La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez

La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez

Problématiques et enjeux du secteur semencier dans la région du Menabe, en vue de l’élaboration d’un plan opérationnel.

Présentations similaires


Présentation au sujet: "Problématiques et enjeux du secteur semencier dans la région du Menabe, en vue de l’élaboration d’un plan opérationnel."— Transcription de la présentation:

1 Problématiques et enjeux du secteur semencier dans la région du Menabe, en vue de l’élaboration d’un plan opérationnel

2 LES TROIS PRINCIPAUX ELEMENTS DU SECTEUR
Les trois composantes La composante recherche portant sur les aspects de sélection des variétés La composante juridique concerne les règles et les réglementations qui régissent les aspects précédents La composante économique s’applique à la production et à la commercialisation

3

4 NY LALANA LAHARANA FAHA 94-038

5 28 desambra 1994 Mitsinjara ny andraikitry ny Fanjakana sy ny tsy miankina (secteur privé) Mametraka ireo andrim-pitondrana ho fampiarana ity lalàna ity Mamaritra ireo fepetra arahina mahakasika ny fikirakirana ny ambioka (fikarohana, famokarana, fivarotana, fanondranana, fampidirana) Milaza ireo sazy mihatra raha manao hosoka

6 Famaritana Ambioka sy zana-javamaniry (semences et plants)
Karazan’ambioka na masomboly iray tarika ’variété)  Ireo sokajin’ambioka (catégorie de semences): ambioka fiaingana (semence de souche) ambioka fototra sokajy voalohany(semence de prébase) ambioka fototra sokajy faharoa(semence de base) ambioka voamarina(semence certifiée) ambioka tsotra « semence ordinaire  

7 Mpiara-ombon’antoka Andrim-pitondrana (institution)
Ministera miandraikitra ny Fambolena Filankevim-pirenena momba ny ambioka (CONASEM) , Filankevim-paritra momba ny ambioka (COROSEM) Orinasa mikirakira masomboly(Etablissement semencier)(Société, coopératiou association, Mpikaroka Mpamokatra Mpivarotra

8 Fiarovana sy zo ny mpikaroka
Fanafarana sy fanondranana Fitsirihana sy fanamarinana ny masomboly Fandikan-dalàna sy sazy

9 PAIKADIM-PIRENENA MOMBA NY MASOMBOLY
RANDRIAMILANDY Ketamalala Talen’y Foibem-pirenena S misahana ny Fitsirihana Masomboly

10 VINA « VOKATRA MALAGASY AFAKA MIFANINANA, BETSAKA ARY MANANA NY MAHA IZY AZY »

11 Afaka mampiasa ny volany am- pilaminana ny mpandraharaha
Tsapan’ny mpamokatra ny voka- tsoa azo avy amin’ny fampiasana masomboly nohatsaraina sy vita fitsirihina : tsara ny vokatra dia tsara ny vidiny

12 Tia mampiasa ny vokatra eto an- toerana ny mpanjifa nefa manadanja eo @ sehatra iraisam- pirenena
Mivelatra tsy amin’ahiahy fandraharana sy ny varotra ny mpikirakira masomboly nohatsaraina

13 TANJONA Fanohanana maharitra ny sehatra ara-pambolena sy sy ny fanodinana izany ka hihena ny fahantrana ary ny hitombo kosa ny fiharian-karem- pirenena

14 KINENDRY Fampiroboroboana ny fampiasana masomboly nohatsaraina mba hahatratrarana haingana sy mirindra ny tsenan’ny masomboly Noho izany dia atao izay ahamatianina ny sehapihariana masomboly ary atao izay hisian’ny masomboly tasra kalitao eny anivon’ny mpanjifa dia ny tantsaha mpamokatra

15 Andraikitry ny : Fanjakana :
mametraka tontolo ahafahan’ny sehapiariana mivelatra tsara, ny fitsirihana ny kalitao  Tsy miankina: Fandraisana an-tanana ny asa-pikarohana, famokarana, famarotana sy ny fitsinjarana

16 LALAN-KIZORANA

17 N°1 : FAMETRAHANA TONTOLO MANDRISIKA SY AZO ANTOKA HO AN’NY ROHIMPIHARIANA MASOMBOLY

18 KINENDRY Fampiharana ny lalàna sy ny fitsipika
Fametrahana ny « komitin’ny karazana » sy ny « fanoratana katalogy » Fanaovana ny listr’ireo orinasa nankatoavina Fanamafisan’orina ireo sampandraharaham-panjakana miantoka ny fahatsaran’ny masomboly (ANCOS sy ny Quarantaine Végétale)

19 n°2 : Fitantanana matihanina ny famokarana masomboly

20 KINENDRY Fametrahana Msb manara-penitra eo anivon’ mpanjifa, toe-tany sy toetrandro ary ny filan’ny tsena Fametrahana tsenan’ny Msb : Msb Fototra sy Msb Voamarina, vita fitsirihana ara kalitao ary ampy habetsahana Fametrahana rohipihariana « agribusiness » ary entanin’ny matihanina

21 n°3 : FAMPIASAN’NY REHETRA MASOMBOLY ARA-KALITAO

22 KINENDRY Fametrahana eny anivon’ny mpamboly ara-potoana sy araka izay fonosana sahaza azy vidiny voalanjalanja toromarika ara-teknika ny Msb manara-penitra Fametrahana tahiry ho fiahiana ny loza voajanahary na tsia mety ho avy

23

24 LES PRINCIPAUX ACTEURS DE LA FILIERE
Les producteurs de semence: la recherche, le CMS, les paysans/groupements de paysans semenciers, les associations/coopératives producteurs de semences, les privés Le service de contrôle et la réglementation: ANCOS (contrôle aux champs et analyses au laboratoire national) Les distributeurs/revendeurs de semences avec les différents points de vente en intrants agricoles (en général les producteurs vendent eux-mêmes leur production ) Les utilisateurs: les agriculteurs, les secteurs privés, les projets et ONG, les coopératives, …

25 EVOLUTION DE LA FILIERE CES 5 DERNIERES ANNEES
Amélioration de la relation avec le centre de recherche Disposition de nouvelles variétés Souche de la variété de haricot « Begidro » reconstituée Disponibilité de proximité des semences de qualité certifiée Promotion des nouveaux paysans semenciers Semences et compétence des semenciers reconnues par d’autres usagers Disponibilité des 2 magasins de stockage de semences Disponibilité d’inspecteurs/ contrôleurs semenciers au niveau de la DRDA Menabe 335 tonnes de semences produites dont 259 tonnes d’haricot

26 ETAT DES LIEUX SUR LE SYSTÈME SEMENCIER
Coexistence de deux systèmes formel et informel Auto-approvisionnement en semences pour la plupart des cultures vivrières Accès limité aux semences de qualité Besoins en semences difficiles à cerner Engagement/Emergence des petits producteurs mais faible participation du secteur privé 28/62 CMS fonctionnels (45%) Absence de programmation de production Pas de circuit de production ni de distribution; Rareté du marche de semences améliorées; Incohérence des offres et besoins/demandes; Manque de financement de la filière, d'amont en aval

27 MISAOTRA TOMPOKO


Télécharger ppt "Problématiques et enjeux du secteur semencier dans la région du Menabe, en vue de l’élaboration d’un plan opérationnel."

Présentations similaires


Annonces Google