La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez

La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez

FFPM 225. 1-.Aty an-tranonao izao No iangonanay Hitady soa aminao, Hahafaka ota anay ; Hiantso ny Anaranao, Handinika ny teninao, Izay mahavelona anay.

Présentations similaires


Présentation au sujet: "FFPM 225. 1-.Aty an-tranonao izao No iangonanay Hitady soa aminao, Hahafaka ota anay ; Hiantso ny Anaranao, Handinika ny teninao, Izay mahavelona anay."— Transcription de la présentation:

1 FFPM 225

2 1-.Aty an-tranonao izao No iangonanay Hitady soa aminao, Hahafaka ota anay ; Hiantso ny Anaranao, Handinika ny teninao, Izay mahavelona anay Ka mba ambinonao. Dans ta maison, nous nous réunissons Pour chercher tes bienfaits, pour enlever nos péchés Pour appeler Ton nom, apprendre Ta parole Qui nous revigore, pour que Tu nous bénisses

3 3- Raha misy mangatsia-po, Mba hafanao, ry Ray : Iraho ny Fanahinao Hamelona anay, Hanetsika ny mafy fo Ho tonga mpino mankato Izay lazain’ny teninao Hataon’ny zanakao. Réchauffe celui qui a le coeur froid, Seigneur Envoie Ton Saint-Esprit pour nous ranimer Qui nous devenions des croyants qui croient Ce que dit la Parole de Ton Fils

4 5-. Ambinonao ny irakao Hitory teny izao ; Tolorinao ny hevitrao, Ny fony hafanao ; Sokafy re ny vavany, Tendreo koa ny lelany Hilaza tsara aminay Ny sitrakao, ry Ray. Bénis ton serviteur qui va prêcher Ta Parole Donne-lui Tes conseils, ouvre sa bouche Et ordonne à sa langue De bien annoncer Ta volonté, ô Père

5


Télécharger ppt "FFPM 225. 1-.Aty an-tranonao izao No iangonanay Hitady soa aminao, Hahafaka ota anay ; Hiantso ny Anaranao, Handinika ny teninao, Izay mahavelona anay."

Présentations similaires


Annonces Google