La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez

La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez

FFPM 261.

Présentations similaires


Présentation au sujet: "FFPM 261."— Transcription de la présentation:

1 FFPM 261

2 1- Ankehitrio no isehoanao Ry Jeso Tompo izay malalanay Ankehitrio no anandramany, Ny hafaliam-ben’ny lanitrao. Aujourd’hui, Seigneur Jésus, Tu Te présentes à nous, Aujourd’hui, nous goûtons les joies célestes.

3 2- Ampiomany ao am-po ‘zahay Hampahadio ny eritreritray Hahatakaranay ny avotrao Izay nambaranao tao Kalvary Prépare nos cœurs, purifie nos pensées afin que nous comprenions Notre rédemption sur le Calvaire.

4 3- Eto no anoloranao anay Ny mofon’aina, rano velona ; Eto no ialanay sasatra Amin’ny adinay sy rafinay.

5 4- Ry Jeso ô! miandry izahay Ny fihavian’ny voninahitrao, Ho toy ny andro vao miposaka, Ho toy ny rano mahavelona.

6 5- “Raiso ny Tenako” no teninao, “Ary ny Rako ho fiainana” Am-pitiavana no andraisanay, Na dia tsy mendrika aza izahay

7 6- Mombà anay, ry Tompo tia ô
6- Mombà anay, ry Tompo tia ô! Aza miala amin’ny fonay, Aoka ny tavanao hazava re Amin’ny lalana alehanay.

8


Télécharger ppt "FFPM 261."

Présentations similaires


Annonces Google