Télécharger la présentation
La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez
Publié parMAMISOA RAMANANJANAHARY Modifié depuis plus de 5 années
2
I. INONA NO ATAO HOE “FIBEBAHANA” 1. Famaritana 2. Ny ambaratonga ho amin’ny fibebahana 3. Ny endriky ny fibebahana
3
FAHAFANTARAN ‟ NY OLONA NY ATAO HOE “FIBEBAHANA” Maro ny mieritreritra fa ny fibebahana dia fihetseham-po tonga tampoka na fanenenana tsotsotra na koa fiaiken-keloka fotsiny. Inona marina anefa no ambaran ‟ ny Baiboly momba izany ? Inona no maha- zava-dehibe azy sy ny vokatr’izany ? Maro ny mieritreritra fa ny fibebahana dia fihetseham-po tonga tampoka na fanenenana tsotsotra na koa fiaiken-keloka fotsiny. Inona marina anefa no ambaran ‟ ny Baiboly momba izany ? Inona no maha- zava-dehibe azy sy ny vokatr’izany ?
4
1. FAMARITANA Avy amin ‟ ny Grika “métanoïa” [ Changement de mentalité, d'intention, Tristesse qu'on éprouve de ses péchés, et la douleur d'avoir offensé Dieu], repentance en français. hoe fiovan ‟ ny fomba fisainana manoloana an ‟ Andriamanitra sy manoloana ny fahotana midika hoe fiovan ‟ ny fomba fisainana manoloana an ‟ Andriamanitra sy manoloana ny fahotana, ( Produisez donc du fruit digne de la repentance (metanoia), Mathieu 3:8) Fahatsapàna lalina ny maha- mpanota ny tena sy ny tokony hiovana noho ny fahazoana izay nataon ‟ i Kristy an ‘ny mpanota. Alahelo sy henatra no tsapa noho ny ota natao tamin ‟ Andriamanitra. Fahatsapàna lalina ny maha- mpanota ny tena sy ny tokony hiovana noho ny fahazoana izay nataon ‟ i Kristy an ‘ny mpanota. Avy amin ‟ ny Grika “métanoïa” [ Changement de mentalité, d'intention, Tristesse qu'on éprouve de ses péchés, et la douleur d'avoir offensé Dieu], repentance en français. hoe fiovan ‟ ny fomba fisainana manoloana an ‟ Andriamanitra sy manoloana ny fahotana midika hoe fiovan ‟ ny fomba fisainana manoloana an ‟ Andriamanitra sy manoloana ny fahotana, ( Produisez donc du fruit digne de la repentance (metanoia), Mathieu 3:8) Fahatsapàna lalina ny maha- mpanota ny tena sy ny tokony hiovana noho ny fahazoana izay nataon ‟ i Kristy an ‘ny mpanota. Alahelo sy henatra no tsapa noho ny ota natao tamin ‟ Andriamanitra. Fahatsapàna lalina ny maha- mpanota ny tena sy ny tokony hiovana noho ny fahazoana izay nataon ‟ i Kristy an ‘ny mpanota.
5
II. AMBARATONGA HO AMIN’NY FIBEBAHANA Ny fibebahana dia mitaky ny fiaikentsika ny mahazava-dehibe izany. Isika no mila mibebaka. Isika no mila mibebaka. Na dia izany aza, dia mbola avy amin ‟ Andriamanitra ihany ho ahafahantsika manao izany. (II Tim 2.26) Na dia izany aza, dia mbola avy amin ‟ Andriamanitra ihany ho ahafahantsika manao izany. (II Tim 2.26) Ny fibebahana dia mitaky ny fiaikentsika ny mahazava-dehibe izany. Isika no mila mibebaka. Isika no mila mibebaka. Na dia izany aza, dia mbola avy amin ‟ Andriamanitra ihany ho ahafahantsika manao izany. (II Tim 2.26) Na dia izany aza, dia mbola avy amin ‟ Andriamanitra ihany ho ahafahantsika manao izany. (II Tim 2.26)
6
1. Nandre ny Tenin ‟ Andriamanitra Mahatsapa fa meloka : nenina ny amin ‟ ny nanotàna tamin ‟ Andriamanitra (Sal 32.3-5; Sal 51.10; Lio 7.38; Asa 20.21 ). Ny Fanahy Masina ihany no afaka mampiaiky izany (Jaona 16.8). 2. Mahatsapa fa meloka : nenina ny amin ‟ ny nanotàna tamin ‟ Andriamanitra (Sal 32.3-5; Sal 51.10; Lio 7.38; Asa 20.21 ). Ny Fanahy Masina ihany no afaka mampiaiky izany (Jaona 16.8). Miaiky heloka (Confesser): Miaiky hadisoana, heloka.. Rehefa avy niaiky ny helony teo anatrehan ‟ Andriamanitra i Davida vao nahazo antoka fa voavela ny helony (Sal 32.1-5; 1 Jao 1.8-9) 3. Miaiky heloka (Confesser): Miaiky hadisoana, heloka.. Rehefa avy niaiky ny helony teo anatrehan ‟ Andriamanitra i Davida vao nahazo antoka fa voavela ny helony (Sal 32.1-5; 1 Jao 1.8-9) Mankahala ota: Ny fibebahana marina dia miteraka fankahalàna ota; misy fisarahana amin ‟ ny fomba ratsy fanao hatramin ‟ izay. Izany no manamarika ny fiainam- baovao.( Lioka 3.8) 4. Mankahala ota: Ny fibebahana marina dia miteraka fankahalàna ota; misy fisarahana amin ‟ ny fomba ratsy fanao hatramin ‟ izay. Izany no manamarika ny fiainam- baovao.( Lioka 3.8) Manolo-tena tanteraka ho an ‟‟ Andriamanitra. “Tompoko, inona ho hataoko?” (Asa 22.10). Tsy dia misy lanjany ny fibebahana raha tsy arahin ‟ ny finoana an ‟ i Jesoa Kristy. (Asa 20.21). Ny fibebahana mampietry ny fontsika ho vonona handray ny famelan-keloka izay vitan ‟ i Jesoa Kristy teo amin ‟ ny hazofijaliana. 5. Manolo-tena tanteraka ho an ‟‟ Andriamanitra. “Tompoko, inona ho hataoko?” (Asa 22.10). Tsy dia misy lanjany ny fibebahana raha tsy arahin ‟ ny finoana an ‟ i Jesoa Kristy. (Asa 20.21). Ny fibebahana mampietry ny fontsika ho vonona handray ny famelan-keloka izay vitan ‟ i Jesoa Kristy teo amin ‟ ny hazofijaliana. 2. AMBARATONGA HO AMIN’NY FIBEBAHANA
8
III. NY VOKATRY NY FIBEBAHANA SY NY TSY FIBEBAHANA
9
1. Vokatry ny fibebahana Ny olona izay mibebaka marina dia mahazo famelan-keloka avy amin ‟ Andriamanitra Ny olona izay mibebaka marina dia mahazo famelan-keloka avy amin ‟ Andriamanitra (Sal 32.1-2). Ankoatra izany anefa dia tokony ho hita ao aminy koa ireto manaraka ireto: Ankoatra izany anefa dia tokony ho hita ao aminy koa ireto manaraka ireto:
10
VOKATRY NY FIBEBAHANA VOKATRY NY FIBEBAHANA Fihazonana ny toe- pon ‟ ny fibebahana. Ao amintsika foana ny fahafahana manota (Jak 4.12; 1 Jao 3.16; Matio 5.48), noho izany dia tsy tokony hianina amin ‟ ny fibebahana isika fa Ilaina kosa ny fiaikena ny fahotana rehetra sy mifona noho ireny mba handray ny fanadiovana izay atolotry ny rà nalatsak ‟ I Kristy teo Kalvary. 1. Fihazonana ny toe- pon ‟ ny fibebahana. Ao amintsika foana ny fahafahana manota (Jak 4.12; 1 Jao 3.16; Matio 5.48), noho izany dia tsy tokony hianina amin ‟ ny fibebahana isika fa Ilaina kosa ny fiaikena ny fahotana rehetra sy mifona noho ireny mba handray ny fanadiovana izay atolotry ny rà nalatsak ‟ I Kristy teo Kalvary.. Faniriana ny tsy hiverina intsony amin ‟ ny hadisoana taloha, Izany hoe fiovan ‟ ny toe- tsaina sy fitondrantena; izany hoe soatoavina vaovao izay manamarika fa olom- baovao ( Oha28.13; Mat 3.8). Izany dia miampy ny faniriana ny hahafaly an ‟ Andriamanitra hatrany; afaka mamela heloka satria efa voavela heloka.2. Faniriana ny tsy hiverina intsony amin ‟ ny hadisoana taloha, Izany hoe fiovan ‟ ny toe- tsaina sy fitondrantena; izany hoe soatoavina vaovao izay manamarika fa olom- baovao ( Oha28.13; Mat 3.8). Izany dia miampy ny faniriana ny hahafaly an ‟ Andriamanitra hatrany; afaka mamela heloka satria efa voavela heloka. Fanonerana: miezaka manonitra ny ratsy izay natao araka izay azo atao (Lev 5.16, 23, 24). Fihavanana. 3. Fanonerana: miezaka manonitra ny ratsy izay natao araka izay azo atao (Lev 5.16, 23, 24). Fihavanana.
11
1. Mahatonga famitahan-tena satria matoky ny fombafomba ivelany fotsiny 2. Itoeran ‟ ny fahatezeran ‟ Andriamanitra mandrakariva. (Jaona 3.36) 3. Hiharan ‟ ny fandringanana sy ny fitsarana mafy avy amin ‟ Andriamanitra (Lioka 13.3; Ezekiela 14.8) 2. Vokatry ny tsy fibebahana
12
Ny fibebahana marina dia ny fahatsapantsika heloka sy ny fahafantarantsika fa tsy afa- manao na inona na inona isika mba hampitodihana ny fahatezeran ‟ Andriamanitra amintsika (noho ny fahotantsika) amin ‟ ny herin ‟ ny tenantsika fotsiny amin ‟ ny herin ‟ ny tenantsika. Izany no hanesika antsika hitodi-doha amin ‟ Andriamanitra sy hametraka ny fahatokiantsika rehetra amin ‟ i Jesoa Kristy izay maty sy nitsangana indray. Izany finoantsika ny asa nataon ‟ I Jesoa Kristy izany no hany fomba hanamarinan ‟ Andriamanitra antsika. Vokatr ‟ izay dia tsy tokony hitovy amin ‟ ny fiainany taloha intsony ny fiainan ‟ olona iray izay nibebaka marina!
Présentations similaires
© 2024 SlidePlayer.fr Inc.
All rights reserved.