La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez

La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez

“Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra"

Présentations similaires


Présentation au sujet: "“Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra""— Transcription de la présentation:

1 “Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra"
FIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2019 MAHAJANGA Sommet:21 et 22 Juin 2019 Fitoviana eo amin'ny lafiny toe-karena, ao anatin'izany ny fampianarana,ny fanofanana, ary ny fampandrosoana ara-toe-karena. « CRYPTOMONNEY » “Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra"

2 Nom:MANDRESIMANA Prenom:Saugue Etudiant: en marketing et communication Universite de Mahajanga Tel: Adresse: R+ porte 72 Ambondrona Majunga Fonction: Président association Grand-Sud Universite de Majunga

3 “Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra"
FAMINTINANA CRYPTOMONNEY (bitcoin) Fikirakirana lalambarotra eo amin’ny sehatra ara bola “commercialisation devises”izay karazana vola tsy fahita raha tsy anatiny tranokala Fifanakalozana vola ao anatiny tranokala izay afaka hataon’ny olona rehetra na orinsa na mpivarotra . Afahana mahalala ny fizotrany sandam-bola indrindra eo amin’ny devise na cours isanandro. “Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra"

4 “Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra"
TANJONA Famoronana asa hoan’ny olona rehetra Fampandraisana anjaran’ny tsirairay ho afaka hampitombo ny fidiram-bola ao an-tokantranony Famolavolana olona ho afaka hikirakira vola vahiny anaty tranokala Hitondra fampandrosoana ho an’ny firenena “Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra"

5 “Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra"
ASA Nampiofona ireo tanora lahy na vavy ,fikambanana,vondron’olona Nampianatra ny olona rehetra hahay ny asa atao anatin’ny cryptomonney Nampafantatra ny olona ny mahakasika ny tombotsoa azo avy aminy. Nanentanana sy nandresy lahatra ny olona taminy haino aman-jery. “Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra"

6 “Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra"
MPIARA-MIASA Universite de Mahajanga Institut de l’IUGM Orange Madagascar Fikambana “Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra"

7 “Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra"
TETI-BOLA Sandany amin’ny Dolara Fanomezana manokana ho an'ny miralenta 70 000Ar ( 19,44 $) Miralenta sy ny fampaharetana tetikasa (Hazavao azafady) Ar (13,88 $ ) Fahana afana nomena ny ekipa , Tsy misy fanavahana fa natao hoan’ny rehetra na olona manana diplolma na tsia di afka manao azy daholo Ar (20 $ ) Ilaina amin’ny lafiny connexion Sy fitaovana madinika taratasy fotsy,stylo,crayon Ar (20$) Ireo vola famatsiana mivantana na fanomezana azo tamin'ireo mpamatsy sy mpiaramiombon'antoka (Hazavao azafady) Ar (27,77$) Nanovana fanentanana tamin’ny haino aman-jery, ny hofaany salle izay nanatsoina ny fiklambanan hiatrika fiofanana ary ny sono Ar (55,55 $) Fitambarany Ar (151,38 $) “Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra"

8 IREO MPISITRAKA (MPAHAZO TOMBOTSOA)
Category vehivavy Lehilahy Fitambarany % Vehivavy Nahazo tombontsoa mivantana 360 540 900 40% Nahazo tombontsoa an-kolaka (Oh. Tamin'ny alalan'ny tambazotra hafa ) 100 250 350 28% Nahazo tombontsoa amin'ny alalan'ny fampiasana teknolojia vaovao (Oh. Ny fahafahana miditra anaty tranokala, fahatafidirana anaty lisitry ny mailaka, lahatsoratra siantifika) 90 190 52,63% 560 880 1440 38,88% “Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra"

9 FANARAHA-MASO SY TOMBANA
Nanangana page facebook Fifandraisana tamin’ny alalany facebook Fananganana fikambana hoan’ny ireo izay resy lahatra tombotsoa azo Fijerena ny salanis any olona tafiditra ao anatiny site d’exchanger mifanakalo vola Solon-tsaina Wifi Telephone “Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra"

10 “Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra"
VOKATRA Mitombo ny olona manao fifanakalozana ara-bola 35% Fampisehoana ny fiharamonina fa asa madio ny asa , Miampy isandro ny isany olona miantso amin’ny an –tariby mombany ilay crypto Lasa maro ny olona resy lahatra amin’ny tambazotra seratsera manotany miakatra ,ny 60% izany dia tanora tsy anasa ary mitady asa ny 40% olona efa manana asa fa mitady vadin’asa “Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra"

11 FANAMBY SY LESONA VOARAY
Inona avy no tena nanahirana? Ahoana no fomba nandravonana izany? Ny teo amin’ny lafiny fifandraisana Vaovao amin’ny rehetra ilay crypto Nezaina navadika teny malagasy ny fanazavana Ny fiheverany olona azy fa zavatra ratsy ilay izy Inona avy ireo lesona azo notsoahina sy noraisina ? Vitsy ny olona nahafantatra Betsaka liana amin’ny fampitoboina ny vola ampidirina ao an –tokatrano. Ahoana no fomba ampiharana ireo lesona voaray ? Natao fanentanana taminy radio amin’ny fanazavana mikasika izany Namory andiany faharoa ireo olona sy fikambanana rehetra mitady tetik’asa “Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra"

12 FAHARETANA SY FANAPARIAHANA
Tsy misy faharetany ny asa Fanampiana ny fampianarana efa nomena Fahaizana mikirakira ny site hiasana sy site fanovana fifanakalozana. Amin’alalany tambazotra serasera maro samy hafa Hentanina ny tsirairay mba hahanana fahavitriana “Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra"

13 Hetsika iray lalao ara-panatanjan-tena izay natao na ny lahy na vavy rehefa nahazo vokatra teo fikirakirana asa amin’ny internet Fanomezana sehatra daholo ny rehetra Fanehoana ny vokatra azo avy amin’asa no nahafana nanomana hetsika Fanamparitana ny zavatra tsara azo avy aminy amin’ny sehatra ara-barotra rehetra

14 “Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra"
DINGANA MANARAKA Inona avy ireo dingana lehibe mila tanterahina manaraka? Haparitaka manerany nosy ny tetik’asa Hanaganana siege Apetraka ny fikambanana miasa amin’ny sehatra internet rehetra eto Madagascar “Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra"

15 Misaotra betsaka


Télécharger ppt "“Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra""

Présentations similaires


Annonces Google