Télécharger la présentation
1
FFPM 255
2
1- Ny ran’ ny zanakondry latsaka Namelona ahy tany Golgota, Ka io no tena vatofantsika Maharitra ny tafio-drivotra Le sang versé de l'Agneau Me donne la vie à Golgotha L'ancre qui résiste aux tempêtes
3
2- Raha voaratra noho ny otako, Ka lany foana ny heriko, Ny rany masina nalatsaka No nahitako fahasitranana. J’ai été blessé par mon péché, Ma force s'est épuisée Son saint sang versé est ma guérison
4
3- Izao hira vao izao no mamiko, Ka tonga tsy misaraka amiko : Ny ran’ny Zanakondry no mahay Manavotra ahy mba ho an’ny Ray. Ce nouveau chant que j'aime ne me quitte plus Le sang de l'Agneau qui m'a racheté Pour aller vers le Père.
5
4- Raha ketraka sy kivy re ny fo, Velomiko indray ny hirako Ny amin’I Jesosy sy ny ra Ka afaka ery ny tahotra. Quand mon cœur est épuisé et découragé Je rechante mon chant sur Jésus et Son sang Et ma peur disparaît.
Présentations similaires
© 2024 SlidePlayer.fr Inc.
All rights reserved.