I. INONA NO ATAO HOE “FIBEBAHANA” 1. Famaritana 2. Ny ambaratonga ho amin’ny fibebahana 3. Ny endriky ny fibebahana.

Slides:



Advertisements
Présentations similaires
Le Business des futurs Entrepreneurs
Advertisements

Jerry rand Faly miarahabanareo tonga manatrika izao B.B.S (BUILIDING BUSINESS SEMINAR) Madagascar
X8 Madagascar.
Nous vous souhaitons la BIENVENUE Voici la PRESENTATION DE LOPPORTUNITE DAFFAIRES MangaTanora-Mena-X8.
Fiv : :,: Inty tamy aho, Raiko malala ô, Raiso ny tanako. :,:
FFPM 170 : 1, 3, 4.
EVALUATION T Juin 2010 Partenariat MEN – UNICEF –ENS Résultats des observations menées par le groupe ENS.
FFPM 207 : 1,2,3.
FFPM 298. FFPM Aina no fetra, ry Tompo Mpanjaka 1- Aina no fetra, ry Tompo Mpanjaka ! Aina no fetra anarahana Anao, Ka ny faneva tsy maintsy.
FFPM 445 : 1, 3.
FFPM 255.
FFPM 446.
FFPM 177 : 1, 4.
FFPM Aty an-tranonao izao No iangonanay Hitady soa aminao, Hahafaka ota anay ; Hiantso ny Anaranao, Handinika ny teninao, Izay mahavelona anay.
FFPM 2.
482 Avia ry mino ! Hifaly sy hihoby, Avia, avia hankany Betlehema :
FFPM 539 : 1, 2.
FFPM 480 : 1, 2,3.
FFPM 163 : 1, 3.
71- MIHAINOA, MIHAINOA Ecoutez, écoutez La voix des anges heureux Annonçant la naissance Du fils de Dieu Ecoutez à présent !
Rôle et place de la femme dans l'agriculture familiale
FFPM 107.
1- He, teraka any Betlehema, Ao Betlehema, Ny Tompon’i Jerosalema. :,: Haleloia ! :,: 62- HE TERAKA ANY BETLEHEMA Voici est né en Bethléem Le Roi de Jérusalem.
FFPM 731 : 1,4, 6.
nous pouvons avoir confiance ! Maître de la vie Il est ici parmi nous
81- TAO ANTSAHAN'I BETLEHEMA
Remplissage outils de gestion
FF 13. Mihirà fihiram-baovao Ho an'i Jehovah, ry tany Mihirà fihirana Ho an'i Jehovah Dia ambarao amin'ny jentilisa Ny Voninahiny. Que la terre chante.
Problématiques et enjeux du secteur semencier dans la région du Menabe, en vue de l’élaboration d’un plan opérationnel.
O Notre Père Saint Maître des cieux Toi qui nous aimes Tu es notre bouclier et notre rocher, Le Protecteur, en qui nous avons confiance éternellement,
FEHEZAN-DALANA IAINGANA Atelier AREA Rôle de la commune dans la gestion et le suivi des ouvrage s 10 et 11 Novembre 2015, Mahambo LOHAHEVITRAANDININY IAINGANA.
La Révision Chapitre 6. #1. HgO 5,492 g **après le chauffage** Hg 5,086 g Quel est le pourcentage massique d’oxygène de ce composé?
Secteur WASH PRATIQUES FAMILIALES ESSENTIELLES : - Latrines - Lavage des mains - Eau potable.
Andraikitry ny Kaomina amin’ny fitantanana sy fanaraha-maso ny fotodrafitrasa Atrik’asa 10, 11 Novambra 2015, Mahambo AREA : Programme Accès Rural à l’Eau.
FANDRAFETANA DINGAM - PANOFANANA MpanabeMpiatrika Rantovina Fandrantoana Fanomanana ny asa fanabeazana Fanabeazana –Fanofanana eo amperinasa Telolafin’ny.
الأكاديمية الجهوية للتربية والتكوين لجهة مكناس تافيلالت نيابة مكناس
التركيز الإقتصادي واستغلال مراكز الهيمنة وآثارها على التجارة والتنمية في الدول العربية السيد خليفة التونكتي المدير العام السابق للمنافسة والأبحاث الإقتصادية.
الهيئة العامة لحماية المستهلك أساليب الترويج وتأثيراتها على المستهلك خليفة التونكتي - مستشار المنافسة - 1.
Amine. g.
FF 34.
- 7 habitudes des gens efficaces
NOTIONS SUR LA RRI « Rapid Result Initiative » Initiative à Résultat Rapide Antananarivo 27 juillet, 2016.
PROCESSUS PDDAA DE MADAGASCAR
FF 4.
Antema 16 Que l'Eternel soit loué Dieu, le Dieu d'Israel
Fanekem-pinoana (Oratoire du Louvre)
Manambara ny finoantsika an'i Jesoa Kristy isika / dia araka ny tenin'i Jaona Mpanao Batisa hoe / "Indro ny Zanak'ondrin'Andriamanitra / Izay manaisotra.
FF 48.
FFPM 437 : 1, 3.
FF 3.
Fanotaniana ONG AREA ho an’ny Ministeran’ny Rano, ny Fidiovana ary ny Fanadiovana   Fampahafantarana ny lalana mifehy ny rano vaovao mikasika.
FFPM 351.
FFPM 701 : 1, 2. FFPM 701 : 1, 2 1- Ny hiran’ny lanitra tsara tokoa sy mahafinaritra, re 1- Ny hiran’ny lanitra tsara tokoa sy mahafinaritra, re !
ZANY TENINAO Ta parole, Seigneur est une lumière
FFPM 261.
LES DEUX FONDEMENTS DE LA MISERICORDE DE DIEU: LA REPENTANCE ET LA CONVERSION Ézéchiel 18:21 Ézéchiel 18:21 Si le méchant revient de tous les péchés qu'il.
Fambolena Fefy Velona Projet PROFAPAN
Prière pénitentielle 1ère intention
DEPARTEMANTA FIFANDRAISANA
Fandratsanana ny hazo fihinamboa
FIHAONAM-BE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA
ATRIKASA ISAM-PARITRA NATAO HIFEHEZANA NY LALANA MAHAKASIKA NY ZOTRA- PIFIDIANANA FIFIDIANANA SOLOMBAVAMBAHOAKA 27 MAI 2019.
FTK EKAR Md Louis Mpanjaka fenomanana. Ny Hasin’ny fanambadiana kristianina sy ny hiainana azy.
LABORATOIRE D’ANATOMIE PATHOLOGIQUE – SALFA
à écrire des équations de réaction !
PARTIE I Présentée par Aline FERRERE. PARTIE I Présentée par Aline FERRERE.
Action sy ny tanora Category Template
“Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra"
“Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ”
Comment Concevoir un Guide sur iNaturalist
Transcription de la présentation:

I. INONA NO ATAO HOE “FIBEBAHANA” 1. Famaritana 2. Ny ambaratonga ho amin’ny fibebahana 3. Ny endriky ny fibebahana

FAHAFANTARAN ‟ NY OLONA NY ATAO HOE “FIBEBAHANA”  Maro ny mieritreritra fa ny fibebahana dia fihetseham-po tonga tampoka na fanenenana tsotsotra na koa fiaiken-keloka fotsiny. Inona marina anefa no ambaran ‟ ny Baiboly momba izany ? Inona no maha- zava-dehibe azy sy ny vokatr’izany ?  Maro ny mieritreritra fa ny fibebahana dia fihetseham-po tonga tampoka na fanenenana tsotsotra na koa fiaiken-keloka fotsiny. Inona marina anefa no ambaran ‟ ny Baiboly momba izany ? Inona no maha- zava-dehibe azy sy ny vokatr’izany ?

1. FAMARITANA  Avy amin ‟ ny Grika “métanoïa” [ Changement de mentalité, d'intention, Tristesse qu'on éprouve de ses péchés, et la douleur d'avoir offensé Dieu], repentance en français. hoe fiovan ‟ ny fomba fisainana manoloana an ‟ Andriamanitra sy manoloana ny fahotana midika hoe fiovan ‟ ny fomba fisainana manoloana an ‟ Andriamanitra sy manoloana ny fahotana, ( Produisez donc du fruit digne de la repentance (metanoia), Mathieu 3:8) Fahatsapàna lalina ny maha- mpanota ny tena sy ny tokony hiovana noho ny fahazoana izay nataon ‟ i Kristy an ‘ny mpanota.  Alahelo sy henatra no tsapa noho ny ota natao tamin ‟ Andriamanitra. Fahatsapàna lalina ny maha- mpanota ny tena sy ny tokony hiovana noho ny fahazoana izay nataon ‟ i Kristy an ‘ny mpanota.  Avy amin ‟ ny Grika “métanoïa” [ Changement de mentalité, d'intention, Tristesse qu'on éprouve de ses péchés, et la douleur d'avoir offensé Dieu], repentance en français. hoe fiovan ‟ ny fomba fisainana manoloana an ‟ Andriamanitra sy manoloana ny fahotana midika hoe fiovan ‟ ny fomba fisainana manoloana an ‟ Andriamanitra sy manoloana ny fahotana, ( Produisez donc du fruit digne de la repentance (metanoia), Mathieu 3:8) Fahatsapàna lalina ny maha- mpanota ny tena sy ny tokony hiovana noho ny fahazoana izay nataon ‟ i Kristy an ‘ny mpanota.  Alahelo sy henatra no tsapa noho ny ota natao tamin ‟ Andriamanitra. Fahatsapàna lalina ny maha- mpanota ny tena sy ny tokony hiovana noho ny fahazoana izay nataon ‟ i Kristy an ‘ny mpanota.

II. AMBARATONGA HO AMIN’NY FIBEBAHANA Ny fibebahana dia mitaky ny fiaikentsika ny mahazava-dehibe izany. Isika no mila mibebaka. Isika no mila mibebaka. Na dia izany aza, dia mbola avy amin ‟ Andriamanitra ihany ho ahafahantsika manao izany. (II Tim 2.26) Na dia izany aza, dia mbola avy amin ‟ Andriamanitra ihany ho ahafahantsika manao izany. (II Tim 2.26) Ny fibebahana dia mitaky ny fiaikentsika ny mahazava-dehibe izany. Isika no mila mibebaka. Isika no mila mibebaka. Na dia izany aza, dia mbola avy amin ‟ Andriamanitra ihany ho ahafahantsika manao izany. (II Tim 2.26) Na dia izany aza, dia mbola avy amin ‟ Andriamanitra ihany ho ahafahantsika manao izany. (II Tim 2.26)

1. Nandre ny Tenin ‟ Andriamanitra Mahatsapa fa meloka : nenina ny amin ‟ ny nanotàna tamin ‟ Andriamanitra (Sal ; Sal 51.10; Lio 7.38; Asa ). Ny Fanahy Masina ihany no afaka mampiaiky izany (Jaona 16.8). 2. Mahatsapa fa meloka : nenina ny amin ‟ ny nanotàna tamin ‟ Andriamanitra (Sal ; Sal 51.10; Lio 7.38; Asa ). Ny Fanahy Masina ihany no afaka mampiaiky izany (Jaona 16.8). Miaiky heloka (Confesser): Miaiky hadisoana, heloka.. Rehefa avy niaiky ny helony teo anatrehan ‟ Andriamanitra i Davida vao nahazo antoka fa voavela ny helony (Sal ; 1 Jao 1.8-9) 3. Miaiky heloka (Confesser): Miaiky hadisoana, heloka.. Rehefa avy niaiky ny helony teo anatrehan ‟ Andriamanitra i Davida vao nahazo antoka fa voavela ny helony (Sal ; 1 Jao 1.8-9) Mankahala ota: Ny fibebahana marina dia miteraka fankahalàna ota; misy fisarahana amin ‟ ny fomba ratsy fanao hatramin ‟ izay. Izany no manamarika ny fiainam- baovao.( Lioka 3.8) 4. Mankahala ota: Ny fibebahana marina dia miteraka fankahalàna ota; misy fisarahana amin ‟ ny fomba ratsy fanao hatramin ‟ izay. Izany no manamarika ny fiainam- baovao.( Lioka 3.8) Manolo-tena tanteraka ho an ‟‟ Andriamanitra. “Tompoko, inona ho hataoko?” (Asa 22.10). Tsy dia misy lanjany ny fibebahana raha tsy arahin ‟ ny finoana an ‟ i Jesoa Kristy. (Asa 20.21). Ny fibebahana mampietry ny fontsika ho vonona handray ny famelan-keloka izay vitan ‟ i Jesoa Kristy teo amin ‟ ny hazofijaliana. 5. Manolo-tena tanteraka ho an ‟‟ Andriamanitra. “Tompoko, inona ho hataoko?” (Asa 22.10). Tsy dia misy lanjany ny fibebahana raha tsy arahin ‟ ny finoana an ‟ i Jesoa Kristy. (Asa 20.21). Ny fibebahana mampietry ny fontsika ho vonona handray ny famelan-keloka izay vitan ‟ i Jesoa Kristy teo amin ‟ ny hazofijaliana. 2. AMBARATONGA HO AMIN’NY FIBEBAHANA

III. NY VOKATRY NY FIBEBAHANA SY NY TSY FIBEBAHANA

1. Vokatry ny fibebahana Ny olona izay mibebaka marina dia mahazo famelan-keloka avy amin ‟ Andriamanitra Ny olona izay mibebaka marina dia mahazo famelan-keloka avy amin ‟ Andriamanitra (Sal ). Ankoatra izany anefa dia tokony ho hita ao aminy koa ireto manaraka ireto: Ankoatra izany anefa dia tokony ho hita ao aminy koa ireto manaraka ireto:

VOKATRY NY FIBEBAHANA VOKATRY NY FIBEBAHANA Fihazonana ny toe- pon ‟ ny fibebahana. Ao amintsika foana ny fahafahana manota (Jak 4.12; 1 Jao 3.16; Matio 5.48), noho izany dia tsy tokony hianina amin ‟ ny fibebahana isika fa Ilaina kosa ny fiaikena ny fahotana rehetra sy mifona noho ireny mba handray ny fanadiovana izay atolotry ny rà nalatsak ‟ I Kristy teo Kalvary. 1. Fihazonana ny toe- pon ‟ ny fibebahana. Ao amintsika foana ny fahafahana manota (Jak 4.12; 1 Jao 3.16; Matio 5.48), noho izany dia tsy tokony hianina amin ‟ ny fibebahana isika fa Ilaina kosa ny fiaikena ny fahotana rehetra sy mifona noho ireny mba handray ny fanadiovana izay atolotry ny rà nalatsak ‟ I Kristy teo Kalvary.. Faniriana ny tsy hiverina intsony amin ‟ ny hadisoana taloha, Izany hoe fiovan ‟ ny toe- tsaina sy fitondrantena; izany hoe soatoavina vaovao izay manamarika fa olom- baovao ( Oha28.13; Mat 3.8). Izany dia miampy ny faniriana ny hahafaly an ‟ Andriamanitra hatrany; afaka mamela heloka satria efa voavela heloka.2. Faniriana ny tsy hiverina intsony amin ‟ ny hadisoana taloha, Izany hoe fiovan ‟ ny toe- tsaina sy fitondrantena; izany hoe soatoavina vaovao izay manamarika fa olom- baovao ( Oha28.13; Mat 3.8). Izany dia miampy ny faniriana ny hahafaly an ‟ Andriamanitra hatrany; afaka mamela heloka satria efa voavela heloka. Fanonerana: miezaka manonitra ny ratsy izay natao araka izay azo atao (Lev 5.16, 23, 24). Fihavanana. 3. Fanonerana: miezaka manonitra ny ratsy izay natao araka izay azo atao (Lev 5.16, 23, 24). Fihavanana.

1. Mahatonga famitahan-tena satria matoky ny fombafomba ivelany fotsiny 2. Itoeran ‟ ny fahatezeran ‟ Andriamanitra mandrakariva. (Jaona 3.36) 3. Hiharan ‟ ny fandringanana sy ny fitsarana mafy avy amin ‟ Andriamanitra (Lioka 13.3; Ezekiela 14.8) 2. Vokatry ny tsy fibebahana

 Ny fibebahana marina dia ny fahatsapantsika heloka sy ny fahafantarantsika fa tsy afa- manao na inona na inona isika mba hampitodihana ny fahatezeran ‟ Andriamanitra amintsika (noho ny fahotantsika) amin ‟ ny herin ‟ ny tenantsika fotsiny amin ‟ ny herin ‟ ny tenantsika.  Izany no hanesika antsika hitodi-doha amin ‟ Andriamanitra sy hametraka ny fahatokiantsika rehetra amin ‟ i Jesoa Kristy izay maty sy nitsangana indray. Izany finoantsika ny asa nataon ‟ I Jesoa Kristy izany no hany fomba hanamarinan ‟ Andriamanitra antsika.  Vokatr ‟ izay dia tsy tokony hitovy amin ‟ ny fiainany taloha intsony ny fiainan ‟ olona iray izay nibebaka marina!