nous pouvons avoir confiance ! Maître de la vie Il est ici parmi nous 163 - HE, JESOSY TOKINTSIKA Ce Jésus en qui nous pouvons avoir confiance ! Maître de la vie Il est ici parmi nous Il prêchera la bonne Parole de vie Et c’est sa vie qu’Il donne Pour nous racheter. He, Jesosy Tokintsika ! Tompon’ny fiainana Tonga eto amintsika Olon-kovangiana. Izy no hitory teny Soa, mahavelona, Fa ny ainy no nomeny Mba ho solo-voina. 14/04/2017
Fa ny ainao dia ho very, Raha tsy arahinao Ilay Mpanjaka manan-kery 163 - HE, JESOSY TOKINTSIKA Espérez et attendez La Grande Lumière Celle que l’on ne voit pas Elle est généreuse et nous éclaire Ta vie se perdra Si tu ne suis pas Le Roi Puissant Qui t’as sauvé Andrandraonao ka andraso Ny Mazava lehibe Dia Ilay tsy hita maso, Mpanazava, Mpanome ; Fa ny ainao dia ho very, Raha tsy arahinao Ilay Mpanjaka manan-kery Izay nanavotra anao. 14/04/2017
163 - HE, JESOSY TOKINTSIKA Ici au milieu de nous L’unique Lumière Heureux(se) celui(celle) qui la voit Puisqu’il(elle) vivra O Jésus parle-nous tes disciples Réchauffe et fortifie Notre foi en toi. Eto afovoantsika Ilay Mazava tokana ; Sambatra izay mahita Azy fa ho velona. Ry Jesosy, iresaho Izahay mpianatrao Hafanao sy hatanjaho Ny finoanay Anao ! 14/04/2017