La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez

La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez

“Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ”

Présentations similaires


Présentation au sujet: "“Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ”"— Transcription de la présentation:

1 “Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ”
FIHAONAM-BE AN-TAMPONY 2019 sokajy natokana ho an’ireo VEHIVAVY mpandraharaha ANARAN’ILAY TETIKASA: FANAMBOARANA IZZA ANARANA SY FANAMPIN’ANARAN’I MPANDRAY ANJARA SIDONIE SIMONETTA “Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ”

2 Hazavao eto ny MOMBAMOMBA ILAY ASA FANDRAHARAHANA!
Asa: Fanamboarana sy fivarotana PIZZA Fampandehanana azy: -Manana toeram-piasana sy toeram- pivarotana, eo amoron-dalana RN6/PK 9, Fkt Antafiamalama, Kaominina Antanamitarana, Diégo II; -Zahay 2 mianadahy miara-miasa, -Fomba fivarotana: misy sur commandehn, misy toeram-pivarotana Asio sary na horonan-tsary “Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ”

3 DRAFI-PANDRAHARAHANA & MPANJIFA
Ny drafi-pandraharahana nataonao ve manamora ny famarotanao ny asanao ary koa misintona mpanjifa maro? -Eny, satria toeram-pivarotana amoron-dalana, misy affichage manambara Tarif, voaray tsara ny mpanjifa, malaky ny fomba fikarakarana sy ny fonolorana ny filan’ny mpanjifa (5mn),afaka misakafo eo antoerana ary azo atao ny manatitra an-trano amin’ny fotoana ilana izany Teo aloha dia olona avy eo an-toerana ihany no manjifa ny vokatra fa ankehitriny dia efa manomboka mivelatra tsikelikely ka misy avy any amin’ny toeran- kafa no tonga manjifa ihany koa sady manampy amin’izany ny fanakekezana ny Aéroport Arrachard “Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ”

4 FIHARIANA SY FAMORONANA ASA
Efa nisy vokatra maharitra na tolotra hafa ahafahanao manaporofo fa ahomby eo amin’ny sehatra ara-barotra ve ity asa fandraharahana ataonao ity? -Eny, toy ny fanaovana ranom-boan-kazo (jus naturel) isan-karazany voan-kazo misy faritra; Fivarotanana ronono velona sy Yaourt; MPAMATSY VOKATRA “Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ”

5 FIHARIANA SY FAMORONANA ASA
Efa nitondra famoronana asa ve izy ity? -Eny, satria: Manao Jus ‘’Tsô-boloha’’ sy Jus sérise (Tsaran be ary be mpanjifa no sady anisany be otrik’aina hono izio) “Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ”

6 LAFINY FANDRAHARAHANA SY fitantanana ara-BOLA
Manana teti-bola na fitaovana ve ny asa fandraharahana ataonao? Eny, satria : -Ny fanaovako ‘’économie’’ no nafahako nanao Teti-bola nanombohako an’ilay asa fandraharahana, MONTANT en ARIARY Renivola ,00 Ny fanajariana/fanomanana ,00 Fiataovana ilaina rehetra ,00 Kojakoja (Affichage, kahier,…) ,00 Frais déplacement 50 000,00 Tresorerie[compte micro finance] ,00 Asio sary “Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ”

7 LAFINY FANDRAHARAHANA SY fitantanana ara-BOLA
Manana porofo mivaingana mikasika ny fandaniana sy ny varotra toy ny rosia na tapakila ve ianao amin’ny fampandehanana ny asanao? -Eny, manana kahier ‘’journal de caisse’’ afahako mandrindra sy mitantantana ny asako (vola sy vola miboaka) fa kosa mbola tsy manana rosia Fanamarihana: efa an-dalam-pandinihana amaha-ara-dalana ny asako amin’izao, (fanaovana patanty, sy ny fampaiana rosia, ...) Manana petra-bola any amin’ny banky ve ity asa fandraharahana ataonao ity? -Eny, manana Petra-bola ‘’OTIV’’ “Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ”

8 TAHIRY SY Fivelaran’NY TENA
Nisy tahiry nitsangana tamin'ny alalan'ny asa fandraharahana ve? Azavao misimisy azafady -Eny misy ny tahiry fa mbola kely satria mbola vao manombaka ny asa; -Nanampy za betsaka ny fanamafisana fahaiza-manao azoko Gender Links sy FIDEV (fitantanana ny orin’asa madinika) fa mbola fanampiny fa ny ara- tekinika sy fananohnana ara-bola; Carnet OTIV “Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ”

9 TAHIRY SY Fivelaran’NY TENA
Nampiakatra ny vola miditra tao an- tokantranonao ve ity asa fandraharahana ity? Nihena ve ny herisetra nianjady taminao? Azavao azafady -Eny, nampiakatra ny vola niditra toa antoka-tranonay tokoa satria ’ny fandaniana ao antokan-trano dia efa voavahany amin’ny ampahany, ary efa samy mampidi-bola izahay mivady ary miraindra araka izany ny fiaina-tokan- tranonay. Carnet OTIV “Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ”

10 “Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ”
Vola NIDITRA SY NIVOAKA tamin’ny asa fandraharahana nandritra ny enim-bolana nanaovako an’ilay fandraharahana VOLA NIDITRA VOLA NIVOAKA FAMPIDIRAM-BOLA SARANY (Ariary) Pizza GM aux fruits de mer 562000 Pizza GM au fromage Pizza PM aux fromage Pizza GM special SIDO Pizza PM special SIDO FITAMBARANY FANDANIANA VIDINY (Ariary) Frais de déplacement Sel 3kg 6 000 Huile 15 litres Fromages 30kg Fruits de mer 90kg cartons Ingredients Salaire JIRAMA Kitay FITAMBARANY “Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ”

11 “Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ”
Vinavina ny Amin’ny vola hiditra sy hivoaka amin’ilay asa fandraharahana mandritra ny enim-bolana manaraka VOLA MIDITRA VOLA MIVOAKA FAMPIDIRAM-BOLA SARANY Ar Pizza GM aux fruit de Mer Pizza PM aux fruit de Mer Pizza au Fromage GM Pizza au Fromage PM Pizza special SIDO GM Pizza special SIDO PM FITAMBARANY FANDANIANA VIDINY Ar Sel 6kg 6000 Huile 30litres 150000 Fromages 60kg 900000 Fruits de Mer 180kg 240000 Rame de papier 90000 cartons 300000 Ingredients Salaire JIRAMA 600000 Kitay 360000 FITAMBARANY “Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ”

12 “Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ”
INONA NO DRAFITRA NOVOLAVOLAINAO MBA HAMPIROBOROBO KOKOA NY ASA FANDRAHARAHANAO ANATIN’NY 6 VOLANA MANARAKA? DRAFITR’ASA 6 VOLANA MANARAKA: Fampitomboana sy fanatsarana ny fitaovana ampiasaina Fanamafisana ny fahaiza-manao (Fiofanana, fandraisana atrik’asa, fifnaninana misy, fifankalozana, ….) Fitadiavana làlam-barotra sy Mpanohana; Fanaovana dokam-barotra (Affichage, annonce, ….) Fampidirana amin’ny ara-dalàna (Pantanty,…);* Fametrahana fitantanana mirindra ary mangarahara (Rosia, facture, tampon, ….) “Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ”

13 “Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ”
FANAM-PANAZAVANA NY ASA FANDRHARAHANA NATAOKO DIA ANISAN’NY : - Mitondra famoronana asa ho an’ny hafa satria ANISAN’NY akora fototra NY ronono sy NY voankazo ampiasaiko dia alaina avy amin’ny mpamboly sy NY mpiompy EO an-toerana; - MANENTANA VEHIVAVY NAMANA ASA FANDRAHRAHANA (modely Mpiara-MONINA); - samy afaka mampidi-bola ny vavy sy ny lahy mba hisian’ny firindran’ny tokan-trano; -Fandraisana anjaraN’NY VEHIVAVY amin’NY ASA FAMPIDIRAM-BOLA AO AN-TOKAN-TRANO . “Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ”

14 MISAOTRA TOMPOKO


Télécharger ppt "“Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ”"

Présentations similaires


Annonces Google