitry ny tantsaha dia anisan’ny asa fampandrosoana ataony. UNITE DE COORDINATION DU PROGRAMME ASA Ny programa ASA dia ao anatin’ny famatsiana tafiditra ao anatin’ny FED faha-10 (febroary 2014-febroary 2019) . Ny UCP dia misahana ny fanaraha-maso sy ny fandrindrana ny tetik’asa 9 sy lalam-pihariana 5 ary ny fametrahana ny fomba andrefesana ny fivoarana. Ao anatin’izany ny programa ASA dia manohana ny tetik’asa MAMPIHARISOA izay mampiroborobo ny lalam-pihariana voly legioma, fambolen-kazo fihinam-boa sy ny akoho gasy DELEGATION DE L’UNION EUROPEENNE A MADAGASCAR


Télécharger ppt "Fambolena Fefy Velona Projet PROFAPAN"

Présentations similaires


Annonces Google