La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez

La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez

Rôle et place de la femme dans l'agriculture familiale

Présentations similaires


Présentation au sujet: "Rôle et place de la femme dans l'agriculture familiale"— Transcription de la présentation:

1 Rôle et place de la femme dans l'agriculture familiale

2 FVTM Federasionan’ny Vehivavy Tantsaha eto Madagascar
Mpikambana: eo amin’ny vehivavy tantsaha manerana ny faritra 21 ankoatry ny faritra Melaky. Fomba fijery: ny vehivavy tantsaha no andry iankinan’ny ady atao amin’ny fahantrana sy miantoka ny hoavin’ny firenene Tanjona: hanatsara maharitra ny fari-piainana rehetra ary hampivoatra ny fandraisana andraikitra ara-tsosialy Ara-toekarena, amin’ny maha olom-pirenena, ara-kolotoraly

3 Sehatra iasan’ny FVTM Tontolo ambanivohitra ary mijery sy manampy ny vehivavy tantsaha amin’ny : Fampahafantarana ny zon’ny vehivavy amin’ny fananantany Fampiofanana azy amin’ny fitantanana, ny tontolo iainana, Fampiofanana azy amin’ny fiatrehana sy fiomanana amin’ny loza voajanahary Fanatsarana ny fidiram-bolan‘ny mpikambana

4 Taridresaka Eto amin’izao tontolo izao dia maherin’ny 500 lavitrisa ireo mpisehatra amin’ny « exploitations agricoles familiales » Izay mahasahana ny 56 % ny vokatry ny fambolena maneran-tany 70 % ny olona azon’ny tsy fanjarian-tsakafo dia miaina eny amin’ny tontolo ambanivohitra ary aty Afrika, sy Asia, sy Amérique latine Moyen-Orient.

5 Madagascar Miisa 2,5 millions ny mpisehatra amin’ny exploitations agricoles Ka ny 99% dia iandraiketan’ny fianakaviana Maherin’ny 95% ny tany voavoly Maherin’ny 97% ny fiompiana Ny 35 % du PIB national no azo avy amin’ny agriculture familiale. Hoan’ny  520 mpamboly dia maherin’ny antsasany vehivavy avokoa (INSTAT, 2003).

6 Famaritana Ny teny hoe « exploitation agricole familiale » mamintina ireo asa rehetra mikasika ny fambolena sy fiompiana eo anivon’ny fianakaviana toy ny fambolena, ny ala, ny anaty rano, « pastorale et aquacole « izay tantanan’ny fianakaviana sy aindraiketany ary ny olona afaka miasa eo anivon’ny fianakaviana no miandraikitra ny asa rehetra izay mbola ny vehivavy no tena manao ny maro amin’izany.

7 Rôles des femmes dans les différentes filières de production
Amin’ny fambolena: ny vehivavy no misahana ny fanetsana, ny fiavana, ny fanondrahana, ny fiotazana ary ny famoahana ny vokatra Ny vehivavy ihany koa dia miezaka manamafy ny fambolena legioma sy ny hazo fihinamboa amin’izao.

8 Ny fiompiana: raha ny fiompiana omby sy kisoa no tena mahaliana ny lehilahy dia ny fiompiana madinika toy ny akoho amam-borona kosa no mandany ny fotoanan’ ny vehivavy Raha ny fiompiana mivelatra kokoa dia ny vehivavy no tena mahavita asa sy andraikitra maro noho ny lehilahy.

9 Ny jono: ny vehivavy no misahana ny fomba famoahana ny vokatra sy ny famarotana azy.
Afaka maka trondro kely amin’ny fanihifana koa ny vehivavy amin’ny rano somary tsy dia lalina loatra.

10 Olana sedraina Tsy ampy traikefa ny vehivavy ary tsy ampy fahalalana sy vola enti-miasa. Ny tahan’ny tsy fahaizana mamakiteny sy maonratra koa dia vato misakana ny agriculture familiale Ny fanambaniana ny zon’ny vehivavy indrindra amin’ny tontolo ambanivohitra dia mampihena ny fahafahana manadray andraikitra eo anivon’ny mpampindra-mbola, sy ny fananantany.

11 Ny fanatanterahany ny andraikiny dia sarotra rehefa tsy ampy fitaovana
Ny fiovaovan’ny toetrandro koa dia mametraka olana amin’ny agriculture familiale sy ny maha olona manontolo.

12 Ny fahasimban’ny tany sy ny rano maina koa dia miteraka fihenam-bokatra sy fahasoratan’ny asa hatao.
Eo ihany koa ny fitombon’ny isan’ny mponina. Ara-ekonomika ny asan’ny vehivavy tantsaha dia tsy mba azo asongadina ny karama raisina amin’ny asa rehetra ataony fa toy ny karama sakafo masaka fotsiny ihany

13 Ny vahaolana aroso Tokony hisy asa fanentanana sy fampahafantarana ny vehivavy tantsaha ny amin’ireo tombotsoa azo avy amin’ny sehatr’asa ataony sy ny hanatsarany ny farim-piainany Amin’ny resaka ‘approche filière, ny famarotana ny vokatra dia tokony hahena na ho foanana ireo mpanelanelana ara-barotra.

14 La professionnalisation et l’organisation du commerce devraient être ainsi promues à travers la mise en réseau directe des producteurs et des acheteurs. Pour combler ce déficit, des campagnes d’information et de sensibilisation sur la place des femmes dans les exploitations agricoles familiales sont nécessaires

15 Conclusion « L'agriculture familiale est bien plus qu'un simple modèle économique agricole: elle est à la base de la production alimentaire durable et de la gestion de l'environnement et de la biodiversité. Les enjeux de l’agriculture familiale sont vastes: ils concernent aussi bien les défis de la sécurité alimentaire et de la gestion de l'environnement que l'héritage socio-culturel des communautés rurales (FAO, 2014).


Télécharger ppt "Rôle et place de la femme dans l'agriculture familiale"

Présentations similaires


Annonces Google