“Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ” FIHAONAM-BE AN-TAMPONY 2019 sokajy natokana ho an’ireo VEHIVAVY mpandraharaha ANARAN’ILAY TETIKASA: FANAMBOARANA IZZA ANARANA SY FANAMPIN’ANARAN’I MPANDRAY ANJARA SIDONIE SIMONETTA “Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ”
Hazavao eto ny MOMBAMOMBA ILAY ASA FANDRAHARAHANA! Asa: Fanamboarana sy fivarotana PIZZA Fampandehanana azy: -Manana toeram-piasana sy toeram- pivarotana, eo amoron-dalana RN6/PK 9, Fkt Antafiamalama, Kaominina Antanamitarana, Diégo II; -Zahay 2 mianadahy miara-miasa, -Fomba fivarotana: misy sur commandehn, misy toeram-pivarotana Asio sary na horonan-tsary “Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ”
DRAFI-PANDRAHARAHANA & MPANJIFA Ny drafi-pandraharahana nataonao ve manamora ny famarotanao ny asanao ary koa misintona mpanjifa maro? -Eny, satria toeram-pivarotana amoron-dalana, misy affichage manambara Tarif, voaray tsara ny mpanjifa, malaky ny fomba fikarakarana sy ny fonolorana ny filan’ny mpanjifa (5mn),afaka misakafo eo antoerana ary azo atao ny manatitra an-trano amin’ny fotoana ilana izany Teo aloha dia olona avy eo an-toerana ihany no manjifa ny vokatra fa ankehitriny dia efa manomboka mivelatra tsikelikely ka misy avy any amin’ny toeran- kafa no tonga manjifa ihany koa sady manampy amin’izany ny fanakekezana ny Aéroport Arrachard “Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ”
FIHARIANA SY FAMORONANA ASA Efa nisy vokatra maharitra na tolotra hafa ahafahanao manaporofo fa ahomby eo amin’ny sehatra ara-barotra ve ity asa fandraharahana ataonao ity? -Eny, toy ny fanaovana ranom-boan-kazo (jus naturel) isan-karazany avy @ voan-kazo misy ao @ faritra; Fivarotanana ronono velona sy Yaourt; MPAMATSY VOKATRA “Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ”
FIHARIANA SY FAMORONANA ASA Efa nitondra famoronana asa ve izy ity? -Eny, satria: Manao Jus ‘’Tsô-boloha’’ sy Jus sérise (Tsaran be ary be mpanjifa no sady anisany be otrik’aina hono izio) “Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ”
LAFINY FANDRAHARAHANA SY fitantanana ara-BOLA Manana teti-bola na fitaovana ve ny asa fandraharahana ataonao? Eny, satria : -Ny fanaovako ‘’économie’’ no nafahako nanao Teti-bola nanombohako an’ilay asa fandraharahana, MONTANT en ARIARY Renivola 1 500 000,00 Ny lany @ fanajariana/fanomanana 370 000,00 Fiataovana ilaina rehetra 500 000,00 Kojakoja (Affichage, kahier,…) 100 000,00 Frais déplacement 50 000,00 Tresorerie[compte micro finance] 2 620 000,00 Asio sary “Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ”
LAFINY FANDRAHARAHANA SY fitantanana ara-BOLA Manana porofo mivaingana mikasika ny fandaniana sy ny varotra toy ny rosia na tapakila ve ianao amin’ny fampandehanana ny asanao? -Eny, manana kahier ‘’journal de caisse’’ afahako mandrindra sy mitantantana ny asako (vola sy vola miboaka) fa kosa mbola tsy manana rosia Fanamarihana: efa an-dalam-pandinihana amaha-ara-dalana ny asako amin’izao, (fanaovana patanty, sy ny fampaiana rosia, ...) Manana petra-bola any amin’ny banky ve ity asa fandraharahana ataonao ity? -Eny, manana Petra-bola any @ ‘’OTIV’’ “Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ”
TAHIRY SY Fivelaran’NY TENA Nisy tahiry nitsangana tamin'ny alalan'ny asa fandraharahana ve? Azavao misimisy azafady -Eny misy ny tahiry fa mbola kely satria mbola vao manombaka ny asa; -Nanampy za betsaka ny fanamafisana fahaiza-manao azoko t@ Gender Links sy t@ FIDEV (fitantanana ny orin’asa madinika) fa mbola fanampiny fa ny ara- tekinika sy fananohnana ara-bola; Carnet OTIV “Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ”
TAHIRY SY Fivelaran’NY TENA Nampiakatra ny vola miditra tao an- tokantranonao ve ity asa fandraharahana ity? Nihena ve ny herisetra nianjady taminao? Azavao azafady -Eny, nampiakatra ny vola niditra toa antoka-tranonay tokoa satria ’ny fandaniana ao antokan-trano dia efa voavahany amin’ny ampahany, ary efa samy mampidi-bola izahay mivady ary miraindra araka izany ny fiaina-tokan- tranonay. Carnet OTIV “Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ”
“Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ” Vola NIDITRA SY NIVOAKA tamin’ny asa fandraharahana nandritra ny enim-bolana nanaovako an’ilay fandraharahana VOLA NIDITRA VOLA NIVOAKA FAMPIDIRAM-BOLA SARANY (Ariary) Pizza GM aux fruits de mer 562000 2925000 Pizza GM au fromage 5850000 Pizza PM aux fromage 3150000 Pizza GM special SIDO 6750000 Pizza PM special SIDO 3375000 FITAMBARANY 22 612 000 FANDANIANA VIDINY (Ariary) Frais de déplacement 300 000 Sel 3kg 6 000 Huile 15 litres 150 000 Fromages 30kg 900 000 Fruits de mer 90kg 140 000 cartons Ingredients 600 000 Salaire 1920 000 JIRAMA Kitay 360 000 FITAMBARANY 4 976 000 “Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ”
“Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ” Vinavina ny Amin’ny vola hiditra sy hivoaka amin’ilay asa fandraharahana mandritra ny enim-bolana manaraka VOLA MIDITRA VOLA MIVOAKA FAMPIDIRAM-BOLA SARANY Ar Pizza GM aux fruit de Mer 1 124 000 Pizza PM aux fruit de Mer 5 850 000 Pizza au Fromage GM 11 700 000 Pizza au Fromage PM 6 300 000 Pizza special SIDO GM 13 500 000 Pizza special SIDO PM 6 750 000 FITAMBARANY 45 224 000 FANDANIANA VIDINY Ar Sel 6kg 6000 Huile 30litres 150000 Fromages 60kg 900000 Fruits de Mer 180kg 240000 Rame de papier 90000 cartons 300000 Ingredients 1200000 Salaire 1920000 JIRAMA 600000 Kitay 360000 FITAMBARANY 5 766 000 “Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ”
“Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ” INONA NO DRAFITRA NOVOLAVOLAINAO MBA HAMPIROBOROBO KOKOA NY ASA FANDRAHARAHANAO ANATIN’NY 6 VOLANA MANARAKA? DRAFITR’ASA VOLAVOLAINA @ 6 VOLANA MANARAKA: Fampitomboana sy fanatsarana ny fitaovana ampiasaina Fanamafisana ny fahaiza-manao (Fiofanana, fandraisana anjara @ atrik’asa, fifnaninana misy, fifankalozana, ….) Fitadiavana làlam-barotra sy Mpanohana; Fanaovana dokam-barotra (Affichage, annonce, ….) Fampidirana amin’ny ara-dalàna (Pantanty,…);* Fametrahana fitantanana mirindra ary mangarahara (Rosia, facture, tampon, ….) “Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ”
“Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ” FANAM-PANAZAVANA NY ASA FANDRHARAHANA NATAOKO DIA ANISAN’NY : - Mitondra famoronana asa ho an’ny hafa satria ANISAN’NY akora fototra NY ronono sy NY voankazo ampiasaiko dia alaina avy amin’ny mpamboly sy NY mpiompy EO an-toerana; - MANENTANA VEHIVAVY NAMANA HIDITRA @ ASA FANDRAHRAHANA (modely Mpiara-MONINA); - samy afaka mampidi-bola ny vavy sy ny lahy mba hisian’ny firindran’ny tokan-trano; -Fandraisana anjaraN’NY VEHIVAVY amin’NY ASA FAMPIDIRAM-BOLA AO AN-TOKAN-TRANO . “Fampahefana ny vehivavy, ady amin’ny herisetra ”
MISAOTRA TOMPOKO