“Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra"

Slides:



Advertisements
Présentations similaires
FAMEHEZANA NY FANADIHADIANA IFOTONY Commune Rurale dAmbohimiadana RLOMD (Réponses Locales aux OMD) MANORINTSOA.
Advertisements

Le Business des futurs Entrepreneurs
Jerry rand Faly miarahabanareo tonga manatrika izao B.B.S (BUILIDING BUSINESS SEMINAR) Madagascar
X8 Madagascar.
Nous vous souhaitons la BIENVENUE Voici la PRESENTATION DE LOPPORTUNITE DAFFAIRES MangaTanora-Mena-X8.
Fiv : :,: Inty tamy aho, Raiko malala ô, Raiso ny tanako. :,:
EVALUATION T Juin 2010 Partenariat MEN – UNICEF –ENS Résultats des observations menées par le groupe ENS.
FFPM 207 : 1,2,3.
FFPM 298. FFPM Aina no fetra, ry Tompo Mpanjaka 1- Aina no fetra, ry Tompo Mpanjaka ! Aina no fetra anarahana Anao, Ka ny faneva tsy maintsy.
FFPM 445 : 1, 3.
FFPM 446.
FFPM Aty an-tranonao izao No iangonanay Hitady soa aminao, Hahafaka ota anay ; Hiantso ny Anaranao, Handinika ny teninao, Izay mahavelona anay.
482 Avia ry mino ! Hifaly sy hihoby, Avia, avia hankany Betlehema :
FFPM 539 : 1, 2.
FFPM 480 : 1, 2,3.
FFPM 163 : 1, 3.
71- MIHAINOA, MIHAINOA Ecoutez, écoutez La voix des anges heureux Annonçant la naissance Du fils de Dieu Ecoutez à présent !
Rôle et place de la femme dans l'agriculture familiale
FFPM 107.
1- He, teraka any Betlehema, Ao Betlehema, Ny Tompon’i Jerosalema. :,: Haleloia ! :,: 62- HE TERAKA ANY BETLEHEMA Voici est né en Bethléem Le Roi de Jérusalem.
FFPM 731 : 1,4, 6.
nous pouvons avoir confiance ! Maître de la vie Il est ici parmi nous
81- TAO ANTSAHAN'I BETLEHEMA
Remplissage outils de gestion
FF 13. Mihirà fihiram-baovao Ho an'i Jehovah, ry tany Mihirà fihirana Ho an'i Jehovah Dia ambarao amin'ny jentilisa Ny Voninahiny. Que la terre chante.
Problématiques et enjeux du secteur semencier dans la région du Menabe, en vue de l’élaboration d’un plan opérationnel.
O Notre Père Saint Maître des cieux Toi qui nous aimes Tu es notre bouclier et notre rocher, Le Protecteur, en qui nous avons confiance éternellement,
ETUDE DES DETERMINANTS SOCIO-CULTURELS POUR L’ADOPTION DES PRATIQUES FAMILIALES ESSENTIELLES DANS LES REGIONS D’INTERVENTION DE L’UNICEF : ANALANJIROFO,
FEHEZAN-DALANA IAINGANA Atelier AREA Rôle de la commune dans la gestion et le suivi des ouvrage s 10 et 11 Novembre 2015, Mahambo LOHAHEVITRAANDININY IAINGANA.
Secteur WASH PRATIQUES FAMILIALES ESSENTIELLES : - Latrines - Lavage des mains - Eau potable.
Andraikitry ny Kaomina amin’ny fitantanana sy fanaraha-maso ny fotodrafitrasa Atrik’asa 10, 11 Novambra 2015, Mahambo AREA : Programme Accès Rural à l’Eau.
FANDRAFETANA DINGAM - PANOFANANA MpanabeMpiatrika Rantovina Fandrantoana Fanomanana ny asa fanabeazana Fanabeazana –Fanofanana eo amperinasa Telolafin’ny.
ASSOCIATION DES VILLAGEOIS ÉPRIS DE PROGRÈS D’ANJIABE (FIFOTIFA)
FF 34.
Réunion du vendredi 27 janvier au profit des associations
NOTIONS SUR LA RRI « Rapid Result Initiative » Initiative à Résultat Rapide Antananarivo 27 juillet, 2016.
PROCESSUS PDDAA DE MADAGASCAR
CENTENAIRE DU LYCEE CARREFOUR DES CULTURES
FF 4.
Antema 16 Que l'Eternel soit loué Dieu, le Dieu d'Israel
OH EEEEEEE asefthil.kkkkkkkkkkkk
OH EEEEEEE asefthil.
Fanekem-pinoana (Oratoire du Louvre)
Manambara ny finoantsika an'i Jesoa Kristy isika / dia araka ny tenin'i Jaona Mpanao Batisa hoe / "Indro ny Zanak'ondrin'Andriamanitra / Izay manaisotra.
FF 48.
FFPM 437 : 1, 3.
FF 3.
Veille Technologique crypto monnaie.
Fanotaniana ONG AREA ho an’ny Ministeran’ny Rano, ny Fidiovana ary ny Fanadiovana   Fampahafantarana ny lalana mifehy ny rano vaovao mikasika.
FFPM 351.
2 € 6 € ST JUST en CHEVALET Samedi 15 octobre 2016 à 20h salle ERA
FFPM 701 : 1, 2. FFPM 701 : 1, 2 1- Ny hiran’ny lanitra tsara tokoa sy mahafinaritra, re 1- Ny hiran’ny lanitra tsara tokoa sy mahafinaritra, re !
ZANY TENINAO Ta parole, Seigneur est une lumière
L’internet pour les nuls
FFPM 261.
Fambolena Fefy Velona Projet PROFAPAN
DEPARTEMANTA FIFANDRAISANA
Présentation générale de la société
Fandratsanana ny hazo fihinamboa
FIHAONAM-BE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA
PAGE 1 PAGE 2.
I. INONA NO ATAO HOE “FIBEBAHANA” 1. Famaritana 2. Ny ambaratonga ho amin’ny fibebahana 3. Ny endriky ny fibebahana.
ATRIKASA ISAM-PARITRA NATAO HIFEHEZANA NY LALANA MAHAKASIKA NY ZOTRA- PIFIDIANANA FIFIDIANANA SOLOMBAVAMBAHOAKA 27 MAI 2019.
FTK EKAR Md Louis Mpanjaka fenomanana. Ny Hasin’ny fanambadiana kristianina sy ny hiainana azy.
LABORATOIRE D’ANATOMIE PATHOLOGIQUE – SALFA
PARTIE I Présentée par Aline FERRERE. PARTIE I Présentée par Aline FERRERE.
Action sy ny tanora Category Template
Commission communication
“Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ”
Comment Concevoir un Guide sur iNaturalist
Transcription de la présentation:

“Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra" FIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2019 MAHAJANGA Sommet:21 et 22 Juin 2019 Fitoviana eo amin'ny lafiny toe-karena, ao anatin'izany ny fampianarana,ny fanofanana, ary ny fampandrosoana ara-toe-karena. « CRYPTOMONNEY » “Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra"

Nom:MANDRESIMANA Prenom:Saugue Etudiant: en marketing et communication Universite de Mahajanga Tel:+261343952975 E-mail:m.saugue@gmail.com Adresse: R+ porte 72 Ambondrona Majunga Fonction: Président association Grand-Sud Universite de Majunga

“Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra" FAMINTINANA CRYPTOMONNEY (bitcoin) Fikirakirana lalambarotra eo amin’ny sehatra ara bola “commercialisation devises”izay karazana vola tsy fahita raha tsy anatiny tranokala Fifanakalozana vola ao anatiny tranokala izay afaka hataon’ny olona rehetra na orinsa na mpivarotra . Afahana mahalala ny fizotrany sandam-bola indrindra eo amin’ny devise na cours isanandro. “Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra"

“Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra" TANJONA Famoronana asa hoan’ny olona rehetra Fampandraisana anjaran’ny tsirairay ho afaka hampitombo ny fidiram-bola ao an-tokantranony Famolavolana olona ho afaka hikirakira vola vahiny anaty tranokala Hitondra fampandrosoana ho an’ny firenena “Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra"

“Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra" ASA Nampiofona ireo tanora lahy na vavy ,fikambanana,vondron’olona Nampianatra ny olona rehetra hahay ny asa atao anatin’ny cryptomonney Nampafantatra ny olona ny mahakasika ny tombotsoa azo avy aminy. Nanentanana sy nandresy lahatra ny olona taminy haino aman-jery. “Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra"

“Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra" MPIARA-MIASA Universite de Mahajanga Institut de l’IUGM Orange Madagascar Fikambana “Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra"

“Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra" TETI-BOLA Sandany amin’ny Dolara Fanomezana manokana ho an'ny miralenta 70 000Ar ( 19,44 $) Miralenta sy ny fampaharetana tetikasa (Hazavao azafady) 50 000 Ar (13,88 $ ) Fahana afana nomena ny ekipa , Tsy misy fanavahana fa natao hoan’ny rehetra na olona manana diplolma na tsia di afka manao azy daholo 75 000 Ar (20 $ ) Ilaina amin’ny lafiny connexion Sy fitaovana madinika taratasy fotsy,stylo,crayon 50 000 Ar (20$) Ireo vola famatsiana mivantana na fanomezana azo tamin'ireo mpamatsy sy mpiaramiombon'antoka (Hazavao azafady) 100 000 Ar (27,77$) Nanovana fanentanana tamin’ny haino aman-jery, ny hofaany salle izay nanatsoina ny fiklambanan hiatrika fiofanana ary ny sono 200 000 Ar (55,55 $) Fitambarany 545000 Ar (151,38 $) “Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra"

IREO MPISITRAKA (MPAHAZO TOMBOTSOA) Category vehivavy Lehilahy Fitambarany % Vehivavy Nahazo tombontsoa mivantana 360 540 900 40% Nahazo tombontsoa an-kolaka (Oh. Tamin'ny alalan'ny tambazotra hafa ) 100 250 350 28% Nahazo tombontsoa amin'ny alalan'ny fampiasana teknolojia vaovao (Oh. Ny fahafahana miditra anaty tranokala, fahatafidirana anaty lisitry ny mailaka, lahatsoratra siantifika) 90 190 52,63% 560 880 1440 38,88% “Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra"

FANARAHA-MASO SY TOMBANA Nanangana page facebook Fifandraisana tamin’ny alalany facebook Fananganana fikambana hoan’ny ireo izay resy lahatra tombotsoa azo Fijerena ny salanis any olona tafiditra ao anatiny site d’exchanger mifanakalo vola Solon-tsaina Wifi Telephone “Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra"

“Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra" VOKATRA Mitombo ny olona manao fifanakalozana ara-bola 35% Fampisehoana ny fiharamonina fa asa madio ny asa , Miampy isandro ny isany olona miantso amin’ny an –tariby mombany ilay crypto Lasa maro ny olona resy lahatra amin’ny tambazotra seratsera manotany miakatra ,ny 60% izany dia tanora tsy anasa ary mitady asa ny 40% olona efa manana asa fa mitady vadin’asa “Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra"

FANAMBY SY LESONA VOARAY Inona avy no tena nanahirana? Ahoana no fomba nandravonana izany? Ny teo amin’ny lafiny fifandraisana Vaovao amin’ny rehetra ilay crypto Nezaina navadika teny malagasy ny fanazavana Ny fiheverany olona azy fa zavatra ratsy ilay izy Inona avy ireo lesona azo notsoahina sy noraisina ? Vitsy ny olona nahafantatra Betsaka liana amin’ny fampitoboina ny vola ampidirina ao an –tokatrano. Ahoana no fomba ampiharana ireo lesona voaray ? Natao fanentanana taminy radio amin’ny fanazavana mikasika izany Namory andiany faharoa ireo olona sy fikambanana rehetra mitady tetik’asa “Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra"

FAHARETANA SY FANAPARIAHANA Tsy misy faharetany ny asa Fanampiana ny fampianarana efa nomena Fahaizana mikirakira ny site hiasana sy site fanovana fifanakalozana. Amin’alalany tambazotra serasera maro samy hafa Hentanina ny tsirairay mba hahanana fahavitriana “Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra"

Hetsika iray lalao ara-panatanjan-tena izay natao na ny lahy na vavy rehefa nahazo vokatra teo fikirakirana asa amin’ny internet Fanomezana sehatra daholo ny rehetra Fanehoana ny vokatra azo avy amin’asa no nahafana nanomana hetsika Fanamparitana ny zavatra tsara azo avy aminy amin’ny sehatra ara-barotra rehetra

“Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra" DINGANA MANARAKA Inona avy ireo dingana lehibe mila tanterahina manaraka? Haparitaka manerany nosy ny tetik’asa Hanaganana siege Apetraka ny fikambanana miasa amin’ny sehatra internet rehetra eto Madagascar “Voice and choice ! Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra"

Misaotra betsaka