FFPM 107
1- Maniry mafy aho, ry Jeso Tompo ô, Hialoka eo ambany hazo-fijalianao : Tsy misy toeran-kafa re izay tena mamiko, Ny hazo-fijalianao no fiarovako. Je souhaite ardemment O Seigneur Jésus M'abriter sous Ta croix Il n'y a aucunautre lieu qui me soit cher Ta croix est mon refuge.
2- Ny hazo-fijalianao no itazanako Ny tenanao Izay nijaly mba ho avotro; Ka dia kotsan-dranomasom-pitiavana Ny tavako, ry Tompo ô Fa afa-keloka! C'est de Ta croix que j'aperçois Ton corps qui a souffert pour ma rédemption Mon visage est inondé de larmes d'amour Seigneur, car je suis pardonné.
3- Am-pototry ny hazo izay nijalianao No itoerako hohazavain’ny tavanao; Ataoko ho fatiantoka ny zava-mora lo, Ny hazo-fijalianao no tombon-dahiko ! C'est au pied de la croix où Tu as souffert Que je reste pour être illuminé par Ta face Tout ce qui est périssable sera une perte Et Ta croix sera mon bénéfice.