FTK EKAR Md Louis Mpanjaka fenomanana. Ny Hasin’ny fanambadiana kristianina sy ny hiainana azy.

Slides:



Advertisements
Présentations similaires
Le Business des futurs Entrepreneurs
Advertisements

Les enjeux de l’eau à MADAGASCAR
Jerry rand Faly miarahabanareo tonga manatrika izao B.B.S (BUILIDING BUSINESS SEMINAR) Madagascar
60 taona i Nenitoa Bodo! Bonnie présente
X8 Madagascar.
X8 Madagascar.
Nous vous souhaitons la BIENVENUE Voici la PRESENTATION DE LOPPORTUNITE DAFFAIRES MangaTanora-Mena-X8.
Fiv : :,: Inty tamy aho, Raiko malala ô, Raiso ny tanako. :,:
FFPM 170 : 1, 3, 4.
EVALUATION T Juin 2010 Partenariat MEN – UNICEF –ENS Résultats des observations menées par le groupe ENS.
FFPM 207 : 1,2,3.
FFPM 298. FFPM Aina no fetra, ry Tompo Mpanjaka 1- Aina no fetra, ry Tompo Mpanjaka ! Aina no fetra anarahana Anao, Ka ny faneva tsy maintsy.
FFPM 445 : 1, 3.
FFPM 255.
FFPM 446.
FFPM 177 : 1, 4.
FFPM Aty an-tranonao izao No iangonanay Hitady soa aminao, Hahafaka ota anay ; Hiantso ny Anaranao, Handinika ny teninao, Izay mahavelona anay.
FFPM 2.
482 Avia ry mino ! Hifaly sy hihoby, Avia, avia hankany Betlehema :
FFPM 539 : 1, 2.
FFPM 480 : 1, 2,3.
FFPM 163 : 1, 3.
71- MIHAINOA, MIHAINOA Ecoutez, écoutez La voix des anges heureux Annonçant la naissance Du fils de Dieu Ecoutez à présent !
Rôle et place de la femme dans l'agriculture familiale
FFPM 107.
FFPM 731 : 1,4, 6.
nous pouvons avoir confiance ! Maître de la vie Il est ici parmi nous
81- TAO ANTSAHAN'I BETLEHEMA
Remplissage outils de gestion
FF 13. Mihirà fihiram-baovao Ho an'i Jehovah, ry tany Mihirà fihirana Ho an'i Jehovah Dia ambarao amin'ny jentilisa Ny Voninahiny. Que la terre chante.
Problématiques et enjeux du secteur semencier dans la région du Menabe, en vue de l’élaboration d’un plan opérationnel.
O Notre Père Saint Maître des cieux Toi qui nous aimes Tu es notre bouclier et notre rocher, Le Protecteur, en qui nous avons confiance éternellement,
ETUDE DES DETERMINANTS SOCIO-CULTURELS POUR L’ADOPTION DES PRATIQUES FAMILIALES ESSENTIELLES DANS LES REGIONS D’INTERVENTION DE L’UNICEF : ANALANJIROFO,
FEHEZAN-DALANA IAINGANA Atelier AREA Rôle de la commune dans la gestion et le suivi des ouvrage s 10 et 11 Novembre 2015, Mahambo LOHAHEVITRAANDININY IAINGANA.
Secteur WASH PRATIQUES FAMILIALES ESSENTIELLES : - Latrines - Lavage des mains - Eau potable.
Andraikitry ny Kaomina amin’ny fitantanana sy fanaraha-maso ny fotodrafitrasa Atrik’asa 10, 11 Novambra 2015, Mahambo AREA : Programme Accès Rural à l’Eau.
FANDRAFETANA DINGAM - PANOFANANA MpanabeMpiatrika Rantovina Fandrantoana Fanomanana ny asa fanabeazana Fanabeazana –Fanofanana eo amperinasa Telolafin’ny.
الأكاديمية الجهوية للتربية والتكوين لجهة مكناس تافيلالت نيابة مكناس
FF 34.
- 7 habitudes des gens efficaces
PROCESSUS PDDAA DE MADAGASCAR
FF 4.
Antema 16 Que l'Eternel soit loué Dieu, le Dieu d'Israel
Fanekem-pinoana (Oratoire du Louvre)
La famille Séance 3.
La famille.
Manambara ny finoantsika an'i Jesoa Kristy isika / dia araka ny tenin'i Jaona Mpanao Batisa hoe / "Indro ny Zanak'ondrin'Andriamanitra / Izay manaisotra.
FF 48.
FFPM 437 : 1, 3.
LA FAMILLE DES CRÊPES ET DES BAGUETTES, 7
FF 3.
Fanotaniana ONG AREA ho an’ny Ministeran’ny Rano, ny Fidiovana ary ny Fanadiovana   Fampahafantarana ny lalana mifehy ny rano vaovao mikasika.
FFPM 351.
FFPM 701 : 1, 2. FFPM 701 : 1, 2 1- Ny hiran’ny lanitra tsara tokoa sy mahafinaritra, re 1- Ny hiran’ny lanitra tsara tokoa sy mahafinaritra, re !
ZANY TENINAO Ta parole, Seigneur est une lumière
FFPM 261.

Instants magiques Automatique.
Fambolena Fefy Velona Projet PROFAPAN
DEPARTEMANTA FIFANDRAISANA
Fandratsanana ny hazo fihinamboa
FIHAONAM-BE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA
I. INONA NO ATAO HOE “FIBEBAHANA” 1. Famaritana 2. Ny ambaratonga ho amin’ny fibebahana 3. Ny endriky ny fibebahana.
ATRIKASA ISAM-PARITRA NATAO HIFEHEZANA NY LALANA MAHAKASIKA NY ZOTRA- PIFIDIANANA FIFIDIANANA SOLOMBAVAMBAHOAKA 27 MAI 2019.
LABORATOIRE D’ANATOMIE PATHOLOGIQUE – SALFA
PARTIE I Présentée par Aline FERRERE. PARTIE I Présentée par Aline FERRERE.
Action sy ny tanora Category Template
“Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra"
“Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ”
Comment Concevoir un Guide sur iNaturalist
Transcription de la présentation:

FTK EKAR Md Louis Mpanjaka fenomanana

Ny Hasin’ny fanambadiana kristianina sy ny hiainana azy

NY TOKANTRANO KRISTIANINA ANTOKY NY HOAVIN’NY FIANAKAVIANA

Hasina: teny hilazana zavatra ambony, sarobidy. Masina tokoa satria manavaka ny zavatra tsotra efa mahazatra amin’ny zavatra iray manandanja be. Fanambadiana: ‘Ny fanambadiana dia fifaneken’ny lehilahy iray sy ny vehivavy iray hivady marina ka ifanomezan-toky fa hifankatia sy hifanaja ary tsy hifamitaka mandritra ny andro rehetra iainany.’ Katesizin’ny Fiangonana Katolika Kristianina: Izay rehetra mpanaradia an’I Kristy ka miezaka mitandrina ny didiny. Manaiky ny fijaliana

Teo amin’ny tanataram-paharianan’izao tontolo izao, dia ny fanambadiana no fiombonam-piainana naorin’Andriamanitra voalohany teo amin’ny tantaran’olombelona (Adama sy Eva)(Jen 2, 7;18; 21-24). Andriamanitra nahary ny olombelona tamim-pitiavana sy nataony mitovy endrika aminy. Nasandratr’Andriamanitra ambonin’ny zavaboaary rehetra ny olombelona, satria nomeny hanjakany avokoa ny zavaboaary hafa ary dia nitso-drano azy ireo Andriamanitra, hoe: miteraha maro, mitomboa, ary mamenoa ny tany. (Jen 1, 26-31). Izany hoe: mpivady sy ny fianakaviany miaina anatin’ny fiainana lavorary, miaina ny fiadanana sy ny fahasambarana feno tso-dranon’ Andriamanitra, no fandaharan’Andriamanitra teo am-piandohanan’ny tantaram-pahariana an’izao tontolo izao.

Iaraha mahita sy miharihary anefa ankehitry fa, miha-simba ny fiainam- pianakaviana, na ny atao hoe fianakaviana mihintsy no miova endrika, tsy araka ny fandraharan’Andriamanitra intsony, nohon’ny fihanaky ny kolontsaina vaovao manohitra ny voajanahary, vokatry ny fanatontoloana sy ny atao hoe fandrosoana post-moderne (mondialisation et civilisation post-moderne), izay miely eran’izao tontolo izao. (toy ny : homoparentalité sy ny homosexualité, ny travestisme sy ny transsexualité, ny fanalan-jaza, ny bébé éprouvette sy ny enfant porté, sns…). Hoy ny Papa Jean Paul II hoe: « Ny Fianakaviana no toerana masina hoan’ny fiainana, sy ny iaina fototrin’ny fiarahamonina sy ny Fiangonana » (la Famille est le sanctuaire de la vie et la cellule vitale de la société et de l’Eglise ). Eo anatrehan’ny herisetra izay mihatra amin’ny Fianakaviana amin’izao fotoana izao, dia adidin’ny ny mpivady krisianinana rehetra ny miaro ny zo amankasin’ny Fianakaviana, sy ny miezaka amin’ny fandavorariana ny fiainam-pianakaviana, araka ny sitrapon’Andriamanitra.

Ahoana ny fomba hiainana azy? Miaina amin’ny tena fitiavana. I kor 13-4 Sambatra isika fa anisan’ny voahantso ho mpiara-miasa amin’Andriamanitra amin’ny fahariana ny AINA Sambatra ihany koa isika fa voantso isan’andro amin’ny fanasany izay homaniny antsika isan’andro isan’andro

FOMBA HIAINANA AZY Fahaizana maneho fitiavana -- ny tambitamby -- fifampiresahana ‘’Mpifankatia tsy mifampiresaka very ny androtokom-pitiavany’’ -- ny tolotolotra -- ny orokoroka -- ny safosafo -- ny firaisam-batana

Ny hevitrin’ny hoe VADY Ny VADY dia Tiana sady tia Famenon’ny tena Silam-panahy Tenan’ny tena Tsy atakalo tsy soloina Nofidiana tao anatin’ny maro Nofidiana hiaraka hamakivakin’ny fiainana Tsiriritina isan’andro isan’andro Ametrahana fitokisana Andry iankinana Izarana ny hafaliana sy ny alahelo

Ny vady dia: Natao ho namana Omena fitiavana tsy misy fetra (Ataovy ambonin’ny fanirianao ny fanirian’ny vadinao) Mpanala alahelo sady mpanabitamby Nofidiana ho ray na ho renin-janaka Hakana sy hizarana hevitra Hikarakara sy ho karakaraina

vady Noho izany dia tokony ho: --TIAVINA --EKENA -- ary HAJAINA ny VADY

HAFATRA ‘Atao toy ny fitia garanadrelina ny FANAMBADIANA e, Miketrona vao maika miha mamy’’ ‘’Mpivady dia voafidy ho iraka hitondra fiadanana’’

Prsdt Jozefa Famerenana ny hoe inona no atao hoe mariazy. Sakramenta, famantarana hita maso. Fampahafatarana ny asan’ny FTK Tito 2, 1-9/Efz 6;1, 5;24-33 Fampatsiahivana momba ny mariazy. (firy minitra). Andriamanitra no nanao ny mariazy fa jesoa no nanadratra azy ho sakramenta

Prsdt Jean Marc Hasin’ny mariazy: Entina eo anatrehan’Andriamanitra. Masina. Ny lehilahy no misionera mpanome aina, vehivavy iraka hitahiry aina. Zvt lehibe ny aina mitovy laharana amin’ny sakramenta ny filaharana ny mariazy Tokony ho tompon’andraikitra ny ol vita mariazy Antson’Andriamanitra (relijiozy sy ny fanambadiana)

Hafatrin’I papa Mifampivavaka Mifampiresaha Aza be zava miafina

Prsdt Jerome Tsy tsara raha irery ny lehilahy… nasandratr’I Jesoa ho sakramenta. Lehilahy iray vehivahy…. Tokony ho tandremana mafy Mamenoa ny tany, Andriamanitra dia fitiavana, misionera hampitombo ny taranaka, manohy ny asan’Andriamanitra amin’ny fahariana

Pauline Mariazy lasa fahazarana, tokony hampahafatarana an mpivady hoe misy hafatra ampitain’Andriamanitra, ary manao contrat amin’Andriamanitra Ny vavolombelona tokony handray andraikitra amin’ny fisaraham-panambadiana maro Voavotra ny hasin’ny fanambadiana

Psdte Jocelyne Izany hasina izany dia toerana no misy azy, hazo avo halandrivotra, betsaka no zvt sedraina ka tokony hijoro sy ataony lohalaharana. Tokony hiezaka hanatratra ny tanjona ka io mariazy io no harofanina. Mafy orina izy io eo anatrehan’Andriamanitra ary hanahaka an fianakaviana masina Ara-panahy ny mariazy dia tsy maintsy hamafisana ny ara-panahy

Mamofy ny atao hoe mariazy. Hasin’ny fanambadiana Misionera ny mpivady Inona ny Vady Fanantontoloana Hiainana azy mariazy exercice