La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez

La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez

Remplissage outils de gestion

Présentations similaires


Présentation au sujet: "Remplissage outils de gestion"— Transcription de la présentation:

1 Remplissage outils de gestion
MAlagasy HEniky ny FAhasalamana JSI Research & Training Institute, Inc. Remplissage outils de gestion Janvier 2014

2 MAlagasy HEniky ny FAhasalamana
JSI Research & Training Institute, Inc. OBJECTIF Maitriser les méthodes de remplissage des outils de gestion utilisés par les AC travaillant dans les zones de MAHEFA

3

4

5 MAlagasy HEniky ny FAhasalamana
JSI Research & Training Institute, Inc. Questions Tatitra firy no fenoin’ny AC isam-bolana ary inona avy izany? => Roa: Tatitra isam-bolan’ny Toby, Tatitra isam-bolana Fanampiny (+ tatitra bisikileta (hoan’izay manana) Iza avy ireo iantefan’ ny tatitry ny AC eo anivon’ny Kaominina? => TA sy CSB Iza no tompon’andraikitra avy amin’ny ONG amin’ny fifanakalozana amin’ny SDSP? => RT ONG Iza no Mpanelanelana ara-teknika momba ny tatitra amin’ny MAHEFA Rezionaly sy ny DRSP? => RT MAHEFA

6 MAlagasy HEniky ny FAhasalamana
JSI Research & Training Institute, Inc. Questions 5. Ministera inona avy no mahazo tatitra asa avy amin’ny MAHEFA ? => MINSAN, MINEAU, MAE 6. Inona izany ‘Fiche récapitulative des RMAC –RMAC additif’ ary atao inona izy io? Omen’ny TA ny CSB 7. Iza avy ireo tokony hahazo ny tatitry ny AC eny anivon’ny Distrika ary iza no tokony hanome azy izany?

7 MAlagasy HEniky ny FAhasalamana
JSI Research & Training Institute, Inc. Questions 8. Inona no mety ho olana raha vita ny tatitra saingy tsy ara-potoana? 9. Daty inona isam-bolana no tsy maintsy vita farafahatarany ny tatitra eny anivon’ny Fokontany? 10. Daty inona isam-bolana no tsy maintsy vitan’ny MAHEFA Rezionaly ny tatitra?

8

9 IREO TATITRA FAMENO ISAM-BOLANA
MAlagasy HEniky ny FAhasalamana JSI Research & Training Institute, Inc. IREO TATITRA FAMENO ISAM-BOLANA HO AN’NY AC REHETRA 1) Tatitra isam-bolan’ny Toby (PCIME-c) 2) Tatitra isam-bolana fanampiny HO AN’NY AC VOATOKANA Tatitra isam-bolana zaza menavava, Tatitra bisikileta, RCC, …

10 IREO TATITRA FAMENO ISAKY NY miasa
MAlagasy HEniky ny FAhasalamana JSI Research & Training Institute, Inc. IREO TATITRA FAMENO ISAKY NY miasa HO AN’NY MPANENTANA REHETRA Rejistra fanentanana Rejistra vehivavy Fisin’ny mpanaraka FFF Rejistra mpanaraka FFF Fisy fandefasana sy famerenana Fisy fanafody/fitaovana sy vola Fisy fandraisana an-tanana zaza marary/fisy fanaraha-maso Rejistra fandraisana zaza marary HO AN’IREO AC VOATOKANA MOMBA NY ZAZA MENAVAVA Rejistra zaza menavava (AroFoitra)

11 Famenoana fitaovam-pitantanana
MAlagasy HEniky ny FAhasalamana JSI Research & Training Institute, Inc. Famenoana fitaovam-pitantanana Fenoina manontolo ny tatitra ka ny havia miankavanana no anesena azy, ary ambony mankanin’ny ambany . Fomba famenoana ny volana: Raha isaky ny 25 ohatra ny fanaovana tatitra eo amin’ny toerana iray, volana : 26 Novambra- 25 Desambra no soratana eo amin’ny tatitra mandritra ny 26 Novambra hatramin’ny 25 Desambra. Daty amin’ny Rejistra: ny daty ihany no apetraka satria efa misy volana sy taona eny ambony. Raha vao misy totaly ny eny ambany dia isa no apetraka anaty efajoro mifanitsy aminy anaty Rejistra. X kosa ho an’ny ankoatra izay (miavaka: PCIME-c).

12 Famenoana fitaovam-pitantanana (Tohiny)
MAlagasy HEniky ny FAhasalamana JSI Research & Training Institute, Inc. Famenoana fitaovam-pitantanana (Tohiny) Isaky ny miasa no soratana ny tatitra, afa-tsy ireo tatitra isam-bolana roa izay atao isam-bolana ihany (tatitry ny Toby isam-bolana –PCIMEc sy ny tatitra isam-bolana fanampiny) Avadika hatrany ny pejy isaky ny miova volana ny Rejistra afa-tsy ny Rejistra fandraisana tanora irery ihany no tsy miova pejy mihitsy raha tsy lany, ary koa ny fisy fitaovana/fanafody sy vola (tohizana hatrany mandra-pahalany ny pejy) Miavaka ny fameno ny fisy fandraisana an-tanana zaza marary (PCIME-c).

13

14

15 MAlagasy HEniky ny FAhasalamana
JSI Research & Training Institute, Inc. REJISTRA FANENTanANA 1°/ Rehefa manisa ny mpanatrika, izay olona resahana no isaina. 2°/ Andalana iray isaky ny fanentanana (lohahevitra voaresaka rehetra tsy maro loatra). 3°/ Tsy misy anarana fa mila atao mazava tsara kosa ny tanàna/toerana nanaovana fanentanana. 4°/ Raha feno ny iray ihany amin’ny VAD na fanentanana hafa anaty pejy iray: mivadika pejy ho an’ilay lany ary tohizana hatrany amin’ilay pejy mbola tsy feno kosa ilay tsy lany. 5°/ Mila manatratra ny vina fanentanana ny AC tsirairay : VAD > fanentanana hafa.

16 REJISTRA FANENTANANA (1/3)
TRANGA N°1 Namangy tokantrano iray mpifanolobodirindrina taminy tao Ambohitsitononina Atsinanana ny AC Randriamazoto ny 12/12/13. Nanao fanentanana araka ny fotoana nifanomezana. Mpivady, Ramihaino Jao sy Bao, miaraka amin’ny zanany herintaona mianatra mandady no nandray azy tao. Niresaka momba ny : fandrindrana fiterahana ilay AC. Nanaiky ny hanatona ny Tobiny i Bao rehefa mandeha ny liony (afaka herinandro eo ho eo). Avy eo nanararaotra niresaka momba ny fanampin-tsakafo ho an’ny zaza, sady nanao fanentanana momba ny fiarovana ny zaza amin’ny tazomoka noho ny fahitany ilay zaza teo.

17 REJISTRA FANENTANANA (2/3)
TRANGA N°2 Isan’ny mpanatrika fivorian’ny ray aman-drenin’ny mpianatra natao ny 13/12/13 tao amin’ny EPP Ankatsy i AC Randriamazoto. Resaka momba ny sakafon’ny mpianatra mihitsy ny adihevitra tamin’izay. Anaty kitapony foana moa ny Boky Fanentanana isaky ny fantany fa hihaona aman’olona izy. Nararaotiny nanentanana momba ny sakafon’ny zaza marary izy ireo, satria moa manan-janaka madinika avokoa ny ankamaroan’ny mpihaino. a)Inona no tsy maintsy fantany mba hamenoany ara-dalàna ny Rejistra fanentanana? Isan’ny lehilahy sy vehivavy lehibe mpanatrika tao b) Raha nisy 42 lahy sy 38 vavy ny mpanatrika tao, fenoy araka izany ary ny Rejistra fanentanana. d) Inona no azony araraotina lazaina amin’ny rehetra eo? => Afaka mandray zaza marary ny Toby misy azy, ary atorony ny misy azy ao Ambohitsitononina Atsinanana sy ny ora fandraisany.

18 REJISTRA FANENTANANA (3/3)
TRANGA N°3 Inona avy ny tsy maintsy ilain’ny AC hanaovany ny drafitrasa fanentanany mandritra ny volana iray. => VALINY: Drafitrasa telo volana ho an’ny kaomininany/Fokontaniny ( cf Revue: vina fanentanana =Tanjon tratrariny isam-bolana) Isan’ny mponina (vehivavy afaka miteraka /zaza latsaky ny 5 taona/ vehivavy bevohoka sy sarintany Ireo lohahevitra afaka hanentanana (cf Rejistra Fanentanana, Boky Fanentanana) Ireo hetsika famoriana olona hitranga anaty volana manaraka anaty faritra sahaniny , raha misy (hanaovana Fanentanana hafa noho ny VAD)

19 TATITRA SY FAMPITAM-BAOVAO
JOB AID DEPOCOM TATITRA SY FAMPITAM-BAOVAO

20 TATITRA SY FAMPITAM-BAOVAO
JOB AID DEPOCOM TATITRA SY FAMPITAM-BAOVAO

21 FISIN’NY MPANARAKA FFF
MAlagasy HEniky ny FAhasalamana JSI Research & Training Institute, Inc. Rejistra vehivavy Fenoina isaky ny misy vehivavy raisina. FISIN’NY MPANARAKA FFF 1.Amin’ny fotoana hanaovana tatitra dia esorina ao anaty ny echéancier manga ny fisin’ny tara RV rehetra: isaina dia afindra anaty échéancier mena. 2. Asiana N° amin’ny pensilihazo ny fisin’ny mpanaraka manaraka amin’ny ilany ankavanana mba hitohizan’ny N°.

22 Rejistra MPANARAKA fff
MAlagasy HEniky ny FAhasalamana JSI Research & Training Institute, Inc. Rejistra MPANARAKA fff Daty ihany sisa no soratana. Ny volana sy taona mantsy efa etsy ambony. 2. Famenona ny eo amin’ny Laharana: 03 2013 3. Ny mpanaraka vaovao (NU: Nouvelle Utilisatrice) ihany no atao ‘stylo rouge’ sady anaty boribory amin’ny rejistra mpanaraka FF Ohatra: 4. Mpanaraka mitohy (UR: Utilisatrice Régulière) : ohatra : 100 2010. 04 2014

23 Rejistra MPANARAKA fff (tohiny)
MAlagasy HEniky ny FAhasalamana JSI Research & Training Institute, Inc. Rejistra MPANARAKA fff (tohiny) Mpanaraka nifindra , N° mitohy ary asiana * aorian’ny taona (ohatra: 123* 2002). 4. Ny mpanaraka FF mpandalo dia sady tsy omena fisy FFF no tsy omena N°. 5. Pilakety iray ihany no zon’ny mpanaraka Pilina atelina vaovao. Azo atao pilakety 2 na 3 kosa anefa izany rehefa avy eo.

24 TRANGA 1. Inona avy ny fitaovam-pitantanana fenoina raha mandray vehivavy nomena kapaoty satria mandra-piandry “règle” fa te-hanomboka fandrindrana fiterahana izy saingy mbola tsy tonga fotoana? Rejistra fanentanana Rejistra vehivavy Rejistra Mpanaraka FF. Fisy fanafody sy vola 2. Inona avy no fenoina raha nandefa olona hanao fandrindrana fiterahana maharitra any amin’ny CSB ny AC iray? Rejistra mpanaraka fandrindrana fiterahana Fisy fandefasana sy famerenana

25 TRANGA 3. Inona avy no fitaovam-pitantanana fenoina raha misy lehilahy iray hividy fa hampiasa kapaoty ao amin’ny Toby AC? Rejistra Mpanaraka Fandrindrana Fiterahana Fisy fanafody sy vola

26 NU/UR (Mpanaraka vaovao / Mpanaraka mitohy)
ECHEANCIERS MANGA SY MENA

27 ECHEANCIERS MANGA SY MENA
MAlagasy HEniky ny FAhasalamana JSI Research & Training Institute, Inc. ECHEANCIERS MANGA SY MENA Fametraka fisy anaty Echéancier : ny plastika milaza ny volana no aloha, arahan’ireo fisy mifanaraka aminy. Isaina ho Mpanaraka Mitohy (UR): izay “rehetra tavela” mahasahana ny volana rehetra anaty Echéancier manga, rehefa avy nesorina ireo ho amin’ny Echéancier mena (izay tsy niverina tamin’ny RDV ka dila “IRAY’ volana tamin’ny fotoana tokony hiverenany). Tsy etsehina mihitsy ny anatin’ny Echeancier mena raha tsy hitadiavana izay niverina ihany .

28 ECHEANCIERS MANGA SY MENA
MAlagasy HEniky ny FAhasalamana JSI Research & Training Institute, Inc. ECHEANCIERS MANGA SY MENA Fametraka fisy anaty Echéancier : ny plastika milaza ny volana no aloha, arahan’ireo fisy mifanaraka aminy. Isaina ho Mpanaraka Mitohy (UR): izay “rehetra tavela” mahasahana ny volana rehetra anaty Echéancier manga, rehefa avy nesorina ireo ho amin’ny Echéancier mena. Tsy etsehina mihitsy ny anatin’ny Echeancier mena raha tsy hitadiavana izay niverina ihany.

29 ETUDE DE CAS TRANGA 1 : RASOA (Mpanaraka Vaovao  Pilina atelina)
Dia vehivavy 26 taona, mipetraka ao amin’ny Fokontany Andabotoka, Kaominina Maintirano, Distrika Maintirano, Faritra Maintirano. Tonga hamonjy ny Toby « Miandritsara » izy androany faha 05 Desambra 2013 hanao Fandrindràna Fiterahana. Izy dia vao sambany ny hanao izany. Rehefa natao ny fomba fomba rehetra ahafahan’i Rasoa mampiasa ny « PILINA ATELINA » izay no safidiany dia fantatra fa afaka mampiasa ny « PILINA ATELINA » i Rasoa. Nomena azy ny Pilina ary nomena fotoana hiverenany hanarahana maso azy dia ny … Desambra 2013 

30 ETUDE DE CAS TRANGA 1 : RASOA (Mpanaraka Vaovao  Pilina atelina)
Dia vehivavy 26 taona, mipetraka ao amin’ny Fokontany Andabotoka, Kaominina Maintirano, Distrika Maintirano, Faritra Maintirano. Tonga hamonjy ny Toby « Miandritsara » izy androany faha 05 Desambra 2013 hanao Fandrindràna Fiterahana. Izy dia vao sambany ny hanao izany. Rehefa natao ny fomba fomba rehetra ahafahan’i Rasoa mampiasa ny « PILINA ATELINA » izay no safidiany dia fantatra fa afaka mampiasa ny « PILINA ATELINA » i Rasoa. Nomena azy ny Pilina ary nomena fotoana hiverenany hanarahana maso azy dia ny 30 Desambra 2013 

31 ETUDE DE CAS TRANGA 2: VERO : (Mpanaraka Vaovao  Tsindrona Depoprovera) Dia vehivavy 30 taona, mipetraka ao amin’ny Fokontany Tanambao, Kaominina Tsarajomoka , Distrika Mandritsara, Faritra SOFIA. Tonga hamonjy ny Toby « Ezaka » izy androany faha 05 Desambra 2013 hanao Fandrindràna Fiterahana. Izy dia vao sambany ny hanao izany. Rehefa natao ny fomba fomba rehetra ahafahan’i Vero mampiasa ny « TSINDRONA DEPOPROVERA » izay no safidiany dia fantatra fa afaka mampiasa ny « TSINDRONA DEPOPROVERA » i Vero. Notsindromina izy ary nomena fotoana hiverenany hanarahana maso azy dia ny … 2014

32 ETUDE DE CAS TRANGA 2: VERO : (Mpanaraka Vaovao  Tsindrona Depoprovera) Dia vehivavy 30 taona, mipetraka ao amin’ny Fokontany Tanambao, Kaominina Tsarajomoka , Distrika Mandritsara, Faritra SOFIA. Tonga hamonjy ny Toby « Ezaka » izy androany faha 05 Desambra 2013 hanao Fandrindràna Fiterahana. Izy dia vao sambany ny hanao izany. Rehefa natao ny fomba fomba rehetra ahafahan’i Vero mampiasa ny « TSINDRONA DEPOPROVERA » izay no safidiany dia fantatra fa afaka mampiasa ny « TSINDRONA DEPOPROVERA » i Vero. Notsindromina izy ary nomena fotoana hiverenany hanarahana maso azy dia ny 27 Febroary 2014

33 MAlagasy HEniky ny FAhasalamana
JSI Research & Training Institute, Inc. FISY FANAFODY /VOLA Izay fanafody miditra dia atao ‘stylo rouge’. 2. Avy amin’I ho an’I (ny voalohany MAHEFA na CSB, ny aorian’izay dia ny anaran’ny nomena na nangalana fanafody no soratana eo oh: BOTO) ary atao soratra iray ihany. 3. Tsy manolo produit perimé intsony ny P.A fa entin’ny AC eny amin’ny CSB ho dorana ny fanafody perimé. 4. Rehefa mifarana ny volana dia atao ny TOTALY (afa-tsy ny ‘isa tavela’ sy ny ‘vola sisa tavela’ izay raisina fotsiny ny farany) nandritry ny volana atao ‘stylo rouge’ dia tsipihina lavabe asiana ny volana manaraka mitohy hatrany mandrapaha-feno ny fisy (recto-verso) 5. Momba ny fitantanana: kapaoty: isaky ny “boaty” no anisana azy (na misy kapaoty telo aza) “pilina atelina”: isaky ny pilakety no anisana azy (na misy pilina 28 aza)

34

35 MAlagasy HEniky ny FAhasalamana
JSI Research & Training Institute, Inc. TATITRA ZAZA Tsy misy intsony ny Rejistra fandraisana zaza fa efa nosoloina «fisy fandraisana ny zaza marary». 2. Atao amin’ny fitaovam-pitantanana PCIME-c ny momba ny PCIME-c (Fisy fandraisana an-tanana ny zaza marary, Rejistra PCIME-c, Tatitra isam-bolan’ny Toby). Ampiasaina kosa ny fampiasan’ny AC amin’ny Fisy fandefasana sy famerenana, fisy vola/fanafody. 3. CHX

36 REJISTRA ZAZA MENAVAVA
MAlagasy HEniky ny FAhasalamana JSI Research & Training Institute, Inc. REJISTRA ZAZA MENAVAVA REJISTRA ZAZA MENAVAVA andro: hentitra fa tsy maintsy mandritra io fotoana io ihany no soratana ato. Raha tsy izany dia any amin’ny fisy PCIME-c hafa no asiana azy (Ohatra: izay rehetra natao aminy tsy voalaza eo. Oh: nalefa hanao vaksiny CSB, fambara loza hitany, …) 2. Mameno Rejistra Fanentanana amboniny fotsiny izy raha nanararaotra nanao fanentanana sahaza ny reny avy niteraka (ohatra: sakafo sahaza ny reny avy niteraka, nanambara taminy ireo fambara loza sy ny tokony hatao , fampanaovana vaksiny ny zaza …) 3. Rejistra vehivavy kosa no fenoiny raha nanararaotra nandefa any amin’ny Tobimpahasalamana ilay reny “hanao fizahana aorian’ny fiterahana” (colonne 21) izy, ka tsy maintsy mameno ‘Fisy fandefasana sy famerenana’ izy amin’ izany Tioba CHX = tioba AroFoitra

37

38 MAlagasy HEniky ny FAhasalamana
JSI Research & Training Institute, Inc. Tatitra isam-BOLANA 1. Fenoina avy amin’ilay boribory ny isan’ny vehivavy noraisina avy amin’ny rejistra vehivavy. Ny manaraka milahatra araka ny hita amin’ireo rejistra.

39 MOMBA NY TANORA Rejistra fandraisana tanora
Fisy fandefasana sy famerenana Tatitra isam-bolana fandraisana tanora Karne fitadidy

40 REJISTRA FANDRAISANA TAnorA
MAlagasy HEniky ny FAhasalamana JSI Research & Training Institute, Inc. REJISTRA FANDRAISANA TAnorA 1. Mitovy amin’ny fomba famenoana tatitra AC (afa-tsy izy tsy miova pejy isam-bolana). 2. Fanamarihana: toerana azony asiana izay tiany ambara rehetra , na taterina amin’ny MAHEFA, na fanamorana ny asany Oh: zavatra nanahirana azy tamin’ny asany, fitadidiany RV amin’ny asa nataony, fanampim-panazavana momba ny asa nataony ka tsy voalazan’ireo tsanganana, samihafa … Tsy voatery averiny eny amin’ny Tatitra isam-bolana avokoa anefa ireo

41 Remplissage de fiche de validation de stage: PCIME-c, SR/PF, Depocom

42 MAlagasy HEniky ny FAhasalamana
MISAOTRA TOMPOKO! Cette présentation a été rendue possible grâce à l’appui généreux du peuple américain à travers l'Agence Américaine pour le Développement International (USAID). JSI Research and Training Institute, Inc est entièrement responsable de son contenu, qui n’exprime pas nécessairement les points de vue de l'USAID ou du Gouvernement des Etats-Unis. MAlagasy HEniky ny FAhasalamana JSI Research & Training Institute, Inc.


Télécharger ppt "Remplissage outils de gestion"

Présentations similaires


Annonces Google