Télécharger la présentation
La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez
Publié parRogier Rollet Modifié depuis plus de 9 années
1
71- MIHAINOA, MIHAINOA Ecoutez, écoutez La voix des anges heureux Annonçant la naissance Du fils de Dieu Ecoutez à présent !
2
2-Mifalia ! mifalia ! Ry zanak’olombelona, Ry zanak’olombelona, Fa tonga Ilay Mpanavotra Fa tonga Ilay Mpanavotra Antsika izay nifatotra ; Antsika izay nifatotra ; Mifalia izao ! Mifalia izao ! Réjouissez, réjouissez Ô humanité Car notre Sauveur est né Pour nous les opprimés ; Réjouissez à présent ! 71- MIHAINOA, MIHAINOA
3
3- Mba omeo ! mba omeo ! Ny fonao fa angatahiny, Ny fonao fa angatahiny, Ny tenany natolony Ny tenany natolony Anao izay malalany Anao izay malalany Mba omeo izao ! Mba omeo izao ! Offrez votre coeur ! Car Il le demande Il a offert son corps Pour toi son bien-aimé Offrez-le à présent 71- MIHAINOA, MIHAINOA
4
4- Matokia ! matokia ! Ka manaraha Azy izao ; Ka manaraha Azy izao ; Ilay Mpamonjy be fitia Ilay Mpamonjy be fitia Nanetry tena ho anao ; Nanetry tena ho anao ; Matokia izao ! Matokia izao ! Ayez confiance ! Et suivez-le maintenant Le Sauveur plein d’amour S’est abaissé pour toi Ayez confiance à présent ! 71- MIHAINOA, MIHAINOA
Présentations similaires
© 2024 SlidePlayer.fr Inc.
All rights reserved.