Télécharger la présentation
La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez
1
FFPM 261
2
1- Ankehitrio no isehoanao Ry Jeso Tompo izay malalanay Ankehitrio no anandramany, Ny hafaliam-ben’ny lanitrao. Aujourd’hui, Seigneur Jésus, Tu Te présentes à nous, Aujourd’hui, nous goûtons les joies célestes.
3
2- Ampiomany ao am-po ‘zahay Hampahadio ny eritreritray Hahatakaranay ny avotrao Izay nambaranao tao Kalvary Prépare nos cœurs, purifie nos pensées afin que nous comprenions Notre rédemption sur le Calvaire.
4
3- Eto no anoloranao anay Ny mofon’aina, rano velona ; Eto no ialanay sasatra Amin’ny adinay sy rafinay.
5
4- Ry Jeso ô! miandry izahay Ny fihavian’ny voninahitrao, Ho toy ny andro vao miposaka, Ho toy ny rano mahavelona.
6
5- “Raiso ny Tenako” no teninao, “Ary ny Rako ho fiainana” Am-pitiavana no andraisanay, Na dia tsy mendrika aza izahay
7
6- Mombà anay, ry Tompo tia ô
6- Mombà anay, ry Tompo tia ô! Aza miala amin’ny fonay, Aoka ny tavanao hazava re Amin’ny lalana alehanay.
Présentations similaires
© 2024 SlidePlayer.fr Inc.
All rights reserved.