FIHAONAM-BE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA

Slides:



Advertisements
Présentations similaires
LANGUES DES JEUNES, VILLES ET ECOLE EN CONTEXTE DE CONTACT DE LANGUES Mauritius Institute of Education 14 au 16 Janvier 2010.
Advertisements

A Le verbe être et les pronoms sujets p. 84 Être (to be) is the most frequently used verb in French. Note the forms of être in the chart below. être to.
Mercredi le 28 novembre. Warm-up Ask in 3 different ways the following statements: John et Sophie sont à lécole.
La préposition de + larticle défini Lesson 15. The préposition de has many meanings, just like the preposition a. From Nous rentrons de lécole. Of Quelle.
Jerry rand Faly miarahabanareo tonga manatrika izao B.B.S (BUILIDING BUSINESS SEMINAR) Madagascar
60 taona i Nenitoa Bodo! Bonnie présente
X8 Madagascar.
X8 Madagascar.
A Le pronom y p. 282 Note the use of the pronoun y (there) in the answers to the following questions. Tu vas souvent à la plage? Oui, j’y vais souvent.
Nous vous souhaitons la BIENVENUE Voici la PRESENTATION DE LOPPORTUNITE DAFFAIRES MangaTanora-Mena-X8.
Fiv : :,: Inty tamy aho, Raiko malala ô, Raiso ny tanako. :,:
Le Passé Composé avec Être
FFPM 170 : 1, 3, 4.
EVALUATION T Juin 2010 Partenariat MEN – UNICEF –ENS Résultats des observations menées par le groupe ENS.
FFPM 207 : 1,2,3.
FFPM 298. FFPM Aina no fetra, ry Tompo Mpanjaka 1- Aina no fetra, ry Tompo Mpanjaka ! Aina no fetra anarahana Anao, Ka ny faneva tsy maintsy.
FFPM 445 : 1, 3.
FFPM 255.
FFPM 446.
482 Avia ry mino ! Hifaly sy hihoby, Avia, avia hankany Betlehema :
FFPM 539 : 1, 2.
FFPM 480 : 1, 2,3.
FFPM 163 : 1, 3.
Rôle et place de la femme dans l'agriculture familiale
FFPM 107.
1- He, teraka any Betlehema, Ao Betlehema, Ny Tompon’i Jerosalema. :,: Haleloia ! :,: 62- HE TERAKA ANY BETLEHEMA Voici est né en Bethléem Le Roi de Jérusalem.
FFPM 731 : 1,4, 6.
nous pouvons avoir confiance ! Maître de la vie Il est ici parmi nous
81- TAO ANTSAHAN'I BETLEHEMA
Aim: learn rules and regulations
Remplissage outils de gestion
FF 13. Mihirà fihiram-baovao Ho an'i Jehovah, ry tany Mihirà fihirana Ho an'i Jehovah Dia ambarao amin'ny jentilisa Ny Voninahiny. Que la terre chante.
Problématiques et enjeux du secteur semencier dans la région du Menabe, en vue de l’élaboration d’un plan opérationnel.
O Notre Père Saint Maître des cieux Toi qui nous aimes Tu es notre bouclier et notre rocher, Le Protecteur, en qui nous avons confiance éternellement,
FEHEZAN-DALANA IAINGANA Atelier AREA Rôle de la commune dans la gestion et le suivi des ouvrage s 10 et 11 Novembre 2015, Mahambo LOHAHEVITRAANDININY IAINGANA.
Secteur WASH PRATIQUES FAMILIALES ESSENTIELLES : - Latrines - Lavage des mains - Eau potable.
Andraikitry ny Kaomina amin’ny fitantanana sy fanaraha-maso ny fotodrafitrasa Atrik’asa 10, 11 Novambra 2015, Mahambo AREA : Programme Accès Rural à l’Eau.
FANDRAFETANA DINGAM - PANOFANANA MpanabeMpiatrika Rantovina Fandrantoana Fanomanana ny asa fanabeazana Fanabeazana –Fanofanana eo amperinasa Telolafin’ny.
FF 34.
- 7 habitudes des gens efficaces
PROCESSUS PDDAA DE MADAGASCAR
FF 4.
Antema 16 Que l'Eternel soit loué Dieu, le Dieu d'Israel
Fanekem-pinoana (Oratoire du Louvre)
Manambara ny finoantsika an'i Jesoa Kristy isika / dia araka ny tenin'i Jaona Mpanao Batisa hoe / "Indro ny Zanak'ondrin'Andriamanitra / Izay manaisotra.
FF 48.
Être au pluriel Verbes: page 46.
FFPM 437 : 1, 3.
FF 3.
Fanotaniana ONG AREA ho an’ny Ministeran’ny Rano, ny Fidiovana ary ny Fanadiovana   Fampahafantarana ny lalana mifehy ny rano vaovao mikasika.
FFPM 351.
FFPM 701 : 1, 2. FFPM 701 : 1, 2 1- Ny hiran’ny lanitra tsara tokoa sy mahafinaritra, re 1- Ny hiran’ny lanitra tsara tokoa sy mahafinaritra, re !
Y as a pronoun Pronouns are words used to replace nouns or proper nouns . They are really useful to avoid repetition.
ZANY TENINAO Ta parole, Seigneur est une lumière
FFPM 261.
A Note the forms of the irregular verb connaître (to know). connaître
Fambolena Fefy Velona Projet PROFAPAN
DEPARTEMANTA FIFANDRAISANA
Fandratsanana ny hazo fihinamboa
I. INONA NO ATAO HOE “FIBEBAHANA” 1. Famaritana 2. Ny ambaratonga ho amin’ny fibebahana 3. Ny endriky ny fibebahana.
ATRIKASA ISAM-PARITRA NATAO HIFEHEZANA NY LALANA MAHAKASIKA NY ZOTRA- PIFIDIANANA FIFIDIANANA SOLOMBAVAMBAHOAKA 27 MAI 2019.
FTK EKAR Md Louis Mpanjaka fenomanana. Ny Hasin’ny fanambadiana kristianina sy ny hiainana azy.
LABORATOIRE D’ANATOMIE PATHOLOGIQUE – SALFA
à écrire des équations de réaction !
Les pronoms-Pronouns.
PARTIE I Présentée par Aline FERRERE. PARTIE I Présentée par Aline FERRERE.
Action sy ny tanora Category Template
“Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra"
“Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ”
Comment Concevoir un Guide sur iNaturalist
Transcription de la présentation:

FIHAONAM-BE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA Logo an’ilay haino aman-jery FIHAONAM-BE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 08-11 APRILY 2014 HOTEL COLBERT ANTANANARIVO 50/50 amin’ny taona 2015

GENDER EQUALITY BY 2015, YES WE MUST! EVITRAS, manome vahana ny fitovian-jo ho amin’ny fampandrosoana Mpanolotra: Njiva Ranaivo Mpanao gazety an-tsoratra Sokajy: IVON-TOERANA MENDRIKA MEDIAS GENDER EQUALITY BY 2015, YES WE MUST!

FAMPAHAFANTARANA ANKAPOBENY Logt 9 Cité des Travaux Publics Alarobia Sokajy: gazety an-tsoratra Tsy manavaka sojaky ny “groupe EVITRAS ary natao ho an’ny rehetra Miisa eo amin’ny 40 eo ny mpikambana - Isan’ny mpiasa: 75%ny tahan’ny lahy ary 25% ny tahan’ny vavy -Totaly: 30ny lahy ary 10 ny vavy 2011: nanomboka ivon-toerana mendrika ny EVITRAS Nisy ny fifanarahana fiaraha-miasa manokana natao entina hampiroboroboana ny Miralenta eo anivon’io toerana io, anisan’izany ny fanaovan-tsonia ny “Protocole d’accord” Azon’ny mpanao gazety hatao tsara ny mampihatra ny fifanarahana na ny lalàna entina hampiroboroboana ny Miralenta 50/50 amin’ny taona 2015

IREO FANAMBY AMIN’NY FAMPIROBOROBOANA NY MIRALENTA EO ANIVON’NY HAINO AMAN-JERY Olan’ny fitantanana an-tampony: tsy misy fanavahana amin’ny lafiny rehetra ny fandraisana mpiasa Mifandanja ny toerana sy ny andraikitry ny lahy sy ny vavy Vitsy an’isa ny vehivavy 50/50 amin’ny taona 2015

FAMPIROBOROBOANA NY MIRALENTA EO ANIVON’NY TOERAM-PIASANA Manana ny filoha mpitarika azy ny « groupe EVITRAS », izy no antoka voalohany amin’ny fitandrona ny miralenta Tsy iza izany fa i Marc Ratsisalovanina, Tale jeneraly ny « groupe EVITRAS » Fampiharana ny miralenta na vitsy aza ny vavy GENDER EQUALITY BY 2015, YES WE MUST!

FAMPIROBOROBOANA NY MIRALENTA EO ANIVON’NY TOERAM-PIASANA Saika mahazo ny fialan-tsasatra avokoa ny rehetra, ny asa vita no hifampitsarana Tsy misy ny torkisna na ny « harcellement sexuel », miasa am-pilaminana ny tsirairay Isan’ny mandray anjara amin’ny fiofanana hatrany ny gazety, mifampizara ny azo ho an’ny hafa ihany koa GENDER EQUALITY BY 2015, YES WE MUST!

FAMPIROBOROBOANA NY MIRALENTA EO ANIVON’NY TOERAM-PIASANA DIVA-Basy Vava Ny takoritsika Diva: talen’ny fanoratana vehivavy , gazetim-behivavy ary lahy sy vavy no manoratra ao Natao ho an’ny daholo be fa tsy ny vehivavy ihany GENDER EQUALITY BY 2015, YES WE MUST!

FIOVANA EO AMIN’NY FOMBA FIASA Iraka Morondava 50/50 amin’ny taona 2015

FIOVANA EO AMIN’NY FOMBA FIASA (tohiny) Miezaka mampitovy ny loharanom-baovao avy amin’ny lahy sy ny vavy Fanentanana ny miralenta sy ny fampandrosoana amin’ny alalan’ny lahatsoratra soratana Fampiharana ny lalàna momba ny fitovian-jo 50/50 amin’ny taona 2015

FIOVANA EO AMIN’NY FOMBA FIASA (tohiny) Diva: gazetim-behivavy, miompana amin’ny fiainany andavanandro, nefa afaka vakian’ny rehetra 20% ny vavy no mitatitra ny vaovao « pôlitika, ekônomika, ara-panatanjahan-tena » 50/50 amin’ny taona 2015

DOKAM-BAROTRA SY FAMPANDEHANAM-BAROTRA Misy ny sivana eo anivon’ny dokam-barotra Ohatra: ny resaka fitadiavam-bady na ireny « massage » ireny Misy ny lalàna manokana momba ny famoahana ny dokambarotra Ohatra: fitsaboana nentim-paharazana, na ny fanafody ampiasaina, fanorana,mila manana fahazoan-dalana avy amin’ny ministeran’ny fahasalamana Miendrika fivaron-tena an-kolaka 50/50 amin’ny taona 2015

FANARAHA-MASO SY TOMBANA Nisy ny fiofanana natao, miezaka mampijoro ny Miralenta, afaka maneho ny heviny na ny lahy na ny vavy Mpanao gazety an-tsoratra nanatrika ny fiofanana no mampiditra ny miralenta, Iance Ramarotiana, Njiva Ranaivo Miara-miasa akaiky amin’ny sehatra ambony, toy ny Gender Links, UNFPA… 50/50 amin’ny taona 2015

FANARAHA-MASO SY TOMBANA Formation Gender Links

TANJONA MANARAKA 50/50 ny tanjona ho amin’ny taona ho avy Mino sy manantena aho fa hitondra soa ho an’ny EVITRAS ny fampiharana ny Miralenta. Tsy maintsy ho tratra ny tanjona 50/50 Vavy sy lahy mitovy zo ary antoka ho an’ny fampandrosoana 50/50 amin’ny taona 2015

GENDER EQUALITY BY 2015, YES WE MUST! MANEHO NY FISAORANA HO AN’NY REHETRA GENDER EQUALITY BY 2015, YES WE MUST!