Fandratsanana ny hazo fihinamboa

Slides:



Advertisements
Présentations similaires
LANGUES DES JEUNES, VILLES ET ECOLE EN CONTEXTE DE CONTACT DE LANGUES Mauritius Institute of Education 14 au 16 Janvier 2010.
Advertisements

FAMEHEZANA NY FANADIHADIANA IFOTONY Commune Rurale dAmbohimiadana RLOMD (Réponses Locales aux OMD) MANORINTSOA.
Une élève malgache et sa correspondante française
Jerry rand Faly miarahabanareo tonga manatrika izao B.B.S (BUILIDING BUSINESS SEMINAR) Madagascar
X8 Madagascar.
Nous vous souhaitons la BIENVENUE Voici la PRESENTATION DE LOPPORTUNITE DAFFAIRES MangaTanora-Mena-X8.
Fiv : :,: Inty tamy aho, Raiko malala ô, Raiso ny tanako. :,:
FFPM 170 : 1, 3, 4.
Rencontre des rentrées – 26 Septembre 2014
FFPM 207 : 1,2,3.
FFPM 298. FFPM Aina no fetra, ry Tompo Mpanjaka 1- Aina no fetra, ry Tompo Mpanjaka ! Aina no fetra anarahana Anao, Ka ny faneva tsy maintsy.
FFPM 445 : 1, 3.
FFPM 255.
FFPM 446.
FFPM 177 : 1, 4.
FFPM Aty an-tranonao izao No iangonanay Hitady soa aminao, Hahafaka ota anay ; Hiantso ny Anaranao, Handinika ny teninao, Izay mahavelona anay.
482 Avia ry mino ! Hifaly sy hihoby, Avia, avia hankany Betlehema :
FFPM 539 : 1, 2.
FFPM 480 : 1, 2,3.
FFPM 163 : 1, 3.
71- MIHAINOA, MIHAINOA Ecoutez, écoutez La voix des anges heureux Annonçant la naissance Du fils de Dieu Ecoutez à présent !
Rôle et place de la femme dans l'agriculture familiale
FFPM 107.
1- He, teraka any Betlehema, Ao Betlehema, Ny Tompon’i Jerosalema. :,: Haleloia ! :,: 62- HE TERAKA ANY BETLEHEMA Voici est né en Bethléem Le Roi de Jérusalem.
FFPM 731 : 1,4, 6.
« Tohana sy aina hoa’ny Tantsaha ».
nous pouvons avoir confiance ! Maître de la vie Il est ici parmi nous
81- TAO ANTSAHAN'I BETLEHEMA
Dosage direct HO - (λ = 20) Na + (λ = 5,0) H 3 O + (λ = 35) Cl - (λ = 7,6) Conductivité en unité arbitraire On néglige la dilution de la solution titrée.
Remplissage outils de gestion
RAHARIVONY Léa Responsable de la Documentation Réunion des Hauts Responsables du SNRA Hotel Panorama, 8 Septembre 2015.
FF 13. Mihirà fihiram-baovao Ho an'i Jehovah, ry tany Mihirà fihirana Ho an'i Jehovah Dia ambarao amin'ny jentilisa Ny Voninahiny. Que la terre chante.
Problématiques et enjeux du secteur semencier dans la région du Menabe, en vue de l’élaboration d’un plan opérationnel.
O Notre Père Saint Maître des cieux Toi qui nous aimes Tu es notre bouclier et notre rocher, Le Protecteur, en qui nous avons confiance éternellement,
ETUDE DES DETERMINANTS SOCIO-CULTURELS POUR L’ADOPTION DES PRATIQUES FAMILIALES ESSENTIELLES DANS LES REGIONS D’INTERVENTION DE L’UNICEF : ANALANJIROFO,
FEHEZAN-DALANA IAINGANA Atelier AREA Rôle de la commune dans la gestion et le suivi des ouvrage s 10 et 11 Novembre 2015, Mahambo LOHAHEVITRAANDININY IAINGANA.
Secteur WASH PRATIQUES FAMILIALES ESSENTIELLES : - Latrines - Lavage des mains - Eau potable.
Andraikitry ny Kaomina amin’ny fitantanana sy fanaraha-maso ny fotodrafitrasa Atrik’asa 10, 11 Novambra 2015, Mahambo AREA : Programme Accès Rural à l’Eau.
FANDRAFETANA DINGAM - PANOFANANA MpanabeMpiatrika Rantovina Fandrantoana Fanomanana ny asa fanabeazana Fanabeazana –Fanofanana eo amperinasa Telolafin’ny.
PROJET DE REHABILITATION ET CONSTRUCTION DE NOUVEAU VILLAGE MADAGASCAR 2016
LES CHANGEMENTS CLIMATIQUES ET LES ROLES DE LA FORET Conférence débat du 10 Décrembre 2015.
SYSTEM PROGRAM.
FF 34.
NOTIONS SUR LA RRI « Rapid Result Initiative » Initiative à Résultat Rapide Antananarivo 27 juillet, 2016.
PROCESSUS PDDAA DE MADAGASCAR
FF 4.
Antema 16 Que l'Eternel soit loué Dieu, le Dieu d'Israel
Fanekem-pinoana (Oratoire du Louvre)
Manambara ny finoantsika an'i Jesoa Kristy isika / dia araka ny tenin'i Jaona Mpanao Batisa hoe / "Indro ny Zanak'ondrin'Andriamanitra / Izay manaisotra.
FF 48.
FFPM 437 : 1, 3.
FF 3.
Fanotaniana ONG AREA ho an’ny Ministeran’ny Rano, ny Fidiovana ary ny Fanadiovana   Fampahafantarana ny lalana mifehy ny rano vaovao mikasika.
FFPM 351.
FFPM 701 : 1, 2. FFPM 701 : 1, 2 1- Ny hiran’ny lanitra tsara tokoa sy mahafinaritra, re 1- Ny hiran’ny lanitra tsara tokoa sy mahafinaritra, re !
ZANY TENINAO Ta parole, Seigneur est une lumière
FFPM 261.
Fambolena Fefy Velona Projet PROFAPAN
DEPARTEMANTA FIFANDRAISANA
Fiche Outils - Participants (OP)
FIHAONAM-BE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA
I. INONA NO ATAO HOE “FIBEBAHANA” 1. Famaritana 2. Ny ambaratonga ho amin’ny fibebahana 3. Ny endriky ny fibebahana.
ATRIKASA ISAM-PARITRA NATAO HIFEHEZANA NY LALANA MAHAKASIKA NY ZOTRA- PIFIDIANANA FIFIDIANANA SOLOMBAVAMBAHOAKA 27 MAI 2019.
FTK EKAR Md Louis Mpanjaka fenomanana. Ny Hasin’ny fanambadiana kristianina sy ny hiainana azy.
LABORATOIRE D’ANATOMIE PATHOLOGIQUE – SALFA
PARTIE I Présentée par Aline FERRERE. PARTIE I Présentée par Aline FERRERE.
Action sy ny tanora Category Template
“Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra"
“Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ”
Comment Concevoir un Guide sur iNaturalist
Transcription de la présentation:

Fandratsanana ny hazo fihinamboa Projet PROFAPAN PROfessionnalisation des Filières Agricoles Périurbaines d’Antananarivo Nord Fandratsanana ny hazo fihinamboa

1 FEPETRA AMIN’NY ANKAPOBENY Dingana > betsaka ravina = betsaka voa > ny ravina dia tsy maintsy mahazo rivotra sy masoandro > ny endriky ny hazo dia mivelatra araka izay azo atao > ny afovoan’ny hazo dia tokony hazava (mba hidiran ’ ny rivotra sy ny masoandro) > tsy tokony hanana afatsy taho iray ny hazo

Dingana 2 NY FANAPAHANA raha ambony loatra / mihamaina ny hazo / mety handairan’aretina raha ambany loatra / mety ho faty ny tsiriny raha tsy misolampy kely / miditra ny aretina / lo ny taho raha tsy misolampy kely / mitete amin’ny tsiriny ny rano / lo ny tsiriny misolampy tsara sady haavo antonony > fanajana ny fisolampiana mba hivoaka any ivelany ny fanirin’ny rantsana mivoaka avy eo > sekatera sy tsofa maranitra tsara no ampiasaina mba tsy handratra ny hazo

® © ® X XX

3 NY ENDRIKY NY HAZO FILAHARAN’NY FANAPAHANA Dingana Ny hazo dia tokony hanana taho tokana ihany (raha taho maromaro : esory ny 2 na 3 amin’ny taona voalohany ary 2 na 3 koa taona faharoa mandra-pahazoana tahobe tokana) 2. Ary rantsany 3 na 5 ihany : taho manome ny endriny FILAHARAN’NY FANAPAHANA Taho na rantsana maina Rantsana marary sy malezolezo Sakelika (gourmands) Ny rantsana hety loatra na misaringotra Rantsanana ny faritra amban’ny tahobe

RANTSANA MANOHE VOA (TSY TAPAHANA) HAZOMAINA (ESORINA) TAHO MARATRANA ,, TAPA KA _.- (IVERENANA TAPAHANA ' TSARA) SAKELIKA NA GOURMAND ,_,, MANOME RIVOTRA (ESORINA) (ESORINA IZAY HITA AMIN'NY RENINGIREFY) TAHO MANOME ENDRIKA (TSY TAPAHANA) '. FARITRA NANAOVAKA (GREFY)

4 FIKOJAKOJANA NY HAZO Dingana Hitondrana zezika : komposta ventiny amin’ny fotony arahina evoevo kely ary zezika ranony amin’ny raviny (isan-kerinandro mandra-pamohany) Havaina sy hevoina ny tany fa tsy ratraina ny fakany Hamafisina ny rakotra rehefa manify Fanaovana trety raha ilaina Tondraka amin’ny main-tany isan-kerinandro Amboleo fefy fiharo rivotra, fefy fiarovana, fefy fakana akora ary fefy aro riaka ny toerana mba ho fiaro- vana ny hazo

TOMBONTSOA AZO AMIN’NY FANDRATSANANA 5 Dingana TOMBONTSOA AZO AMIN’NY FANDRATSANANA manome antoka vokatra tsara ny saham-boankazo mampihena ny fandaniana amin’ny fanafody antoka hampaharetana ny saham-boankazo FITAOVANA SY KOJAKOJA ILAINA angady, komposta, sekatera, tsofa, fahaiza-manao

NY TSARA HO FANTATRA fikojakojana ara-potoana = vokatra betsaka sy tsara kalitao fandratsanana vita tsara = tsy be aretina voly ambany hazo tena tsara (voly anana, legominoza...)

AGRISUD INTERNATIONAL MADAGASCAR AGRISUD INTERNATIONAL dia Fikambanana Frantsay tsy mitady vola ary manao asa soa. Amin’izany dia manohana ny mponina amin’ny fanorenana orinasa madinika mpanangom-bokatra mba aharitra ary ahazo faka eo amin’ny tsena anatiny. Ireo orinasa madinika ireo dia miteraka fidiram-bola sy asa ary tombom-barotra izay mamaly ny filan’ny tsena : vokatra eto an-toerana ho an’ny tsena eto an-toerana. Ny tetik’asa MAMPIHARISOA dia miara-miasa amin’ny programa ASA. Ny tetik’asa dia mampiroborobo ny fomba famokaran’ny tantsaha, manamora ny famarotana ny vokatra amin’ny fanatsarana ny tsena sy ny fiasan’ny vondron’ny tantsaha amin’ny tolotra izany omeny ny mpikambana ao aminy    ASSOCIATION INTERCOOPERATION MADAGASCAR Niorina tamin’ny septambra 2004, AIM dia fikambanana malagasy tsy mitady vola teny am-boalohany. Nanomboka tamin’ny taona 2015, tao aorian’ny 10 taona nisiana, ny dia niova ho ONG. Izy dia misahana mivantana ny tetik’asa fampandrosoana an’i Madagasikara. Ny ONG dia misahana ihany koa ny fitantanana ny volan’ny tetik’asa AIM dia efa miasa amin’ny faritra maro eto anatiny. Ankehitriny, efa miasa amin’ny faritra 6 : menabe, Androy, Amoron’i Mania, Analanjirofo, Atsimo Andrefana sy Analamanga. Ny mampiofana ho matianina sy mampijoro ny rafitry ny tantsaha dia anisan’ny asa fampandrosoana ataony. UNITE DE COORDINATION DU PROGRAMME ASA Ny programa ASA dia ao anatin’ny famatsiana tafiditra ao anatin’ny FED faha-10 (febroary 2014-febroary 2019) . Ny UCP dia misahana ny fanaraha-maso sy ny fandrindrana ny tetik’asa 9 sy lalam-pihariana 5 ary ny fametrahana ny fomba andrefesana ny fivoarana. Ao anatin’izany ny programa ASA dia manohana ny tetik’asa MAMPIHARISOA izay mampiroborobo ny lalam-pihariana voly legioma, fambolen-kazo fihinam-boa sy ny akoho gasy     DELEGATION DE L’UNION EUROPEENNE A MADAGASCAR