Télécharger la présentation
La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez
Publié parHenriette Dubé Modifié depuis plus de 8 années
1
FANDRAFETANA DINGAM - PANOFANANA MpanabeMpiatrika Rantovina Fandrantoana Fanomanana ny asa fanabeazana Fanabeazana –Fanofanana eo amperinasa Telolafin’ny Fanofanana
2
1. SOKAJIM – PAHAFAHAMANAO TIANA HO BEAZINA 1.1. Sokajim-pahalalan’i Bloom (Taxonomie de Bloom) Fahaizana(savoir) Fahaizamanao(savoir-faire) Fahaizamiaina(savoir être) 1.2. Sokajy nohavaozina Fahaizana (Connaissance) Fahaizamandray(Compréhension) Fampiharana (Application) Fitsikerana (Analyse) Famintinana (Synthèse) Fanombanana (Evaluation)
3
2a. NY FIOVANA ANDRASANA AMIN’NY FANOFANANA Taxonomie Etat initialEtat finalFiovana tsapa SMARTERS’M’A’R’T’E’R’ Connaissance Compréhension Application Analyse Synthèse Evaluation Fafana ilaina rehefa hanoritra ny Tanjona
4
2b. NY FIOVANA ANDRASANA AMIN’NY FANOFANANA Eo amin’ny 2a dia ny sokajy nohavaozina no ampiasaina, eto kosa ny sokajin’i Bloom. Ny tondro enti-mandrefy SMART (Spécificité-Mesurable-Atteignable-Réalisable- dans le Temps) dia tsorina ho: Kalitao miavaka-Refy ary Fotoana(KAREFO) Taxonomie FanombohanaFamaranana Fiovana tsapa KAREFOKA’RE’FO’ Fahaizana Fahaizamanao Fahaizamiaina Fafana fanoritana tanjona notsorina
5
3. TOKONY HO FANTATRY NY MPANOFANA Pyramide des besoins de Maslow Filan’ny vatana ivelomana (Besoins physiologiques) (sakafo, rano, rivotra, firaisana, torimaso... ) Filana fiahiana (besoins de sécurité) (filaminana, fiarovana, trano... ) Filana tarika (besoin d’appartenance) (Sakaiza, fitiavana, namana, tanora ) Filana toky (besoin d’estime) (Fifampitokisana, fifanajana) Filana fahafenoana (accomplissement de soi) 3.1. Filana fototra
6
3. TOKONY HO FANTATRY NY MPANOFANA 3.2. Fandrisihana ho amin’ny fivelarana ( Philippe Mérieu 1995) 3.2.1. Raha mpandray fotsiny (consommateur) dia mahatadidy: 10 % ny vakiina (de ce que je lis) 20 % ny heno(de ce que j’entends) 30 % ny hita (de ce que je vois) 3.2.2. Raha mandray anjara sy andraikitra (participer) dia mahatadidy 50 % ny hita sy re miaraka (de ce que je vois et j’entends en même temps) 70 % ny lazaina (de ce que je dis) 90 % ny lazaina sy atao(de ce que je dis et fais en même temps)
7
3. TOKONY HO FANTATRY NY MPANOFANA 3. 3. Petrakevitry ny haifampita 3.3.1. Fotokevitra (Principe) o Mora mankany amin’ny sarotra (Du simple au complexe) o Hita mankany amin’ny Fisainana (Du concret à l’abstrait) 3.3.2. Fomba fampitana o Haifampita mahazatra: Ny mpanofana no tompon’ny hevitra – Fanofanana tolotra o Haifampita ankehitriny (mivoatra): Sarobidy kokoa ny fifanakalozana ka ilaina ny fandraisan’ny mpiofana anjara sy andraikitra
8
4. FAMOLAVOLANA NY TANJON’NY FANOFANANA TaxonomieTanjona Tondro SMART Connaissance arranger, définir, dupliquer, étiqueter, lister, mémoriser, nommer, ordonner, identifier, relier, rappeler, répéter, reproduire Compréhens. classifier, décrire, discuter, expliquer, exprimer, identifier, indiquer, situer, reconnaître, rapporter, reformuler, réviser, choisir, traduire Application appliquer, choisir, démontrer, employer, illustrer, interpréter, opérer, pratiquer, planifier, schématiser, résoudre, utiliser, écrire Analyse estimer, calculer, catégoriser, comparer, contraster, critiquer, différencier, discriminer, distinguer, examiner, expérimenter, questionner, tester, cerner. Synthèse arranger, assembler, collecter, composer, construire, créer, concevoir, développer, formuler, gérer, organiser, planifier, préparer, proposer, installer, écrire. Evaluation arranger, argumenter, évaluer, rattacher, choisir, comparer, justifier, estimer, juger, prédire, chiffrer, élaguer, sélectionner, supporter
9
SehoTanjonaTondroPaikaFita amin’ny ovanaFaharetany 1. Fifandraisan’ny volana sy ny masoandro amin’ny zavaboaary Ny mpiofana dia afaka mitanisa ireo hetsiky ny masoandro sy ny volana sy ny fiantraikany amin’ny tany Vita ny fanofanana ; Mpiofana mahay : 50 % Fandinihana miaraka eo ivelany : manisy marika dia afaka manohy Tsatoka hazo sy aloka 5 mn miverina intelo : 15mn 2. Fampiasana tetiandro eo amin’ny Fambolena Ny mpiofana dia afaka mampifandray ny sokajim-boly amin’ny fotoana voafaritry ny tetiandrom-pamokarana Vita ny fanofanana : Mpiofana resy lahatra : 60% Mpiofana mahavaky tsara ny tetiandro : 70% Miaraka : fampitahana tetiandro samy hafa Asa tarika :mamaky ny tetiandrompamokarana Tetiandrom- pamokarana Diary Alimanaka... 3 Ora mizara roa 3. Famolavolana ny drafitry ny asa mandritry nytaona Ny mpiofana tsirairay dia afaka mamolavola drafitr’asa ho amin’ny taona iray Drafitr’asa vita :1 /Vondrona Miaraka : mameno fafana Isan-tarika : mandrafitra tetiandro Fafantetiandro Sokajim-bokatra: mamody-mamelana mandravina - mamoa 1 andro TAKILAM-PANOMANANA SEHO Lohateny : Fampiasana tetiandrom-pamokarana Fotoana : manomboka mifaranafaharetany : Toerana : Tomponandraikitra : Fananterana : Famintinana sy valim-panontaniana omanina no ahafahan’ny mpanofana mametraka ireo tondro ireo Fanazavan’ny mpiofana/vondrona ny drafitr’asa amin’ny taona kosa no itarafana ny fahafahan’ny tarika mandrafitra tetikasa Fanamarihana : Araho tsara ireo mety hampahazoto ny mpiatrika mba ifantohany amin’ny fanofanana
Présentations similaires
© 2024 SlidePlayer.fr Inc.
All rights reserved.