Fanotaniana avy @ireo ONG AREA ho an’ny Ministeran’ny Rano, ny Fidiovana ary ny Fanadiovana   Fampahafantarana ny lalana mifehy ny rano vaovao mikasika.

Slides:



Advertisements
Présentations similaires
FAMEHEZANA NY FANADIHADIANA IFOTONY Commune Rurale dAmbohimiadana RLOMD (Réponses Locales aux OMD) MANORINTSOA.
Advertisements

Jerry rand Faly miarahabanareo tonga manatrika izao B.B.S (BUILIDING BUSINESS SEMINAR) Madagascar
X8 Madagascar.
X8 Madagascar.
Nous vous souhaitons la BIENVENUE Voici la PRESENTATION DE LOPPORTUNITE DAFFAIRES MangaTanora-Mena-X8.
Fiv : :,: Inty tamy aho, Raiko malala ô, Raiso ny tanako. :,:
FFPM 170 : 1, 3, 4.
EVALUATION T Juin 2010 Partenariat MEN – UNICEF –ENS Résultats des observations menées par le groupe ENS.
FFPM 207 : 1,2,3.
FFPM 298. FFPM Aina no fetra, ry Tompo Mpanjaka 1- Aina no fetra, ry Tompo Mpanjaka ! Aina no fetra anarahana Anao, Ka ny faneva tsy maintsy.
FFPM 445 : 1, 3.
FFPM 255.
FFPM 446.
FFPM Aty an-tranonao izao No iangonanay Hitady soa aminao, Hahafaka ota anay ; Hiantso ny Anaranao, Handinika ny teninao, Izay mahavelona anay.
FFPM 2.
482 Avia ry mino ! Hifaly sy hihoby, Avia, avia hankany Betlehema :
FFPM 539 : 1, 2.
FFPM 480 : 1, 2,3.
FFPM 163 : 1, 3.
71- MIHAINOA, MIHAINOA Ecoutez, écoutez La voix des anges heureux Annonçant la naissance Du fils de Dieu Ecoutez à présent !
Rôle et place de la femme dans l'agriculture familiale
FFPM 107.
FFPM 731 : 1,4, 6.
nous pouvons avoir confiance ! Maître de la vie Il est ici parmi nous
Novembre Ce qu’il reste de la Caisse d’Epargne.
81- TAO ANTSAHAN'I BETLEHEMA
Dosage direct HO - (λ = 20) Na + (λ = 5,0) H 3 O + (λ = 35) Cl - (λ = 7,6) Conductivité en unité arbitraire On néglige la dilution de la solution titrée.
Remplissage outils de gestion
FF 13. Mihirà fihiram-baovao Ho an'i Jehovah, ry tany Mihirà fihirana Ho an'i Jehovah Dia ambarao amin'ny jentilisa Ny Voninahiny. Que la terre chante.
Problématiques et enjeux du secteur semencier dans la région du Menabe, en vue de l’élaboration d’un plan opérationnel.
O Notre Père Saint Maître des cieux Toi qui nous aimes Tu es notre bouclier et notre rocher, Le Protecteur, en qui nous avons confiance éternellement,
Retour sur les débats Quel organe / entité compétente pour la délivrance de l’habilitation de la MOC ? Qui assure les fonctions de l’OREA ? Article 15.
Rôle de la commune dans la gestion et le suivi des ouvrages Atelier 10 et 11 Novembre 2015, Mahambo AREA : Programme Accès Rural à l’Eau Potable et à l’Assainissement.
SYNTHESE DU CADRE LEGAL DE REFERENCE DE LA MO Atelier AREA Rôle de la commune dans la gestion et le suivi des ouvrages 10 et 11 Novembre 2015, Mahambo.
CADRE LEGAL DE REFERENCE THEMESARTICLES DE REFERENCE Responsabilités du MOarticle 14 du décret Critères d'habilitation des Communesarticle 26.
ETUDE DES DETERMINANTS SOCIO-CULTURELS POUR L’ADOPTION DES PRATIQUES FAMILIALES ESSENTIELLES DANS LES REGIONS D’INTERVENTION DE L’UNICEF : ANALANJIROFO,
FEHEZAN-DALANA IAINGANA Atelier AREA Rôle de la commune dans la gestion et le suivi des ouvrage s 10 et 11 Novembre 2015, Mahambo LOHAHEVITRAANDININY IAINGANA.
Secteur WASH PRATIQUES FAMILIALES ESSENTIELLES : - Latrines - Lavage des mains - Eau potable.
Andraikitry ny Kaomina amin’ny fitantanana sy fanaraha-maso ny fotodrafitrasa Atrik’asa 10, 11 Novambra 2015, Mahambo AREA : Programme Accès Rural à l’Eau.
FANDRAFETANA DINGAM - PANOFANANA MpanabeMpiatrika Rantovina Fandrantoana Fanomanana ny asa fanabeazana Fanabeazana –Fanofanana eo amperinasa Telolafin’ny.
LES CHANGEMENTS CLIMATIQUES ET LES ROLES DE LA FORET Conférence débat du 10 Décrembre 2015.
SEMINAIRE SUR LE SUIVI EVALUATION.
FF 34.
PROCESSUS PDDAA DE MADAGASCAR
FF 4.
Antema 16 Que l'Eternel soit loué Dieu, le Dieu d'Israel
Fanekem-pinoana (Oratoire du Louvre)
Manambara ny finoantsika an'i Jesoa Kristy isika / dia araka ny tenin'i Jaona Mpanao Batisa hoe / "Indro ny Zanak'ondrin'Andriamanitra / Izay manaisotra.
FF 48.
FFPM 437 : 1, 3.
FF 3.
FFPM 351.
FFPM 701 : 1, 2. FFPM 701 : 1, 2 1- Ny hiran’ny lanitra tsara tokoa sy mahafinaritra, re 1- Ny hiran’ny lanitra tsara tokoa sy mahafinaritra, re !
ZANY TENINAO Ta parole, Seigneur est une lumière
FFPM 261.
Fambolena Fefy Velona Projet PROFAPAN
DEPARTEMANTA FIFANDRAISANA
Fandratsanana ny hazo fihinamboa
FIHAONAM-BE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA
I. INONA NO ATAO HOE “FIBEBAHANA” 1. Famaritana 2. Ny ambaratonga ho amin’ny fibebahana 3. Ny endriky ny fibebahana.
ATRIKASA ISAM-PARITRA NATAO HIFEHEZANA NY LALANA MAHAKASIKA NY ZOTRA- PIFIDIANANA FIFIDIANANA SOLOMBAVAMBAHOAKA 27 MAI 2019.
FTK EKAR Md Louis Mpanjaka fenomanana. Ny Hasin’ny fanambadiana kristianina sy ny hiainana azy.
LABORATOIRE D’ANATOMIE PATHOLOGIQUE – SALFA
à écrire des équations de réaction !
PARTIE I Présentée par Aline FERRERE. PARTIE I Présentée par Aline FERRERE.
Action sy ny tanora Category Template
“Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra"
“Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ”
Comment Concevoir un Guide sur iNaturalist
SUIVI VALORISATION Prépa Compétences – 2019 Valorisation Prépa Compétences - Arrêté fin septembre 1.
Transcription de la présentation:

Fanotaniana avy @ireo ONG AREA ho an’ny Ministeran’ny Rano, ny Fidiovana ary ny Fanadiovana   Fampahafantarana ny lalana mifehy ny rano vaovao mikasika ny fitompoan-draharaha sy ny andraikitry ny kaominina mikasika ny fitantanana ny fotodrafitrasan’ ny rano, ka ireto avy ny fanontaniana momba izany: ·        Inona ny atao hoa ,ny anjara asany ? ·        Ahoana ny famatsiana ara-bola ny STEAH : anjaran’ny mpanjifa, ny anjaran’ny teti-bolan’ny kaominina  ? Ahoana ny fomba anangonana ny vola ilaina @fitatantana sy ny fikojakojana ny fotodrafitrasa , fitahirizana azo antoka sy mangarahara ? ·       Iza no manaramaso ary @fomba ahoana ny ahazona antoka ny fanarahamaso ara-teknika sy ara-bola izay tanterahan’ny kaominina? Momban’ny fametrahana ny OREAH sy eo ampiandrasana ny fametrahana azy ho ara-dalana, ahoana ny fomba fametrahana ny STEAH sy ny fanarahamaso azy? Iza o mamaha raha toa ka misy ny olana eo @mpiatantana? Atelier AREA Rôle de la commune dans la gestion et le suivi des ouvrages 10 et 11 Novembre 2015, Mahambo

Fanotaniana avy @ireo ONG AREA ho an’ny Ministeran’ny Atitany sy ny Fanampariaham-pahefana Ahoana ny hiantohana ireo tamberimbidy sy hetra azon’ny kaominina ka tsy ho ampiasaina raha tsy @rano sy ny fanadiovana  ? Karazana kaonty manao ahoana? Iza no tompon’andraikitra manao sonia ? Iza no manaramaso ? Aiza ho aiza ny toeran’ny Ministeran’ny Atitany sy ny Fanampariaham-pahefana mikasika ny andraijkitry ny kaominina @fiantohana ny fitompoan-draharaha indrindra fa ny fanarahamaso ny fotodrafitrasa misy? Raha misy kaominina efa nahazo fiofanana sy manana fahaiza-manao @ asa fitompoan-draharaha ka tsy manaiky na tsy mandray ny andraikitra tandrify azy, inona ny fepetra raisina? Inona avy ny fomba fanarahamason’ireo solotenam-panjakana eny anivon’ny Distrika sy/na eny anivon’ny faritra ? Atelier AREA Rôle de la commune dans la gestion et le suivi des ouvrage s 10 et 11 Novembre 2015, Mahambo