Andraikitry ny Kaomina amin’ny fitantanana sy fanaraha-maso ny fotodrafitrasa Atrik’asa 10, 11 Novambra 2015, Mahambo AREA : Programme Accès Rural à l’Eau.

Slides:



Advertisements
Présentations similaires
FACILITE EAU ACP-UE « Point de vue dActeur de terrain» Présenté par Jean Bosco BAZIE Conseiller Principal – Eau Vive Niger.
Advertisements

L’eau sur la planète.
Jerry rand Faly miarahabanareo tonga manatrika izao B.B.S (BUILIDING BUSINESS SEMINAR) Madagascar
60 taona i Nenitoa Bodo! Bonnie présente
X8 Madagascar.
Qu’est ce qu’une solution acide ?
Nous vous souhaitons la BIENVENUE Voici la PRESENTATION DE LOPPORTUNITE DAFFAIRES MangaTanora-Mena-X8.
FFPM 170 : 1, 3, 4.
Rencontre des rentrées – 26 Septembre 2014
EVALUATION T Juin 2010 Partenariat MEN – UNICEF –ENS Résultats des observations menées par le groupe ENS.
FFPM 207 : 1,2,3.
FFPM 298. FFPM Aina no fetra, ry Tompo Mpanjaka 1- Aina no fetra, ry Tompo Mpanjaka ! Aina no fetra anarahana Anao, Ka ny faneva tsy maintsy.
FFPM 445 : 1, 3.
FFPM 255.
FFPM 446.
FFPM 2.
LA COOPERATION INTERNATIONALE DE L’AGENCE DE L’EAU RHONE-MEDITERRANEE ET CORSE.
FFPM 539 : 1, 2.
FFPM 163 : 1, 3.
71- MIHAINOA, MIHAINOA Ecoutez, écoutez La voix des anges heureux Annonçant la naissance Du fils de Dieu Ecoutez à présent !
Rôle et place de la femme dans l'agriculture familiale
FFPM 107.
FFPM 731 : 1,4, 6.
Projets TIM-SFV 2006 Etat des projets en novembre 2006.
nous pouvons avoir confiance ! Maître de la vie Il est ici parmi nous
81- TAO ANTSAHAN'I BETLEHEMA
Dosage direct HO - (λ = 20) Na + (λ = 5,0) H 3 O + (λ = 35) Cl - (λ = 7,6) Conductivité en unité arbitraire On néglige la dilution de la solution titrée.
Remplissage outils de gestion
FF 13. Mihirà fihiram-baovao Ho an'i Jehovah, ry tany Mihirà fihirana Ho an'i Jehovah Dia ambarao amin'ny jentilisa Ny Voninahiny. Que la terre chante.
Les institutions de l’Union européenne
Problématiques et enjeux du secteur semencier dans la région du Menabe, en vue de l’élaboration d’un plan opérationnel.
O Notre Père Saint Maître des cieux Toi qui nous aimes Tu es notre bouclier et notre rocher, Le Protecteur, en qui nous avons confiance éternellement,
Retour sur les débats Quel organe / entité compétente pour la délivrance de l’habilitation de la MOC ? Qui assure les fonctions de l’OREA ? Article 15.
Rôle de la commune dans la gestion et le suivi des ouvrages Atelier 10 et 11 Novembre 2015, Mahambo AREA : Programme Accès Rural à l’Eau Potable et à l’Assainissement.
SYNTHESE DU CADRE LEGAL DE REFERENCE DE LA MO Atelier AREA Rôle de la commune dans la gestion et le suivi des ouvrages 10 et 11 Novembre 2015, Mahambo.
CADRE LEGAL DE REFERENCE THEMESARTICLES DE REFERENCE Responsabilités du MOarticle 14 du décret Critères d'habilitation des Communesarticle 26.
ETUDE DES DETERMINANTS SOCIO-CULTURELS POUR L’ADOPTION DES PRATIQUES FAMILIALES ESSENTIELLES DANS LES REGIONS D’INTERVENTION DE L’UNICEF : ANALANJIROFO,
FEHEZAN-DALANA IAINGANA Atelier AREA Rôle de la commune dans la gestion et le suivi des ouvrage s 10 et 11 Novembre 2015, Mahambo LOHAHEVITRAANDININY IAINGANA.
DELEGATION DE L'UNION EUROPENNE AU BF Novembre 2015 Séminaire régional infrastructure APPUI BUDGETAIRE SECTORIEL EAU ET ASSAINISSEMENT: CAS DU BURKINA.
Secteur WASH PRATIQUES FAMILIALES ESSENTIELLES : - Latrines - Lavage des mains - Eau potable.
EAU SOURCE DE VIE AMAN IMAN PROJET PUITS AU NIGER Partenariat UNICEF BELGIQUE et Districts Rotary International Eau source de vie – Water Bron.
1 Togo - Vision Vision à long terme - Faire du Togo un pays émergent d’ici 15 à 20 ans, respectueux des droits de l’Homme et promouvant l’Etat de droit.
1 REPUBLIQUE DE CÔTE D’IVOIRE - VISION IVOIRE- Vision A Long terme - Assurer la durabilité de l’accès continu au service EHA sur 10 ans à travers un pacte.
RENFORCEMENT DE LA CAPACITÉ DE LA DINEPA POUR METTRE EN ŒUVRE SA STRATÉGIE DE RÉFORME DE L'EAU ET DE L'ASSAINISSEMENT POUR LES ZONES RURALES ET LES PETITES.
1 GUINEE - Vision Vision à long terme Accès universel à l’eau potable et l’assainissement et mettre fin à la défécation à l’air libre dans tout le pays.
FANDRAFETANA DINGAM - PANOFANANA MpanabeMpiatrika Rantovina Fandrantoana Fanomanana ny asa fanabeazana Fanabeazana –Fanofanana eo amperinasa Telolafin’ny.
L’écologie j’y crois, Carcouët aussi ! Campagne de sensibilisation au développement durable au Lycée Carcouët L’écologie j’y crois, Carcouët aussi ! Réalisée.
FF 34.
PROCESSUS PDDAA DE MADAGASCAR
Fanekem-pinoana (Oratoire du Louvre)
Manambara ny finoantsika an'i Jesoa Kristy isika / dia araka ny tenin'i Jaona Mpanao Batisa hoe / "Indro ny Zanak'ondrin'Andriamanitra / Izay manaisotra.
FF 48.
FFPM 437 : 1, 3.
FF 3.
Fanotaniana ONG AREA ho an’ny Ministeran’ny Rano, ny Fidiovana ary ny Fanadiovana   Fampahafantarana ny lalana mifehy ny rano vaovao mikasika.
FFPM 351.
FFPM 701 : 1, 2. FFPM 701 : 1, 2 1- Ny hiran’ny lanitra tsara tokoa sy mahafinaritra, re 1- Ny hiran’ny lanitra tsara tokoa sy mahafinaritra, re !
ZANY TENINAO Ta parole, Seigneur est une lumière
FFPM 261.
Fambolena Fefy Velona Projet PROFAPAN
DEPARTEMANTA FIFANDRAISANA
Fandratsanana ny hazo fihinamboa
FIHAONAM-BE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA
I. INONA NO ATAO HOE “FIBEBAHANA” 1. Famaritana 2. Ny ambaratonga ho amin’ny fibebahana 3. Ny endriky ny fibebahana.
LABORATOIRE D’ANATOMIE PATHOLOGIQUE – SALFA
à écrire des équations de réaction !
PARTIE I Présentée par Aline FERRERE. PARTIE I Présentée par Aline FERRERE.
Action sy ny tanora Category Template
“Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra"
Comment Concevoir un Guide sur iNaturalist
Transcription de la présentation:

Andraikitry ny Kaomina amin’ny fitantanana sy fanaraha-maso ny fotodrafitrasa Atrik’asa 10, 11 Novambra 2015, Mahambo AREA : Programme Accès Rural à l’Eau Potable et à l’Assainissement financé par l’Union Européenne 60 volana 5 ONG Tanjona : fanafainganana ny fananterahana ny ODM Ao anatin’ny Kaomina ambanivohitra mihoatra ny 50 ao anatin’ny faritra 11

TANJON’NY ATRIK’ASA Fanompanana ny dinika amin’ny fitrandrahana (Exploitation)ny fitompoan-draharaha Fizarana ny traik’efa ananan’ny Kaomina : Fahombiazana, olana, soso-kevitra ho famahana olana Mandinika ireo fomba azo tanterahana amin’ny fitaovana ampiasaina, singa famaritana, ny hoenti-manana, servisy Izany rehetra izany dia ao anatin’ny zotra 3: Fitantanana sy fanaraha-maso ny fotodrafitrasa amin’ny lafiny fitompoan-draharaha ny Kaomina ambanivohitra

TANJON’NY ATRIK’ASA Inona no voalaza ny fehezan-dalana, Inona no efa navoitra tamin’ny atrik’asa taloha? Inona ny andraikitra ny tsirairay? Inona avy ireo zavatra andrasan’ny Kaomina, inona ny atao hoe STEAH, ahoana ny fanaraha-maso sy ny tomban’ezaka? Ahoana ny hanohanana azy, Ahoana ny hanatsarana ny fandrindrana ny asa? Fitantanana sy fanaraha-maso ny fotodrafitrasa amin’ny lafiny fitompoan-draharaha ny Kaomina ambanivohitra

Fandaharam-potoana ny atrik’asa ny 11 Novambra 2015  Maraina  Maraina : 8h30 – 9h10 : Fizarana 1 : Fampahafantarana amin’ny ankapobeny 9h10 – 10h30 : Fizarana 2 : Fehezan-dalana mahakasika ny rano, fampahafantarana ny fehi-kevitra ny atrik’asa AREA taloha 10h30 – 11h00 : Fakan-drivotra 11h00 – 12h15 : Fizarana 3 : Fizarana traikefa; Fampahafantarana ankapobe ireo 5ONG miaraka amin’ny fandaharan’asa AREA  Après-midi : 13h30 – 15h30 : Fizarana 4 : Asa isam-bondrona 15h30 – 16h00 : Fakan-drivotra 16h00 – 17h30 : Fizarana 5 : Fanehoana ny vokatry ny asa isam-bondrona, fehin-kevitra ny atrik’asa

FANOMANANA NY ASA ISAM-BONDRONA 1.Fizarana ireo mpandray anjara ho vondrona 6 mifangaro ka olona 8 na 9 isam-bondrona 2.Ny vondrona tsirairay dia ahitana ny solon-tena ny Kaomina, teknisiana,, Minisitera, DREAH, ONG 3.Ny vondrona tsirairay dia manendry Filoha, mpanamora, mpitan-tsoratra, ary mpanao tatitra

Lohahevitra 3 :  Fanaraha-maso ara-teknika sy ara-bola ny mpitantana iombonana na mpitantana tsy miankina (fandaharan’asa, fanatanterahana, singam-pamantarana)  Ny andraikitra sahanin’ny tsirairay voakasika ny fanaraha-maso ny fotodrafitrasa (iza, inona, oviana, ahoana?)  Ny fandehanan’ny fitantanana ny Kaomina sy fanaraha-maso ny fotodrafitrasa. (famatsiam-bola, fotoana hanatanterahana ny fanaraha-maso, fikojakojana sy fanamboarana, famatsiana kojakoka FANDAMINANA NY ASA ISAM-BONDRONA