Télécharger la présentation
La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez
Publié parBérénice Lemoine Modifié depuis plus de 9 années
2
FFPM 298
3
1- Aina no fetra, ry Tompo Mpanjaka
1- Aina no fetra, ry Tompo Mpanjaka ! Aina no fetra anarahana Anao, Ka ny faneva tsy maintsy ho zaka, Ny fanompoana tsy maintsy hatao. Jusqu'à la mort, ô Seigneur Jusqu'à la mort, nous Te suivrons Nous devons porter notre drapeau, Nous devons servir.
4
Indreto izahay hilanja faneva. Ilay hazo izay nanavotana anay
Indreto izahay hilanja faneva ! Ilay hazo izay nanavotana anay. An-tsitrapo no anoloranay tena, Ka tano mba ho Anao izahay. Nous voici, portant notre étendard, Cette croix qui nous a sauvés. Volontairement, nous nous offrons Alors, garde nous.
5
2- Aina no fetra ho enti-manoa Ilay Zanakondry nisolo anay ; Fandavan-tena sy fanaovan-tsoa No fianarana atolotra anay, Jusqu'à la mort, nous servirons l' Agneau Qui nous a sauvés Dévouement et bienfaisance Nous ont été enseignés.
6
Indreto izahay hilanja faneva. Ilay hazo izay nanavotana anay
Indreto izahay hilanja faneva ! Ilay hazo izay nanavotana anay. An-tsitrapo no anoloranay tena, Ka tano mba ho Anao izahay. Nous voici, portant notre étendard, Cette croix qui nous a sauvés. Volontairement, nous nous offrons Alors, garde nous.
7
3- Aina no fetra, ry Tompo malala
3- Aina no fetra, ry Tompo malala ! Aina no fetran’ny fitiavanay ; Ka sanatria izay handao na hiala ; Mandrakizay, ho Anao izahay. Jusqu'à la mort, Seigneur bienaimé Jusqu'à la mort, nous T'aimerons Jamais nous Te laisserons ni Te quitterons.
8
Indreto izahay hilanja faneva. Ilay hazo izay nanavotana anay
Indreto izahay hilanja faneva ! Ilay hazo izay nanavotana anay. An-tsitrapo no anoloranay tena, Ka tano mba ho Anao izahay. Nous voici, portant notre étendard, Cette croix qui nous a sauvés. Volontairement, nous nous offrons Alors, garde nous.
9
4- Aina no fetra, ny nofo anefa Mora mirona ho lavo indray, ka manampia, ry Mpandresy mahefa ! O ! mba tantano hazony izahay. Jusqu'à la mort, pourtant la chair tend à rechuter Aussi, aide-nous, puissant victorieux. Conduis-nous et retiens-nous.
10
Indreto izahay hilanja faneva. Ilay hazo izay nanavotana anay
Indreto izahay hilanja faneva ! Ilay hazo izay nanavotana anay. An-tsitrapo no anoloranay tena, Ka tano mba ho Anao izahay. Nous voici, portant notre étendard, Cette croix qui nous a sauvés. Volontairement, nous nous offrons Alors, garde nous.
11
5 Aina no fetra, ka ampio, ry Fanahy. Aina no fetra, vonjeo e, ry Ray
5 Aina no fetra, ka ampio, ry Fanahy ! Aina no fetra, vonjeo e, ry Ray ! Aina no fetra. izahay re no sahy ; Aina, no fetra handresy izahay. Jusqu'à la mort, alors aide-nous, Saint Esprit Jusqu'à la mort, sauve-nous, Père, Jusqu'à la mort, nous serons audacieux, Jusqu'à la mort, nous vaincrons.
12
Indreto izahay hilanja faneva. Ilay hazo izay nanavotana anay
Indreto izahay hilanja faneva ! Ilay hazo izay nanavotana anay. An-tsitrapo no anoloranay tena, Ka tano mba ho Anao izahay. Nous voici, portant notre étendard, Cette croix qui nous a sauvés. Volontairement, nous nous offrons Alors, garde nous.
Présentations similaires
© 2024 SlidePlayer.fr Inc.
All rights reserved.