La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez

La présentation est en train de télécharger. S'il vous plaît, attendez

ATRIKASA ISAM-PARITRA NATAO HIFEHEZANA NY LALANA MAHAKASIKA NY ZOTRA- PIFIDIANANA FIFIDIANANA SOLOMBAVAMBAHOAKA 27 MAI 2019.

Présentations similaires


Présentation au sujet: "ATRIKASA ISAM-PARITRA NATAO HIFEHEZANA NY LALANA MAHAKASIKA NY ZOTRA- PIFIDIANANA FIFIDIANANA SOLOMBAVAMBAHOAKA 27 MAI 2019."— Transcription de la présentation:

1 ATRIKASA ISAM-PARITRA NATAO HIFEHEZANA NY LALANA MAHAKASIKA NY ZOTRA- PIFIDIANANA FIFIDIANANA SOLOMBAVAMBAHOAKA 27 MAI 2019

2 TDR (Termes de référence)

3 Tanjona sy vokatra andrasana TANJON ’NY ATRIKASA  OS1 : Jery todika ireo andinin-dalàna misongadina momba ny fifidianana solombavambahoaka  OS2 : Fampahafantarana ny olompirenena ireo fitsipika sy ireo sampana rehetra miandraikitra ny fikarakarana sy ny fikirakirana ny olana ateraky ny fifidianana  OS3 : Mampitovy tadindokanga ireo mpandray anjara rehetra ny amin’ny lalàna mba ahafahana miantoka fitoniana. VOKATRA ANDRASANA  RA1 : Ireo lalàna vaovao momba ny fifidianana solombavambahoaka dia vita jery todika avokoa.  RA2 : Fantatra sy hay avokoa ireo sampana rehetra mikarakara ny fifidianana sy ny fitsarana ny olana ateraky ny fifidianana.  RA3 : Mitovy avokoa ny fijery sy fandraisan’ny mpandray anjara ny lalàna.  RA4 : Un cadre de concertation est créé entre les parties prenantes du processus électoral.

4 Fandaharam-potoana Ora 8h-8h15 - Fandraisana - Fizarana ny fitaovana 8h15-8h30 -Fanokafana ofisialy -TDR 8H30-8H40 -Fandraisan’anjaran’ny CFM 8h40-8h55 -Fisitrahana ny zo hifidy -Fomba fifidianana 8h55-9h25h -Momba ny filatsahana (candidature) -Fandraisan’anjaran’ny DGI 09h25-10h15 Fifanakalozan-kevitra 10h15-10h40 -Fampielezankevitra sy ny famatsiambolan’ny fampielezankevitra 10h40-11h10 Fifanakalozan-kevitra 11h10-11h30 -Ny fikirakirana ny vokapifidianana 11h30-12h Fifanakalozan-kevitra 12h-12h10 Famaranana

5 IREO LALANA SY DIDI- PANJAKANA MAHAKASIKA NY FIFIDIANANA SOLOMBAVAMBAHOAKA

6 Ireo Lalàna - Ny lalàm-panorenana; - Ny lalàna fehizoro n°2018-008 t@ 11 mai 2018 momba ny fifidianana ankapobeny sy fitsapan- kevi-bahoaka; - Ny lalàna féhizoro n°2018-010 t@ 11 mai 2018 nasiam-panitsiana n°2019-002 mahakasika ny fifidianana solombavambahoaka teny amin’ny antenimieram-pirenena;

7 Ireo lalàna fampihàrana - Didi-panjakana n° 2019-056 t@ 01 Febroary 2019 fiantsoana ny mpifidy amin’ny fifidianana solombavambahoaka - Didi-panjakana ° 2019-057 t@ 01 Febroary 2019 mamaritra ny modely sy anotan-taratasy tokony apetraky ny mpifaninana kandida ho solombavambahoaka; - Didi-panjakana n° 2019-058 t@ 01 Febroary 2019 mametra ny vola ho fandraisan’anjaran’ny kandida amin’ny fanontàna ny biletà sy ny fomba hamerenana ny vola; - Didi-panjakana N° 2019-059 t@ 01 Febroary 2019 mamaritra ny fikarakarana ny fifidianana; - Lalana mamaritra ny fitsinjaran’ny toerana (seza) isaky ny faripiadidiana; - Didi-panjakana momba ny OVEC (Fanapaha-kevitra N°005/CENI/2019 tamin’ny 05 febroary 2019)

8 Fandraisan’anjara amin’ny fifidianana (Participation au vote) Fomba fifidianana ( Mode de scrutin) Fiantsoana ny mpifidy ( Convocation des électeurs)

9 Fomba ahafahana mandray anjara hifidy ( Modalités de participation au vote)  Ny Lisitry ny mpifidy dia farànana ny 15 mai 2019  Ny olom-pirenena rehetra:  Voasoratra anarana ao anaty lisitry ny mpifidy ao amin’ny fari- piadidiana misy azy  Manana karapanondro CNI  Manana karapifidianana

10 Fomba fifidianana (Mode de scrutin)  1-Ho an’ireo fifidianana tsy misy afatsy toerana iray : Fifidianana anarana iray izay mahazo vato be indrindra ao anaty fihodinana tokana ihany ( scrutin majoritaire uninominal à un tour )  2- Ho an’ireo fifidianana misy toerana roa : Fifidianana lisitra ao anaty fihodinana tokana ihany ka mifanaraka amin’ny fitsinjarana araka ny salan’isa azon’ny mpilatsaka hofidiana ( Scrutin de liste à la représentation proportionnelle à un tour selon la règle du quotient électoral et celle de la plus forte moyenne, sans panachage ni vote préférentiel, ni liste incomplète ).

11 Fiantsoana ny mpifidy ( Convocation des électeurs) Ny alatsinainy 27 mai 2019:  manomboka amin’ny 06 ora,  mikatona amin’ny 5 ora hariva

12 NY MPILATSAKA HO FIDIANA (CANDIDATURE)

13 I - LES CONDITIONS D’ELIGIBILTE (Ireo fepetra ahafahana mirotsaka hofidiana)

14 Andinin-dalàna ( Références) - Ny Andininy faha 3 araky ny lalàna 2018-008 du 10 Avril 2018 mahakasika ny fifidianana amin’ny ankapobeny sy fitsapan-kevibahoaka; - Ny andininy faha 8 araky ny lalana 2018-010 mahakasika ny fifidianana solombavambahoaka.

15  Voasoratra anarana anaty lisipifidanana ao amin’ny faripiadidiana misy azy;  PJ : kopian’ny karatry ny mpifidy na fanamarinana fisoratàna anarana ao anaty lisipifidianana  Mizàka ny zompirenena malagasy;  Fanamarinana ny fizakàna ny zompirenena latsaky ny 6 volana  feno 21 amin’ny andrompifidianana;  PJ : copie certifiée CIN na kopia lava nahaterahana  Mipetraka sy monina eto madagasikara;  PJ : Fanamarinam-ponenana

16  Misitraka ny zo rehetra ara- piarahamonina sy ara-politika;  Tsy nahazo fahaverezan-jo avy amin’ny didim-pitsarana na didim-panjakàna;  Tsy mbola nisazy ankoatry ny sazy voalazan’ny andininy 319 sy 320 ny code penal;  PJ: Extrait du casier judiciaire (Bulletin N°03)

17  Nahavita, nahatanteraka sy nahefa ireo adidy momba ny hetra tao anatin’ny telo 3 taona takian’ny lalàna;  Fanamarinana omen’ny sampana momba ny hetra  Nahatanteraka ny fanambaram- panànana ho an’izay rehetra voakasik’izany;  Kopian’ny « récépissé de dépôt de la déclaration de patrimoine »

18 II- NY ANTONTANTARATASY MAHAKASIKA NY FILATSAHANA HO FIDIANA Andininy faha 3 décret N° 2019-059 tamin’ny 01 febroary 2019 mamaritra ny fikarakarana ny fifidianana

19  Fanambarana isaky ny kandida ho an’ny fari- pifidianana misy toerana iray na  Fanambarana iombonana ho an’ny fari-pifidianana misy toerana roa la déclaration individuelle de candidature (pour les circonscriptions électorales ayant un siège à pourvoir) ou la déclaration collective de candidature (pour les circonscriptions électorales ayant deux sièges à pourvoir) Misy sonian’ilay mpilatsaka hofidiana voamarina (légalisée) avy amin’ny manampahefana miaraka amin’ireto antontan-taratasy rehetra natao dika telo 3 mitovy ary efa vita fanamarinana ihany koa revêtue de la signature(s) du candidat légalisée(s) par une autorité administrative compétente accompagnée des pièces suivantes établies en trois exemplaires avec un inventaire des pièces:

20 1- dika mitovy lava ny kopia nahaterahana na dika mitovyny karapanondro voamarina (une copie intégrale d’acte de naissance ou une copie certifiée conforme de la carte nationale d’identité) ; 2- fanamarinana ny fizakàna ny zompirenena malagasy latsaky ny 6 volana (un certificat de nationalité malagasy daté de moins de six mois) ; 3- Bileta N°3 avy amin’ny tribonaly mahefa (un extrait de casier judiciaire bulletin n°3 délivré par le parquet compétent ; 4- dika mitovy ny karatry ny mpifidy na fanamarinam-pisoratana anarana anaty lisitry ny mpifidy ( une copie de la carte d’électeur ou une attestation d’inscription sur la liste électorale) ; 5- Fanamarinana avy any amin’ny sampana momba ny hetra fa nahavita sy nanefa ny adidy araketra tao anatin’ny 3 taona (un certificat délivré par l’Administration fiscale attestant que le candidat a rempli ses obligations fiscales et s’est acquitté de tous les impôts et taxes exigibles de toute nature pendant les trois dernières années );

21 6- fanamarinam-ponenana (Un certificat de résidence) ; 7- Fanambarana avy amin’ny mpisolo toerana (une déclaration de chaque suppléant ) ; 8- Taratasy fanekena avy amin’ny mpisolo toerana (une lettre d’acceptation écrite du suppléant) ; 9- Fanambaràna fandraisan’andraikitra ho fanekena ny lalàna momba ny famatsiambola indrindra fa ny mahakasika ny fangaraharàna, ny ady amin’ny kolikoly sy famotsiambola (une déclaration de probité portant engagement à respecter les dispositions en vigueur relatives au financement des campagnes électorales, notamment celles qui se rapportent à la transparence, à la lutte contre le blanchiment de capitaux et à la corruption) ; 10- Fanamarinana fanolorana avy amin’ny antoko politika na fikambanan’antoko politika mijoro aradalàna ho an’ireo kandida sy ny solontena atolotry ny antoko na fikambanan’antokoa (une attestation d’investiture par un parti politique légalement constitué ou par une coalition de partis politiques légalement constituée, dans le cas où le candidat et son suppléant sont présentés par un parti politique ou une coalition de partis politiques );

22 11- Quittance na Rosia avy amin’ny « Caisse de dépots et consignation » nandoavana ny fandraisan’anjaran’ny kandida araky ny andininy faha 20 ny lalàna 2018-010 t@ 11 mai 2018 (une quittance confirmée par une attestation signée par le responsable de la Caisse des Dépôts et Consignations attestant du dépôt de la contribution prévue à l’article 20 de la loi n° 2018-010 du 11 mai 2018 susvisée ) ; 12- Ny sary sy soratra elektronika apetraka ao anaty bileta tokana « atao anaty CD na cle USB na hafa » (la matrice sur support électronique du spécimen renfermant les caractéristiques à apposer sur le bulletin unique de vote) ; 13- Dika mitovy ny fanambaram-pananàna ho an’izay voakasik’izany (une copie du récépissé de dépôt de la déclaration de patrimoine, pour les personnes concernées) ; 14- Fanambarana toeramponenana ho an’ireo tsy mipetraka ao amin’ny kaominina misy ny rantsamangaikan’ny CENI distrikta (une déclaration de l’élection de domicile pour les non résidents dans le chef-lieu de la Commune où siège le démembrement de la Commission Electorale Nationale Indépendante au niveau du District).

23 NB :  Azo alaina ao amin’ny tranokalan’ny CENI ireo modely ilaina amin’ny famenoana ny antontan-taratasy : www.ceni-madagascar.mg ( Décret N° 2019-057 t@ 01 febroary 2019 )www.ceni-madagascar.mg  Ny mpisolo toerana dia tsy afaka mirotsaka amin’ny filatsahana maromaro fa iray ihany;  Ny fandraisan’anjaran’ny kandida amin’ny fanatontàna ny bileta tokana dia 5,000,000 ariary

24 III- NY FANDRAISANA NY TARATASY FILATSAHAN- KO FIDIANA

25 Fotoana fametrahana antotan- taratasy :  talata 26 febroary 2019 manomboka amin’ny 09 ora maraina hatramin’ny talata 12 mars 2019 amin’ny dimy ora hariva

26 Toerana hametrahana ny taratasy filatsahan-ko fidiana:  Eny amin’ny OVEC (Organes chargés de Vérification et d’Enregistrement des Candidatures) misy ny biraon’ny CED;

27 Ireo mpametraka:  Ireo nahazo « mandat » avy amin’ny antoko politika na vondron’antoko politika mijoro ara- dalàna,  Na ny kandida raha toa ka tsy miankina;

28 Fombafomba (formalité)  Taratasy fanamarinam-pandraisana ny antontan-taratasy;  Taratasy fanamarinana ny « enregistrement de candidature»;  Taratasy fanamarinana ny nandavàna ny fandraisana ny filatsahan-kofidiana

29 L’OVEC : Organe de Vérification et d’Enregistrement des Candidatures  andraikitra : L’OVEC : - Manamarina, mitàna an-tsoratra (mitahiry) ary mandray fanapahankevitra mahakasika ireo antotantaratasy rehetra ao anatin’ny 72 ora aorian’ny fandraisana ny antotan-taratasy, (vérifie, enregistre et statue sur toutes les dossiers de candidatures qui lui sont présentées dans les soixante-douze (72) heures de la date de réception de chaque dossier) ; - Mamoaka petadrindrina ireo kandidà voaray arakaraky ny fahatongavany; - Mampahafantatra ny kandida ny anton’ny fandavàna ny filatsahan-kofidiana

30  Ny mandrafitra ny OVEC :  Filoha(PCED) ;  Mpikambana 4 efatra :  Ny filoha lefitra CED(VPCED) ;  Rapporteur de la CED (Rap CED) ;  Mpitsara na mpiasam-panjakana « cadre A » ;  Mpandraharahan’ny Hetra DGI anivon’ny distrikta ;  Mpitantsoratra teknika :  Sefo CID  Chef d’Antenne

31  Foiben-toerana :  Biraon’ny CED na izay toerana misy ny faripiadidiana araka ny lisitra efa vofaritra araky ny didy navoakan’ny Filohan’ny CENI ( ou en tout autre local sis au chef-lieu de la circonscription administrative territoriale dont la liste est fixée par décision du Président de la Commission Electorale Nationale Indépendante).

32  Fisintonana na fanafoanana filatsahan-kofidiana (andininy 24 andalana faha 4 sy faha 5 ao amin’ny lalana 2018-010 du 11 mai 2018)  Tsy misy filatsahan-kofiana azo sintonina intsony aorian ’ny fe- potoana farany famùetrahana ny antontan-taratasy ;  Raha misy fisintonana antontan-taratasy filatsan-kofidiana alohany fifaranan’ny fe-potoana dia averina aminy ny vola fandraisan’anjara narotsany (fanafoanana ny fitanana antsoratra ny filatsahan-kofidiana).  Fahafatesana mpilatsaka hofidiana (andininy 26 ao amin’ny lalana 2018-010 du 11 mai 2018)  Mandritra ny fotoana fandraisana filatsahan-kofidiana : fanoloana ilay kandida;  Après clôture de la période de dépôt de candidature: le suppléant devient candidat, il est désigné un nouveau suppléant dans les 48 heures

33 IV- FIKIRAKIRANA OLANA MAHAKASIKA NY FILATSAHAN- KOFIDIANA (PRECONTENTIEUX ET CONTENTIEUX RELATIFS A LA CANDIDATURE)

34 DINGANA VOALOHANY Fampiakàrana manohitra ny didy fandàvana ny firaketana antsoratra ny filatsahan-ko fidiana (art 30 alinéa premier de la LO 2018-010 du 11 mai 2018)  Ny kandidà nolavina dia manana 48 ora aorian’ny daty fampahafantarana hametraka fitarainana tsotra any amin’ny CENI Le candidat lésé par la décision de refus dispose un délai de 48 heures à compter de la date de sa notification pour saisir la CENI par une simple déclaration écrite  Ao anatin’ny 24 ora  Fanamafisana ny fandàvana ny firaketana ho mpilasaka ho fidiana alefa any amin’ny mpangataka Confirmation du refus d’enregistrement à notifier au requérant  Fanovàna ny didy navoakan’ny OVEC: firaketana an-tsoratra ny filatsahan-ko fidiana ary ampidirina anaty lisitry ny kandida ho fidiana (mise à jour de la liste)

35 DINGANA FAHAROA Fampiakarana ara-pitsarana manohitra ny fanamafisana ny didy fandàvana ny filatsahan-ko fidiana nataon’ny CENI (art 30 alinéa 2 et 3de la LO 2018-010 du 11 mai 2018)  Fitarainana an-tsoratra misy ny sonian’ny kandidà izay nolavina ny filatsahan-ko fidiana alefa any amin’ny Filohan’ny HCC ao anaty 48 ora aorian’ny daty namoahan’ny CENI ny didy fandàvana.  Fikirakiràna: Ny HCC dia mandray fanapahankevitra ao anatin’ny 24 ora aorian’ny daty nandraisana ny fitarainana:  Manamafy ny fandavàna ny filatsahan-ko fidian’ny kandidà;  Manaiky ny filatsahan-ko fidiana ka ampidirina anaty ny lisitry ny kandidà hilatsaka ho fidiana

36 Fanoherana ny firaketana filatsahan-ko fidiana Ho an’ny mpifidy ao amin’ny faripifidianana sy ny kandidà ao amin’ny faripifidianana Dingana arahina:  Fangatahana antsoratra ny fandàvana filatsahan-ko fidiana kandidà iray miaraka amin’ny porofo ara-taratasy alefa any amin’ny HCC.

37 LISITRY NY KANDIDA VOARAY  FAMOAHANA VONJIMAIKA NY LISITRY NY KANDIDA ISAKY NY FARIPIFIDIANANA AVOAKAN’NY OVEC (CED)  FAMOAHANA NY LISITRY NY KANDIDA OFISIALY AVOAKAN’NY CENI  FANDRAISANA IREO SOLONTENAN’NY KANDIDA EO ANIVON’NY FOIBE AORIAN’NY FAMOAHANA OFISIALY NY LISITRA (art 35 loi n°2015-020 du 19 octobre 2015)

38 MAHAKASIKA NY FAMPIELEZAN- KEVITRA

39 FAMARITANA NY FAMPIELEZAN-KEVITRA  Ny fampielezan-kevitra dia ny asa rehetra fampahafantarana kandidà sy ny tetikasany mialoha ny fifidianana, izay misarika sy misintona ny olompirenena hifidy sy hanohana ny kandidà  Ny faharetan’ny fampielezan-kevitra ho an’ny fifidianana solombavambahoaka dia 20 andro, (06/05/19 @ 06 ora hatr@ 25/05/19 misasakalina)

40 Ny fototra sy fitsipika mifehy ny fampielezan-kevitra 1. Fanajàna ny firaisam-pirenena sy ny fihavànana malagasy 2. Ny tsy fitanilàn’ny fanjakàna; 3. Ny tsy fitanilàna eo amin’ny tontolon’ny serasera (haino aman- jerim-panjakàna; 4. Ny tsy fitanilàna ara-pinoana ; 5. Ny fampitovian-jo sy ara-drariny ny kandidà;

41 Ny fototra sy fitsipika mifehy ny fampielezan-kevitra(tohiny) 6. Fangaraharàna mahakasika ny famatsiambola sy ny fampiasambola eo amin’ny fampielezan-kevitra; 7. Fanajàna ny maha olona, ny kandidà sy ny mpifidy; 8. Fanajàna ny fiainana manokan’ny kandidà sy ny mombamomba azy rehetra; 9. Tsy fanentanana fankahalàna sy fanavakavahana; 10. Fanajàna ny filaminam-bahoaka.

42 Ny tsy fitanilàn’ny fanjakàna Andraikitry ny mpiasam-panjakàna Ireo asa sy fihetsika mety ahavoasazy Sazy Tsy mitanila, mahatoky manaja ny lamina Fandraisana anjara amin’ny fampielezan- kevitra, And. 219 and. Sazy Ar 2.000.000 à Ar 5.000.000 fepetra takiana amin’ny zon’ny kandida Fampiasàna fitaovam- panjakàna Fanafoanana safidy eo amin’ny toeram- pifidianana, And 220 Sazy antranomaizina (2) h@ (5) taona And. 223 : And. 168 h@ 171 Lalàna famaizana

43 Fanamarihana Tsy azo atao mandritra ny fampielezan- kevitra: Fanokafana ofisialy tetikasam- panjakàna; Ny fampielezana na fampahafantarana ataon’ny fanjakàna mety hahazoan’ny vondrona politika na kandida iray tombony

44 I- Ny ho enti-manana amin’ny fampielezan- kevitra

45 Famoriam-bahoaka  Famaritana: famoriam-bahoaka rehetra na ankalamanjana na anaty efi-trano nahazoana alalana  Fampahafantarana mialoha ny tompon’andraiki-panjakana eo an- toerana (mba fandrindrana sy ho fitandroana ny filaminana) : farafahatarany 48 ora mialoha ny hetsika Tsy misy fangatahana azo raisina intsony 72 ora alohan’ny fahataperan’ny fampielezan-kevitra (22/05/19 misasak’alina)

46 PETA-DRINDRINA FE-potoana: mandritra ny fampielezan- kevitra ihany (voaràra ny fametrahana peta-drindrina 6 volana mialoha ny andro voalohan’ny fampielezan-kevitra ary ny andro mialoha ny fifidianana); Ny endriny voarara ny fandikana amin’ny taratasy fotsy sy ny fampiasana ny loko-pirenena telo (maitso – fotsy – mena); Ny toerana: araka izay voafaritry ny CENI + CTD

47 Haino aman-jery  Tsy mivaona amin’ny ara-drariny sy ny fampitovian-jo ny mpilatsaka ho fidiana:  Fe-potoana voalohany : manomboka eo amin’ny famoahana ny lisitry ny kandida tena izy ka hatramin’ny fisokafan’ny fampielezan- kevitra(fampandraisana anjara tsy mitanila);  Fe-potoana faharoa : mandritra ny fampielezan- kevitra(fotoana ahafahana miteny sy fandraisana anjara mitovy) -Eo ambany fanaraha-maso ny ANRCM, izay soloin’ny CENI tena vonjimaika. - tsy maintsy hampifandrindrana araka ny tokony ho izy ny fotoana natokana ho an’ny mpilatsaka hofidiana izay alefan’ny tompon’andraikitra voalohany eo anivon’ny ARNCM.

48 Fomba hafa entina manao fampielezan-kevitra  Tsy mivaona amin’ny ara-drariny sy fampitovian-jo ny mpilatsaka ho fidiana; ao anatin’ny fanajana ny tsy fanilihana sy ny mangarahara :  Ireo rehetra heverina fa fomba ahafahana manao fampielezan-kevitra toy ny fikirakira ny teknoljia vao sy ny tambajotra-tserasera;

49  Voarara ny fampiasana famatarana ireo tsenam- barotra mba anaovana fampielezan-kevitra;  Voarara ny famoriam-bahoaka any anaty fiangonana, tranom-panjakana sy ny toera-piasana;  Voarara ny fametahana peta-drindrina ivelan’ny toerana voatokana ho amin’izany toy ny rindrina fiangonana, tranom-panjakana na toera-piasana, ny toerana mana-tantara sy vakoka na tsangambato, ary koa ny toerana efa voatokana fanaovana dokam- barotra;  Fampiharana ireo fepetra mahakasika ny peta-drin drina avy amin’ny PCENI, PCEP, PCER, PCED: 6h;  Voarara ny fanaovana fanadihadiana fakan-kevitra mialoha ny andro ny fifidianana

50 II- Ny famatsiam- bola ny fampelezan- kevitra

51 Fepetra:  Fepetra mahakasika ny fangarahaharan’ny famatsiam-bolan’ny fampielezan-kevitra: fampahafantarana ny lohanom-bola sy ny 6 volana mialoha andro voalohan’ny volana hanatanterahana ny fifidianana na 01/12/2018  Fepetra mahakasika ny fisorohana ny famotsiam-bola;  Fitanana antsoratra ny vola miditra sy mivoaka ataon’ny mpitam-bola (nampahafantarana mialoha);  Fanarahamaso ny fitanana antsoratra ny vola miditra sy mivoaka ataon’ny vaomiera mpanaramaso ny famatsiam-bola amin’ny sehatra politika.

52  Tsy maintsy hampahafantarana ny CENI ny anaran’ny mpitam-bola ny fampielezan-kevitra mba ahafahana mamoaka izany amin’ny gazetim-panjakana : dika mitovy amin’ny taratasy fanendrena ka nankatoavin’ilay olona voalaza ary apetraka eny anivon’ny CED alohan’ny fotoana anaovana fampielezan-kevitra

53 Andraikitry ny mpitam-bola ny fampilezan-kevitra  Miandraikitra ny firaketana ny fampiasam-bola  Mikirakira vola ampiasaina sy ny vola miditra (na dia ireo izay efa nisy talohan’ny nanendrena azy);  Manome rosia fanamarinana izay mpanome vola;  Mitahiry ny taratasy sy izay rehetra fanamarianana ny fikirakirana ny vola.

54 Ireo mamaritra ny vola ampiasaina amin’ny fampelezan-kevitra  Vola miditra: izay rehetra vola miditra afatsy ny avy amin’ireo fikambanana tsy miankina eto an-toerana sy avy any ivelany, ny orin’asa mpandraharaha ara- barotra  Vola ampiasaina : ny vola rehetra enti- manana afatsy ireo efa natokana amin’ny fitaovana anaty birao;  Fikirakirana ny vola : ataon’ny mpitam- bola

55 NY VAOMIERA MPANARAMASO NY FAMANTSIAMBOLAN’NY TONTOLO POLITIKA LA COMMISSION DE CONTRÔLE DU FINANCEMENT DE LA VIE POLITIQUE  Firafitra:  telo (3) mpitsara avy amin’ny « Cour des comptes » tendren’ny « Premier Président de la Cour suprême » atolotry ny « Président de la Cour des comptes » ;  roa (2) experts-comptables voasoratra ao amin’ny « Tableau de l’Ordre des experts-comptables agréés et des financiers de Madagascar », tendren’ny filohan’ny olafitra.

56 NY VAOMIERA MPANARAMASO NY FAMANTSIAMBOLAN’NY TONTOLO POLITIKA Andraikitra: Miantoka ny fanatontosan’ny mpitam-bola ny kandida amin’ny fanatanterahana ny asany ao antin’ny fanajana ny tahirim-bola tokana ( s’assurer de l’accomplissement par le trésorier de compte de campagne de sa mission, du respect de la condition du compte unique ); Manaramaso ny fahamarinan’ny fidiram-bola ampiasain’ny mpilatsaka hofidiana sy ny fandaniana rehetra natao ( contrôler la légalité des recettes perçues et le caractère électoral des dépenses effectuées );

57  Tsy maintsy mametraka ny kaonty (tatitra ara-bola) any amin’ny CCFVP ny kandidà farafahatarany 3 volana aorian’ny fivoahan’ny vokatra ofisialy avoakan’ny HCC

58 FIKIRAKIRANA NY VOKATRA

59 Ireo dingana tanterahina  FANISANA: aorian’ny fiafarànan’ny latsabato avy hatrany;  Fanaterana ny vokatra : ataon’ny sefo fokontany, Filohan’ny birao-pifidianana na rantsamangaika CENI ao anatin’ny 5 andro farafahatarany aorian’ny androm- pifidianana  Fikirakiràna Vokatra SRMV: vantany vao voaray ny vokatra ( 5 andro aorian’ny androm-pifidianana +1 andro fandefasana any @ CENI)  Fikirakiràna ny vokatra vonjimaika ataon’ny CENI: 15 andro aorian’ny fandraisana vokatra SRMV farany  Fanambaràna ny vokatra ofisialy ataon’ny HCC : miaraka amin’ny fitsinjaràna: 16 andro aorian’ny vokatra vonjimaika CENI NB: ny SRMV sy ny CENI dia mihanona amin’ny famoahana ny isan’ny vato azon’ny kandida na lisitra kandida isaky ny faripifidianana ihany

60 Fomba fitsinjaran-toerana mahakasika ny Fifidianana lisitra ao anaty fihodinana tokana ihany ka mifanaraka amin’ny fitsinjarana araka ny salan’isa azon’ny mpilatsaka hofidiana La modalité de répartition de siège  Isan’ny mpifidy voasotra anarana: 100 000  Isan’ny tonga nifidy: 92 000, vato fotsy sy tsy manankery : 2000.  Isan’ny vato manankery :90 000  Isan’ny toerana: 2  Ao anatina lisitra mpilatsaka hofidiana 4 : isam-bato azony avy  Lisitra A : 55 000 isa  Lisitra B : 22 000 isa  Lisitra C : 8 000 isa  Lisitra D : 5 000 isa  Salan’isa tratrarina = isan’ny vato manankery zaraina amin’ny isan’ny toerana  90 000/2= 45 000 (mba ahazoana toerana iray dia mila mahazo vato 45 000 isa farafahakeliny)  Fitsinjara toerana mifanaraka amin’ny salan’isa tratrarina= isan’ny vato manankery zaraina amin’ny salan’isa tratrarina  Liste A : 55 000/45 000= toerana iray  Liste B : 22 000/45 000= tsy nahazo toerana  Liste C : 8 000/45 000= tsy nahazo toerana  Liste D : 5 000/45 000= tsy nahazo toerana

61 Fifidianana lisitra ao anaty fihodinana tokana ihany ka mifanaraka amin’ny ny salan’isa tratrarina sy izay mpilatsaka hofidiana nahazo vato be indrindra (scrutins de liste à la représentation proportionnelle à un tour selon la règle du quotient électoral et celle de la plus forte moyenne) Fitsinjarana ny toerana sisa: Isan’ny toerana: 2 Toerana azon’ny mpilatsaka hofidiana teo amin ’ny dingana voalohany: 1 Isan’ny toerana tavela: 1 Fepetra ahazoana ilay toerana tavela: fampiharana ny fitsipika izay nahazo vato be indrindra Asiana sarin-toerana ny isan’ny toerana azon’ny azon’ny mpilatsaka hofidiana tsirairay tamin’ny dingana voalohany:  Lisitra A : 1 toerana tavela + 1 sari-toerana=2  Moyenne : 55 000/(1+1)= 27500  Lisitra B : 0 toerana tavela + 1 sari-toerana=1  Moyenne : 22 000/(0+1)= 22 000  Lisitra C : 0 toerana tavela + 1 sari-toerana=1  Moyenne : 8 000/(0+1)= 8 000  Lisitra D : 0 toerana tavela + 1 sari-toerana=1  Moyenne : 5 000 /(0+1)= 5 000

62  Ny lisitra A no nahazo ny vato be indrindra: 27 500 (ny lisitra izany no hazo ny toerana iray sisa tavela taorian’ny dingana voalohany)  SETRINY:  Lisitra A: toerana 2  Lisitra B: tsy nahazo toerana  Lisitra C: tsy nahazo toerana  Lisitra D: tsy nahazo toerana

63 MISAOTRA TAMIN’NY FAHARETANA


Télécharger ppt "ATRIKASA ISAM-PARITRA NATAO HIFEHEZANA NY LALANA MAHAKASIKA NY ZOTRA- PIFIDIANANA FIFIDIANANA SOLOMBAVAMBAHOAKA 27 MAI 2019."

Présentations similaires


Annonces Google