La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez

La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez

FIHAONAM-BE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA

Présentations similaires


Présentation au sujet: "FIHAONAM-BE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA"— Transcription de la présentation:

1 FIHAONAM-BE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA
Logo an’ilay haino aman-jery FIHAONAM-BE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 08-11 APRILY 2014 HOTEL COLBERT ANTANANARIVO 50/50 amin’ny taona 2015

2 GENDER EQUALITY BY 2015, YES WE MUST!
EVITRAS, manome vahana ny fitovian-jo ho amin’ny fampandrosoana Mpanolotra: Njiva Ranaivo Mpanao gazety an-tsoratra Sokajy: IVON-TOERANA MENDRIKA MEDIAS GENDER EQUALITY BY 2015, YES WE MUST!

3 FAMPAHAFANTARANA ANKAPOBENY
Logt 9 Cité des Travaux Publics Alarobia Sokajy: gazety an-tsoratra Tsy manavaka sojaky ny “groupe EVITRAS ary natao ho an’ny rehetra Miisa eo amin’ny 40 eo ny mpikambana - Isan’ny mpiasa: 75%ny tahan’ny lahy ary 25% ny tahan’ny vavy -Totaly: 30ny lahy ary 10 ny vavy 2011: nanomboka ivon-toerana mendrika ny EVITRAS Nisy ny fifanarahana fiaraha-miasa manokana natao entina hampiroboroboana ny Miralenta eo anivon’io toerana io, anisan’izany ny fanaovan-tsonia ny “Protocole d’accord” Azon’ny mpanao gazety hatao tsara ny mampihatra ny fifanarahana na ny lalàna entina hampiroboroboana ny Miralenta 50/50 amin’ny taona 2015

4 IREO FANAMBY AMIN’NY FAMPIROBOROBOANA NY MIRALENTA EO ANIVON’NY HAINO AMAN-JERY
Olan’ny fitantanana an-tampony: tsy misy fanavahana amin’ny lafiny rehetra ny fandraisana mpiasa Mifandanja ny toerana sy ny andraikitry ny lahy sy ny vavy Vitsy an’isa ny vehivavy 50/50 amin’ny taona 2015

5 FAMPIROBOROBOANA NY MIRALENTA EO ANIVON’NY TOERAM-PIASANA
Manana ny filoha mpitarika azy ny « groupe EVITRAS », izy no antoka voalohany amin’ny fitandrona ny miralenta Tsy iza izany fa i Marc Ratsisalovanina, Tale jeneraly ny « groupe EVITRAS » Fampiharana ny miralenta na vitsy aza ny vavy GENDER EQUALITY BY 2015, YES WE MUST!

6 FAMPIROBOROBOANA NY MIRALENTA EO ANIVON’NY TOERAM-PIASANA
Saika mahazo ny fialan-tsasatra avokoa ny rehetra, ny asa vita no hifampitsarana Tsy misy ny torkisna na ny « harcellement sexuel », miasa am-pilaminana ny tsirairay Isan’ny mandray anjara amin’ny fiofanana hatrany ny gazety, mifampizara ny azo ho an’ny hafa ihany koa GENDER EQUALITY BY 2015, YES WE MUST!

7 FAMPIROBOROBOANA NY MIRALENTA EO ANIVON’NY TOERAM-PIASANA
DIVA-Basy Vava Ny takoritsika Diva: talen’ny fanoratana vehivavy , gazetim-behivavy ary lahy sy vavy no manoratra ao Natao ho an’ny daholo be fa tsy ny vehivavy ihany GENDER EQUALITY BY 2015, YES WE MUST!

8 FIOVANA EO AMIN’NY FOMBA FIASA
Iraka Morondava 50/50 amin’ny taona 2015

9 FIOVANA EO AMIN’NY FOMBA FIASA (tohiny)
Miezaka mampitovy ny loharanom-baovao avy amin’ny lahy sy ny vavy Fanentanana ny miralenta sy ny fampandrosoana amin’ny alalan’ny lahatsoratra soratana Fampiharana ny lalàna momba ny fitovian-jo 50/50 amin’ny taona 2015

10 FIOVANA EO AMIN’NY FOMBA FIASA (tohiny)
Diva: gazetim-behivavy, miompana amin’ny fiainany andavanandro, nefa afaka vakian’ny rehetra 20% ny vavy no mitatitra ny vaovao « pôlitika, ekônomika, ara-panatanjahan-tena » 50/50 amin’ny taona 2015

11 DOKAM-BAROTRA SY FAMPANDEHANAM-BAROTRA
Misy ny sivana eo anivon’ny dokam-barotra Ohatra: ny resaka fitadiavam-bady na ireny « massage » ireny Misy ny lalàna manokana momba ny famoahana ny dokambarotra Ohatra: fitsaboana nentim-paharazana, na ny fanafody ampiasaina, fanorana,mila manana fahazoan-dalana avy amin’ny ministeran’ny fahasalamana Miendrika fivaron-tena an-kolaka 50/50 amin’ny taona 2015

12 FANARAHA-MASO SY TOMBANA
Nisy ny fiofanana natao, miezaka mampijoro ny Miralenta, afaka maneho ny heviny na ny lahy na ny vavy Mpanao gazety an-tsoratra nanatrika ny fiofanana no mampiditra ny miralenta, Iance Ramarotiana, Njiva Ranaivo Miara-miasa akaiky amin’ny sehatra ambony, toy ny Gender Links, UNFPA… 50/50 amin’ny taona 2015

13 FANARAHA-MASO SY TOMBANA Formation Gender Links

14 TANJONA MANARAKA 50/50 ny tanjona ho amin’ny taona ho avy
Mino sy manantena aho fa hitondra soa ho an’ny EVITRAS ny fampiharana ny Miralenta. Tsy maintsy ho tratra ny tanjona 50/50 Vavy sy lahy mitovy zo ary antoka ho an’ny fampandrosoana 50/50 amin’ny taona 2015

15 GENDER EQUALITY BY 2015, YES WE MUST!
MANEHO NY FISAORANA HO AN’NY REHETRA GENDER EQUALITY BY 2015, YES WE MUST!


Télécharger ppt "FIHAONAM-BE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA"

Présentations similaires


Annonces Google